manatrika fetin'anniveraire

41. cutie ( 26/01/2006 18:14)
jos13 [ Valio ] 26-01-2006 22:09:50
Lohateny : Re : manatrika fetin'anniveraire
eny , e mety tsy important aminy koa zay anniversaire fa ilay fitiavana no misy valera @ fa tsy anniversaire , mety karazana olona tsy tia , fihetsiketsehana izy , na fety toi ny luindi de paque na st valentin sns , ka ny olona koa anie samy manana ny toetrany e!, tiany hampiseho aminilay bandy mihintsy ny toetrany e, fa tsy anao cinema foana , ka mody nandeha t@ anniversaire ny hafa izy !

i jos13 no nahavaly ny fanontaniako 8)
42. Herimiafina ( 26/01/2006 18:17)
Fa raha zah klou ny eo amin'ny toeran'ilay bandy de izao no ataoko e, rehefa tsy mamokatra ny resaka hifanaovana sy hifanazavana amin'ilay sipa de tsy miraharaha tsony zah fa de avelako manoa izay tiany any izy fa zah koa mba manao izay tiako e, sipa be dia be eran'ny tanàna io knou, sady favy be daholo klé, hehehehehe=))=))
43. cutie ( 26/01/2006 18:18)
herimiafian , de ze resaka aniversaire ve , mampa.
44. Vahinala ( 26/01/2006 18:20)
Herimiafina > D zay vhv koa miteny hoe any koa ianao fa bandy be dia be eraky ny tanàna io kle ! hehehehehe=))=))=))=))
45. Herimiafina ( 26/01/2006 18:20)
cutie an, mampa anie e1 Fa refa mahatsapa koa ianao fa tsy de tian'ilay sipa de vao maika koa mampa e! Tsy aleo ve manavotena sao rendrika ao klé. Le sipa klou tia fetifety be mahatsiravina mihintsy e! hehehehehe:-D:-D
46. cutie ( 26/01/2006 18:21)
mampime nareo :-D
47. Herimiafina ( 26/01/2006 18:25)
Eny e! mila mi-comprendre foan klou anie e! Tsy tokony hifanome tsiny fa tokony ho franc tsara daholo. Tokony samy hiezaka fa tsy hoe ny iray ihany no hiezaka de izaho misantatra fotsiny, It's not fair raha izay!:-D
48. cutie ( 26/01/2006 18:30)
herimiafina de lazao an'zany zany le bandy tompon'ny aniversaire e :-D
49. Herimiafina ( 26/01/2006 18:33)
Ie, fa le sipa koa tokony hahafantatra an'izany izao kah, de tokony ho izay fa tsy le bandy irery no tokony hahafantatra sy tonga saina amin'izany, hehehehe:-D:-D
50. cutie ( 26/01/2006 18:34)
de lazao zany izy roa e :-D
51. Herimiafina ( 26/01/2006 18:37)
hehehehehe, efa fantany kah, aleo ny tohiny no jerena e! hehehehehe=))=))
52. cutie ( 26/01/2006 18:43)
nalaky kosa zany :-D
53. jos13 ( 26/01/2006 18:44)
o ry hery an ! ka mety olona vao niaraka vao haingana koa anie izy ohatra e! ka mbola mifampijery toetra ka tsy maintsy misy iray mihezaka fa raha vao tsy izay d tsy miroso mihintsy ilay fiharahana , fa matoa misipa aloha d mifankatia, fa tokony hifandefitra , ary tsy tokony anao anizany we , za milay na sipa betsaka izany! , na betsaka ka hitety anizao tontolo izao aza , fa ilay izy anie mety ny tena ihany anie misy olana fa tsy ilay miaraka @ tena ihany koa , ka tokony ny tena no hiezaka hiova fa tsy miandry ny hafa mihintsy
54. Herimiafina ( 26/01/2006 18:52)
Ka zay mihintsy kah, olona efa niaraka elaela ihany ireo, fa ny hitako olana dia toa mifanafina, toa manao jeu ambadika otsan'izay, samy maditsaditsa aza ny fahitako azy fa indraindray misy fitiavana ihany de samy maradratra kely eny de mitohy ihany e!

Fa raha zah hoa le olona na le bandy na le sipa de reveko milay, izay tiany any azony hatao tsy mampaninona ahy fa zah kosa tsy azony rarana tsy hanao izay tiako nefa izy manao izay tiany e!
55. cutie ( 26/01/2006 18:55)
herimiafina, de valio aza le fanontaninao ery ambony ery raha zany :-D
Herimiafina [ Valio ] 26-01-2006 10:23:54
Lohateny : manatrika fetin'anniveraire
Manao ahoana kay ny fihetsemponao raha ny sipanao tsy nety nanao fety niaraka taminao tamin'ny anniversaire-nao kanefa izy mazoto manatrika ny fetin'anniversaire-n'ny namany ary foiny tanteraka ianao na dia efa nisy programma hafa tokony hiarahana aza? hehehehe
56. Herimiafina ( 26/01/2006 19:00)
Ny ahy anie efa voavaliko fa ny hevitry ny daholobe hafa no tedaviko e! Mitady cadre de reference izaho io, entiko hamahana ny olan'ilay olana hehehehe:-D:-D
57. cutie ( 26/01/2006 19:07)
de fa nahita ve ?
58. Herimiafina ( 26/01/2006 19:09)
EFa nahita fa misaotra daholo e! Enga anie izy roa ka hisaraka tsy misy hatak'andro any fa mahatsiravina klé, hehehehehe=))=))
59. cutie ( 26/01/2006 19:11)
:-D:-D:-D
60. jos13 ( 26/01/2006 19:14)
za aloha raha tiako ilay olona d hiaretako ilay izy fa ndraindray koa anie ilay piment hotranizany no tena tian'ny mpisipa e!, fa rehefa ilay misosasosa b reny toa efa mankaleo e, fa ilay omeko tsy homeko reny no tena tsara , misy koa anie lhl,na vhv tsy tia raha vao fiarahana tsy misy complication e; za manokana aloha d zany mihitsy e!raha vao lhl tia anahako b reny tsy d tiako fa raha vao izy somary mampifila zay d ee, tena mahatara ahy , fa @ zay koa za somary mampifila keli koa d , lasa jeu foana ilay izy !, tsy manao fanahiniana fa tena naturel mihintsy io toetra io!, zany za tsy mba manana sipa anireny romantika reny fa somary reny mampijalijali reny foana! aza miady @ zany zany wa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.102