manatrika fetin'anniveraire

1. Herimiafina ( 26/01/2006 06:23)
Manao ahoana kay ny fihetsemponao raha ny sipanao tsy nety nanao fety niaraka taminao tamin'ny anniversaire-nao kanefa izy mazoto manatrika ny fetin'anniversaire-n'ny namany ary foiny tanteraka ianao na dia efa nisy programma hafa tokony hiarahana aza? hehehehe:-D:roll::roll::roll:
novalian'i vivi ny 28/01/2006 18:17
2. diamondra27 ( 26/01/2006 07:04)
malahelo de manontany azy ny antony:snif::snif::snif::snif:
3. mumu ( 26/01/2006 07:07)
raha za manokana de sarahako ilay bandy ny namany zany no tiny no iza kou!
4. maelys ( 26/01/2006 07:36)
malahelo de misaraka, efa tsy de misy intêret aminy tsony ianao zany !!!
5. Vahinala ( 26/01/2006 08:14)
Zay mintsy, efa fanehoana ny tsy firarahiana anao intsony izany ka inona no mbola hiaretana aminy eo.

Herimiafina > hehehehehe
6. xxx ( 26/01/2006 08:39)
Ny fihetsem-po ve? mihetsika normal ny fo ka, fa refa tonga koa ny azy dia tsy atrehina sy tsy asiana sira, ze tsy mahazaka mialoha no miala.:°)
sw
7. pissoa ( 26/01/2006 08:51)
Miombon-kevitra amin'i sw :°)
sw> Elaela tsy hita an! :-*
8. maelys ( 26/01/2006 09:04)
xxx
9. booboo ( 26/01/2006 09:40)
ay ay ay, zany kosa klou tsy antony tokony hisarahana amiko e! Hombohiko klou dé refa mety amiko ny marimaritra iraisana teneniny anà dé avelako mandeha. Samy ifanaovanay tsindraindray manko ny raha ôtra zany : ny raha important aminy ndraindray, bof beeeeeeeeee amiko mitsy :°):°)
10. mamzelkely ( 26/01/2006 10:36)
za de tena mitovy hvt total am sw de zay iray ts mahatanty
11. fasaly ( 26/01/2006 11:42)
mifanazava klou hoe inona no antony tsy nanatrehan'ny anniv-nao kou! raha ohatra kosa nareo niady grave de mety zay ny fantany fa mety ? fa raha tsy nisy ady de tsy misy afa tsy ny fanazavàna kalou zay vao hita zay hatao, fa ny fo ve tsy halahelo na izany aza fa mora afaka iny:(
12. maelys ( 26/01/2006 12:24)
ka raha oh ndray ka efa zvt fanao le izy de ahoana ! sady anniv zany ne daty efa fantatra mialoha e ! raha tsy hoe tena sendra ny tsy azo anoharana angaha (fahoriana, tsy fahasalamana, examen ...). de avy eo ndray le izy niampy hoe fotoana efa vita de nilaozany niaraka t@ namany !!!!!
13. cutie ( 26/01/2006 12:38)
: Herimiafina [ Valio ] 26-01-2006 10:23:54
Lohateny : manatrika fetin'anniveraire
Manao ahoana kay ny fihetsemponao raha ny sipanao tsy nety nanao fety niaraka taminao tamin'ny anniversaire-nao kanefa izy mazoto manatrika ny fetin'anniversaire-n'ny namany ary foiny tanteraka ianao na dia efa nisy programma hafa tokony hiarahana aza? hehehehe

misy tsy azoko kley le fanontaniana:
fanainiany ve no tsy nanao fety sa nisy antony tsy nahafahany?? Raha zay manko de samihafa mitsy.
14. mamzelkely ( 26/01/2006 12:47)
de toute manière ca ne se fait pas zvt ôtran zany ee sipanao zao ve de sahinao ny ts hanatrika ny anniversaire-ny fa impiry isataona izy no hi-célébrer anniversaire sauf angaha ra ohatra ka we cas de force majeur mits le izy we nisy olona narary na maty na je c pas na ko we ts eto antoerana le olona fa ra odina fananina kosa alo de tena tsssssss ialao fa ts misy ilavana azy, za kosa alo ra atao an zany tena malahelo ary mety ho sarotra amiko ny hanadino surtout ko we fantatro fa we refa anniversaire an namany de mande izy fa ny anniversaire-ko za sipany njay no odiny fanina fa ady ts vita zany serieux ee:lol:
15. fasaly ( 26/01/2006 13:11)
hihhihi! mamzel: calmos, ka ny antony zao mbola anjasana an'i hery hoe fa naninona tsotra izy no tsy tonga, satsia zà capable tsy tonga raha nisy ady nifanaovanay ohatra fa tsy midika fa mody fanina aho fa be fo lotra de tsy tonga ohatra;
o ry hery a! fa inona no nitsanga tany marina kalou e! miandry anao ny forum kalou hamaly:idea::wink:
16. mamzelkely ( 26/01/2006 13:20)
hihihihi ka marina kosa ange ky io vôlazako io ee fa mila precision avy am hery marina klou fa ô de za nomivatravatra ôtran adala eto ftsn:-D:-D
17. Veloo ( 26/01/2006 16:25)
matao izy tsy nande tsy ti anjy izy ry heri a:°)
18. Herimiafina ( 26/01/2006 16:44)
cutie:

misy tsy azoko kley le fanontaniana:
fanainiany ve no tsy nanao fety sa nisy antony tsy nahafahany?? Raha zay manko de samihafa mitsy.


Fanahy iniany kah, nilaza mialoha mihintsy izy ohatra fa hoe tsy tiany ny akaman'ilay bandy manana anniversera, de tsy ho avy any izy.
19. cutie ( 26/01/2006 16:46)
herimiafina in hono no tsy itiavany azy :roll:
20. Herimiafina ( 26/01/2006 16:51)
Tsy haiko akia fa lazain'ilay sipa fa tsy tia ny naman'ilay bandy hono izy sady tsy tia resaka sy fosafosa hono e! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3267