manatrika fetin'anniveraire
22. Herimiafina
(
26/01/2006 17:15)
Eny akia an! Fa na dia izany kosany aza mba important ihany izany hoe anniversaire-n'ny sipanao izany anie ry cutie e! De maninona nefa ianao any ankafa ary no mazoto be nefa misy oolona tsy tinao koa ny naman'ilay namanao any, mitovy ihany izany e!
Sa le hoe sipanao mihintsy no lasa mahamenatra? Ahona ny hevitrao amin'izay?:roll:
Sa le hoe sipanao mihintsy no lasa mahamenatra? Ahona ny hevitrao amin'izay?:roll:
24. Herimiafina
(
26/01/2006 17:21)
Eny e! Mety ho marina izay, mety fahadisoana avy amin'ilay bandy ve? Kanefa ve izay tian'ilay sipa ihany no tokony hatao? Fanontaniana ny ahy an!:-*
25. cutie
(
26/01/2006 17:26)
ka efa hainy tsotra zao ve fa tsy tian'le sipa le akamany de mbola nasaina foana. Le bandy zany no diso. :P
26. Herimiafina
(
26/01/2006 17:28)
Ka tsy raison pertinente iny ny fahitako izany satria ny naman'ilay olona hafa andehanany koa tsy tiany kanefa izy niady varotra hanatrika any klé. tsssss:-D
28. Herimiafina
(
26/01/2006 17:30)
De midika izany fa tsy tiany ny sipany, fa maninona aza no fikiriny tsy hahafahany any rehefa tsy tiany fa andaingany lalandava ao e?:-D
29. cutie
(
26/01/2006 17:32)
toa niova njay izy zany ry herimiafina, nga tsy we tsy nandeha tany @ le fety koa le sipa , fa mbola nandainga koa :roll:
30. Herimiafina
(
26/01/2006 17:36)
Tsy de tena haiko, fa otran'ny mandainga izany e! Ohatra andeha any amin'ilay anniversaire de be fikafika de mosy zavatra hatao hafa no tenenina kanefa izay no pro knou!
32. Herimiafina
(
26/01/2006 17:40)
Tsy haiko fa izy ihany no mahafantatra an'izany kah, asa izay ao antsainy e! Rah mba azony hazavaina eto moa ka haninona? hehehehe:-D:-D
34. Herimiafina
(
26/01/2006 17:56)
Misy inona ry cutie, toa mipitrapitra be njy izany klé? hehehehehehe:-D:-D
38. Herimiafina
(
26/01/2006 18:08)
Hay, afampo sa tsy afampo ary! Raha tsy afampo de mbola ampiana, hehehehehe:-D:-D
39. jos13
(
26/01/2006 18:09)
eny , e mety tsy important aminy koa zay anniversaire fa ilay fitiavana no misy valera @ fa tsy anniversaire , mety karazana olona tsy tia , fihetsiketsehana izy , na fety toi ny luindi de paque na st valentin sns , ka ny olona koa anie samy manana ny toetrany e!, tiany hampiseho aminilay bandy mihintsy ny toetrany e, fa tsy anao cinema foana , ka mody nandeha t@ anniversaire ny hafa izy !