akanjon' akizy vita malagasy

61. rurik ( 12/04/2006 07:42)
herimiafina vonoy kely aloha le sigara fa manepotra :oops::oops:sady le fofombava amizany manginy fotsiny :-D:-D:-D
62. rurik ( 12/04/2006 07:43)
herimifina raha ny fahazahoako azy dia ilay fofona fripery reny zany izy???
63. Fiffi ( 12/04/2006 08:16)
tsy fofon'ny fripy akia aio an! fa mba jereo anie eny @ magazay ireny eh! hoe "anti-mite"
64. rurik ( 12/04/2006 11:14)
andraso jena fa tena tsy haiko zany 8O8O8O
65. Fiffi ( 12/04/2006 11:33)
zany ve akia ? nga tsy mba misy mite any bibikely mpinana akanjo ireny ? fotsifotsy kely ireny ? sady tena mandavaka an! http://www.penntybio.com/insectes/mite.html
66. Herimiafina ( 13/04/2006 13:01)
Amin'ny friperie no tena asiana naphtaline kah, ireny mantsy misy atodi-mite, fa tsy mite ihany fa ny kadradraka koa tena dirandoza raha hanimba akanjo an!

De raha hiverian amin'ilay resaka mbala ho an'ny zàzà ihany isika izany de ny an'ilay zanak'anabaviko natao batemy io izany de nafarana avy tany Dago mihintsy ny ankanjo e! Nalaina tao amin'ny pochard e naondrana de nasiana an'io naphtalina io kely. :@
67. mamzelkely ( 13/04/2006 13:08)
adino le ahan ôôô :-w ahan :@
68. Fiffi ( 13/04/2006 14:39)
Herimiafina: tsy hafarana any Dago ka! misy aty dia zah no hijery azy :):) de aza miova hevitra ndry ry rurik fa alefako miaraka @ kitoza sy ravitoto an! :)
69. rurik ( 14/04/2006 14:30)
hi hi hi hi tapaka ny tsinaiko ato ka tandremo sao afangaro fa looooooooooooooozzzzzzzzzzzzzhi hi hi manadala aho an sao lasa ravitoto sy akanjo eo fa tsy ravitoto sy henakiso :miam::miam::miam::miam:
70. rurik ( 14/04/2006 14:31)
raikitra zany eeeeeeeeeeeeeeeeeeee
71. Fiffi ( 14/04/2006 14:59)
:) :-*:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2276