tia

41. cutie ( 22/02/2006 18:21)
vivi, vo maika mampime :-D
42. diamondra27 ( 22/02/2006 18:22)
hay misy hitady hanao stip klé! andraso aloha hipetraka tsara hijery, masaka an!
inon ny couleur? tandremo fa HM nge tia aile de requin e! de aza adino njy io ry vivi, refa tonga le fotoana an!:wink:
43. Veloo ( 23/02/2006 16:45)
:-D:-D
44. vivi ( 23/02/2006 17:42)
diamondra a< ary efa tany koa angaha akia ndry fa fantatrin-dry hatramin'ny gout- any HM mihintsy an!, mba hampio ihany koa fa sao d hanaonao foana , soa ihany misy andry hihihi!
45. fasaly ( 23/02/2006 18:08)
ny hena malemy mahafinaritra fonosana papaye kou hono tiany be kouuuuu:wink::°)
46. Herimiafina ( 23/02/2006 20:53)
vivi:

sady @zay anaovana strepteese @ herimiafina , io anie tsy n'importe qui fa amerikianina e! hihihihi,

Zah akia ry chérie gasy be mahintsiny an! Gasy ray sy reny! i dadabe sy bebe koa toa mbola gasy ihany, sady zah tsy tia amerikana izany klé,hehehe=))=))

Tsotra fotsiny akia an1 Aza mekanjo refa tonga any zah de tsy sahirantsaina hitady akanjo njy! hehehe=))

47. vivi ( 23/02/2006 21:15)
tena hotrany hevitra mety koa zay ry herimiafina , fa tsy hiakanjo za fa tonga , d lay!, nefa efa henoko ianao we tsy tia anireny direct reny fa ilay mba misy suspens nno tinao!,
zay aloha tsy t halala fa rehefa any amerika d amerikianina, zay, toa any fasaly zao , aty frantsa , d frantsay zay , sa ahoana?
48. Veloo ( 24/02/2006 01:44)
:roll:
49. fijo ( 24/02/2006 04:18)
vivi an,mba te ho tsaroandry aho rehefa misy hira milantolanto be
50. vivi ( 24/02/2006 10:47)
zany v ry fijo!,lasa tomber dans l'eau eo koa !
51. bilakarenjy ( 24/02/2006 15:05)
f'angaha ianao ry vivi manana saka ?
52. vivi ( 26/02/2006 10:17)
bilakarenjy
53. bilakarenjy ( 01/03/2006 14:44)
vivi>taitra be za nahita ity fanontanianao ,tsy resaka ratsy aloha no antony nanontaniako anao ny fanananao saka fa tena resaka mahafinaritra sy tsara be sady ataoko fa mety tsy dia hoe ilay saka loatra no tena izy fa ny toetran'ilay saka sy ny fiainany.Azonao ny tiako ambara ry vivi fa somary ahodiko kely ny famaly aza fa tsy ataoko mivantana loatra :oops::oops::-w:-w
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9654