tia
21. lavatsofina
(
20/02/2006 15:15)
raha hira milantolanto fotsiny dia efa mahalasa revy ry tia dia aleo ovaina an'ilay gidragidra tena mampitsangam-bolo ireny mba hampalefaka ilay fitiavana fa matetika ny hira mandeha ao amin'ny téle sy radio dia ireny hiram-pitiavana ireny ka aiza no tsy ho lasa gaigy ny tanora ,marina izany e!:idea:
23. Herimiafina
(
20/02/2006 16:53)
Maninona ndroky ry fasaly kely? Toa mipitrapitra mahafatifaty kely? Misy tsy mety angaha? hehehe:-D:-D
24. fasaly
(
20/02/2006 17:11)
:-D kou i lavatsofina manao r'tia kou!:°)
de mbola nandinika kely zà:-D:-*
de mbola nandinika kely zà:-D:-*
25. Herimiafina
(
20/02/2006 17:13)
De ahoana indray raha manao chérie izaho? Mbola mahalasa saina ihany koa ve? hehehe:-D:-D
26. vivi
(
20/02/2006 17:26)
cherie @ ahona ary? , fasaly aza manodinodina any herimiafina eo an ! hihihi, ary inona ity bisous b ty ?
27. fasaly
(
20/02/2006 17:31)
hery:* de tezitsa veuh vivi.....zay hifanarahanareo any kalou tsy fantako fa zà faly beuh nahazo chérie fa tsy rtia:-D
28. Herimiafina
(
20/02/2006 17:32)
Tratra klé! Mifona re ry chérie an! Aza omena tsiny zah tsy fidiny e! Hormone daholo no mahatonga an'izany, hehehehe:-D:-D
30. Herimiafina
(
20/02/2006 17:38)
Tairo fa samy chérie-ko daholo na fasaly na vivi e! Mety ve sa tsy mety? hehehehe:-D:-D
31. fasaly
(
20/02/2006 18:13)
mitady hanao otran'ny dadabe kou an!:x
manana bebe bdb de ny anjy zany tantine bdb kou....:-D
manana bebe bdb de ny anjy zany tantine bdb kou....:-D
32. Herimiafina
(
20/02/2006 18:21)
Tsy mety ve ny dikan'izany akia ry fasaly? Ao ary fa ataotsika miafina e! hehehehe=))=))
33. vivi
(
20/02/2006 20:34)
azafady an , tsy misy zany miafina zany an!, za sy fasaly ary hanatanteraka ny fantasma-ny herimiafina , aza miteniteny an!, mba nofinofiso kely fotsiny!!!!
34. Herimiafina
(
20/02/2006 20:43)
Tena loza mahintsinay anie ry vivi ny hafitsoko e! Asa ianao angamba no hahavita hamatotra anah tsy haditra sy ho fidèle be amin'izay klé. Omeo torohevitra zah! hehehehe:-D=))=)):-D
35. vivi
(
21/02/2006 10:25)
inona koa ary no mampme any herimiafina @zany , toa tapatsinay b mihintsy ndray ary toi zany!, tongava ary aty amiko hampianariko tsy haditra e, fa tena tsy maditra tokoa anie!,
36. Herimiafina
(
22/02/2006 01:18)
Ary ndroky marina hoa ry vivi tsy mba mihomehy mahintsiny fa ahoana e?
Ho any aminao tokotrany eo anie zah e!:-D
Ho any aminao tokotrany eo anie zah e!:-D
37. vivi
(
22/02/2006 09:13)
ka sipa serieuse v himeme zany e!hihihi,miandry anao ary ty za, fa tsy maintsy miomana aloha fa tsy manana akanjo manataitra , fa rehefa manan d raikitra ny top zany , sa ahoana ry malala
40. vivi
(
22/02/2006 18:16)
o, ry cutie sy veloo, inona akia ilay mampimé, anareo , ilay tsy manana akanjo v?, aza hiomehezana akia fa tsy misy marina e!, lafo b anie ny nuisette e; sady @zay anaovana strepteese @ herimiafina , io anie tsy n'importe qui fa amerikianina e! hihihihi,