akanjon' akizy vita malagasy
23. Fiffi
(
23/03/2006 08:13)
rurik: io fa misokatra an! dia rehefa mandefa lien tahak'izao dia rehefa vitandry ny manoratra ilay adresse lien iny ? dia akatony aloha ny eo @ pc-ndry fa io no mahatonga azy tsy misokatra.:):):-*:-*
25. rurik
(
23/03/2006 09:22)
misaotra betsaka aky fa nety hojereko aloha dia ho hita eo ^:^^:^ misaotra aky.
27. Veloo
(
29/03/2006 20:18)
rurik a an3 afaka omeko anjy ny olona any frantsa manao azy hihihihi
aty tsa misy kanou :(
aty tsa misy kanou :(
31. rurik
(
30/03/2006 14:27)
Fiffi tena marina zany fa raha mbola misy ny fahafahana mividy dia mba ......
efa lavitra ihany dia aleo amizay ita no araoaraotina aloha sa ahoana .za aty dia any amin'ny tsena afrikan ireny sy sinoa no mba mijerijery anana sy mangahazo ary akondro fahandro rehafa manana fotoana makany @ville.

32. Fiffi
(
30/03/2006 16:55)
tongava wa akia aty amiko aty fa ho hafampo mihintsy ndry an! :-*:-*:-*
34. Fiffi
(
31/03/2006 04:30)
Veloo: tena ho hafampo i rurik fa aty feno mpivarotra entana vita gasy akia an! :)
35. rurik
(
31/03/2006 10:31)
angamba ry reto rehefa tena tsy mahita dia mirangorango angamba nareo any tsy manao toa ahy fa za te hihinana sakafo gasy fona isanandro satria tsy mahita :^):^):^)
Fiffi misaotra mialoha fa rehefa ho avy milaza fona:-*
veloo tsika roa miaraka an.
Fiffi misaotra mialoha fa rehefa ho avy milaza fona:-*
veloo tsika roa miaraka an.