akanjon' akizy vita malagasy

41. rurik ( 03/04/2006 07:42)
ie fa ny olana tsy mahay mandeha irery ko hi hi hi ary raha alainjy aty ky zay :-D:-D:-D:-D sady efa ampiatranoina zany no mbola alaina ko sa maro loatra :-D:-D:-D:-Ddia ny sakafo koa an hi hi hi hi
42. rurik ( 03/04/2006 07:44)
nisy adinoko dia ny vola ho entina mitsangatsangana koa an hi hi hi:-*:-*:-*:-* manadala aho fa mbola ho hita eo aky an
43. Fiffi ( 03/04/2006 07:44)
:-D:-D:-D hisy fahasambarana mihoatra an'izany ve akia ? ndryyy :-*:-*:-*
44. rurik ( 05/04/2006 07:25)
ita aky ko tena sambatra aloha aho manana andry e .
45. Fiffi ( 05/04/2006 07:29)
rurik: wadrayyyy !! tena vao niheritreritra andry zah zao fa ho any indray ny aprèm :-D:-D
46. Herimiafina ( 08/04/2006 21:12)
Ny an'ilay zaza natao batemy izay nafarana avy any Dago, ahan :@:@
47. Fiffi ( 09/04/2006 04:53)
herimiafina: ie ! fa tsy hasiana an'ity :@ ka ! :-D:-D
48. rurik ( 09/04/2006 09:09)
:-D:-D:-D Fiffi fa angaha aky io herimiafina io tena gaigy be ra:@:@:@:@:@
49. Fiffi ( 09/04/2006 13:07)
rurik! ka nivadika indray ary izy koh! aiza le hehehehe ahummm ahummmm fa lasa ity indray :@:@ :-D:-D
50. rurik ( 10/04/2006 06:51)
:-D:-D:-D
51. Fiffi ( 10/04/2006 15:17)
rurik: toa tsy nihevona akia izy ? :-D:-D:-D:-D:-D
52. Herimiafina ( 10/04/2006 15:22)
De nasiana naphtaline le akanjo de midofaka be tsy nilaivana ranomanitra intsony. ahan :@:@
53. rurik ( 11/04/2006 06:47)
:wink::-D:-D:-D:-Dio ny anjy fa tonga
ô^ry herimifina an ka akanjonjaza ve tsy ho sepotra amizany izy
sady mba vonoy kely ny sigara fa midofaka .enoko atraty mihintsy :wink::wink:.
54. Fiffi ( 11/04/2006 06:57)
rurik: tena nampihevona marina ny naphtaline an ! :-D:-D
55. rurik ( 11/04/2006 11:26)
Fiffi tsy haiko akory io we inona?
56. Fiffi ( 11/04/2006 15:31)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
57. Herimiafina ( 11/04/2006 15:44)
rurik:

Fiffi tsy haiko akory io we inona?

le fanafody atao amin'ny entana ireny akia mba hiarovana azy tsy ho lanin'ny biby kely an! Ataon'ny olona sasany fanampiananarana koa izy io, any ambanivohita any dia misy olona antsoina hoe Naphtaline! ahan :@:@
58. Fiffi ( 11/04/2006 17:22)
anti-mite ve izany ry Herimiafina ?
59. Herimiafina ( 11/04/2006 17:39)
Izi indrindra! ny nampiparitaka io anarana io tany ambanivohitar mantsy de refa hizara akanjo ry Môpera taloha de misy soratra hoe "traité au naphtaline" ilay baoritra misy ilay mbala e! de iny no hitan'ny tambanivohitra de nataony anaranjanaka, ahan :@:@
60. Fiffi ( 12/04/2006 06:36)
fa ny fofon'io taloha tena mba ratsy kosa an! soahiany fa efa mba niova izy zao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.559