tia

1. vivi ( 18/02/2006 12:25)
tsy fantako ianareo fa za reto rehefa miheno mozika mahafinaritra na milatolanto ,d hotrany mampitombo b ny fitiavako anilay sipako, ary tena henoko we sambatra b zany za , na d tsy eo akaikiko aza izy , d lasa mandositra anireny hira reny fa lasa amoureuse b zany , asa mba manao anizany ianareo?
2. fasaly ( 18/02/2006 13:45)
ié zà kou kou tena manao izany vivi a! de lasa mandihy slow rery:cry:
ary toa lasa amoureu(se)x daholo ny oul ato zany e! tena nandalo tokou ny saint valentin ka tsy mahagaga an!:°) (l)
3. Optik ( 18/02/2006 14:03)
normaly re zany e!
Tsy hoe ianao akory no hafakely fa ôtr'izany daholo tsika rehetra.
Tandremo fotsiny sao lasa adala! Mampitapy manko io zavatra 'ray io!
4. fasaly ( 18/02/2006 14:41)
:roll:
5. hesham ( 18/02/2006 16:01)
vivi an aza matohotra amoureuse zany , tsara ange zany e . Ny maharatsy azy sao sanatria ilay olona tsy amoureux aminao . Raha zay mantsy no miseho sarotra be ny hialana amizay dia hiteraka aretimpo in1, limiteo ihany aloha sao hitomany eo .
Za tena mba te ho amoureuse be zany fa tsy misy mpikoty hihihihi .
Misy bandy mba amoureux amiko ve ato ooo . :-D:-D:-D
6. Optik ( 18/02/2006 16:03)
Anjôkakenaô!
:-D:-D:-D:-D
7. booboo ( 18/02/2006 16:46)
:-D:-D:-D
8. dadabe ( 18/02/2006 16:52)
ndao hoe tsika sy vivi haraka hiaino
9. Ralay ( 18/02/2006 16:57)
Mba andefaso an'izany mozika zany hoe zah ry vivy fa mba te hoamoureux kou :lol:(l)
10. fitia2005 ( 18/02/2006 18:42)
hesham:

vivi an aza matohotra amoureuse zany , tsara ange zany e . Ny maharatsy azy sao sanatria ilay olona tsy amoureux aminao . Raha zay mantsy no miseho sarotra be ny hialana amizay dia hiteraka aretimpo in1, limiteo ihany aloha sao hitomany eo .
Za tena mba te ho amoureuse be zany fa tsy misy mpikoty hihihihi .
Misy bandy mba amoureux amiko ve ato ooo . :-D:-D:-D

ndao oe sika ry hesham hiaraka de jerena hoe ahoana mety ve sa tsy mety izany!

11. vivi ( 18/02/2006 19:59)
hesham
12. Herimiafina ( 19/02/2006 03:30)
vivi:

tsy fantako ianareo fa za reto rehefa miheno mozika mahafinaritra na milatolanto ,d hotrany mampitombo b ny fitiavako anilay sipako, ary tena henoko we sambatra b zany za , na d tsy eo akaikiko aza izy , d lasa mandositra anireny hira reny fa lasa amoureuse b zany , asa mba manao anizany ianareo?

Zah koa vao maika tia be an'i vivi refa maheno hira favy an! :roll:hehehehe:-D:-D

13. jennifer2 ( 19/02/2006 03:38)
HM:8O, de ahoana indray ry diamondra @ zany?
14. diamondra27 ( 19/02/2006 18:53)
jenni: spekta fotsiny akia! mandefitra:-*
15. Herimiafina ( 19/02/2006 19:13)
Kay leity e! Hay moa zah koa tokony ho tia an'i DM klé! hehehehe=))=))
16. xxx ( 19/02/2006 19:24)
ka zao anie ry herimiafina e, (H+D)M=HM+DM
lasa mianahana b i vivi, tsy maintsy mandefa theorie kely fa sao d miandry vasoka ny iray, nefa zay voasoratra d voasoratra!
17. Herimiafina ( 19/02/2006 19:30)
An3! Tsy mihanahana i vivi kah!
Satria DM+vivi=HM, si et seulement si DM=vivi! hehehehe=))=))
18. lilbon ( 20/02/2006 03:46)
:?::?::?: ie refa amoureuse zany enao de aza mihaino slow zany mintss fa kilalaky henona e na jerena :-D:-D:-D
19. diamondra27 ( 20/02/2006 07:13)
zany ve ry HM?
Ny ahy indray anefa de 'zao hoe: si HM vi et DM vi alors HM+DM=Vi² de asiana an'ityo^oo^oo^o=))=))
20. fasaly ( 20/02/2006 10:51)
lilbon: ka lay kilalaky mila fahaizana fa raha tsy izany mivadika ny cheville:lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1986