manatrika fetin'anniveraire

61. Herimiafina ( 26/01/2006 19:14)
Sady gaspillage ny fiainana fotsiny, bandy sy sipa favy be lavitra mameno tanana io ka no hanimba tena amin'ny fiarahana toa izany! Mety kivy mafy mihintsy ny razambeny mitazana avy any ankoatra any angamba klé, hehehehehe:-D:-D:-D:-D
62. cutie ( 26/01/2006 19:18)
aza asarotina le fiaianana e 8)
63. Herimiafina ( 26/01/2006 19:23)
Raha familafilana kelikely madinika miampy honneteté anie ry jos13 de tena favy otran'izany e! Fa ny fahitako an'ity an-dry zareo ity toa manipulation be sy laingalainga miaroaro zavatra tsy matotra izany e! hehehehehe:-D:-D
Rehafa misy fety hikambanana ohatra de le vadin'ileiry tsy miaraka aminy fa miaraka amina bandy hafa makao de ohatr'izay hono fa izay no tian'ilay sipa e!
64. jos13 ( 26/01/2006 19:24)
eny wa akia ;raha vao hampiasaina saina b koa ilay fitiavana d lasa tatara b, fa reveo manja eo foana e!, matoa miaraka mifankatia wa, iza koa ano gaspillage araka ny teninao we hampiaraka aminolona tsy tiana , fa sami miseho milay fotsiny !
65. Herimiafina ( 26/01/2006 19:28)
Ary raha samy miseho milay dia ny verdict-ko de aleo faranana fa toa hanimba zavatra izany fiarahana izany raha tohizana e! Sa tsy mety zany verdict-ko izany ry zareo?
66. cutie ( 26/01/2006 19:29)
fa manin aza no faranana :P
67. Herimiafina ( 26/01/2006 19:32)
Tena tsy misy avenir milamina izany ry cutie an, zavatra kely izany aza ve de efa hasiana olana koa maika fa refa zavatra ngodabe iraya hafa? Mba marina e! Fahendrena ny manajanona raha hita fa misy tsy de mety loatar sady efa one-way street be e! hehehehe:-D:-D
68. cutie ( 26/01/2006 19:35)
tsy matotra ry zareo zany raha ze zavatra kely iny no asiana olana.
herimiafina koa ohatran'ny faly hampisaraka fotsiny
:-D
69. Herimiafina ( 26/01/2006 19:38)
Zah tsy faly hampisaraka kah, fantatro fa mafy izany fa hitako hoe mbola mafimafy kokoa ny hiaraka e! Mba kaozy e! comprends-moi klé, hehehehe:-D:-D
70. cutie ( 26/01/2006 19:42)
zahay aloha tsy mahita ze fandehan-javatra any, fa nareo any ngamba no mi-comprendre bebe kokoa, mihoatra anay. hehehehe :-D:-D
71. Herimiafina ( 26/01/2006 19:46)
Zah ary aiza raha fantatry njy izao manoratra izao o? hehehehehe=))=))
72. cutie ( 26/01/2006 19:47)
any ho any :-D
73. Herimiafina ( 26/01/2006 19:51)
Tys ampoizinjy fa zah tsy hiteny e! hehehehe=))=))
74. Veloo ( 26/01/2006 20:16)
ka efa oe matoa izy tsy mande mety tsy ti knou... aiza ve anif'ny sipanao de tsy ande enao?8O
75. Herimiafina ( 26/01/2006 20:44)
Zany ve akia ry Veloo, n'inon'inona antony tokony handeha foana o? hehehehe:-D:-D
76. jennifer2 ( 27/01/2006 04:29)
:wink:, tsy voatery handeha raha tena misy raison tsara ka!
77. Veloo ( 27/01/2006 17:20)
ka raha miady/misaraka ndray afa knou io ihany no raison itako tsy andehanana
78. Herimiafina ( 28/01/2006 01:41)
Rehefa tena nodinihina lalina de nisy porofo hafa nivoaka ka dia hita fa mihitatra lavitra be noho ny resaka anniversera ilay resaka. Ka noho izany dia nandray fanapaha-kevitra izahay izay manao sonia eto ambany fa hotohizana ny fiarahana izay tsy misy ho avy matotra ary ho faranana rehefa tokony hifarana, fa tsy izao aloha fa rehefa milamina ity resaka ity. Vita hatrreo izany e!
HM, HM, HM, HM hehehehehe:-D:-D
79. cutie ( 28/01/2006 15:43)
: Herimiafina [ Valio ] 26-01-2006 23:51:01
Lohateny : Re : manatrika fetin'anniveraire
Tys ampoizinjy fa zah tsy hiteny e! hehehehe

any @ le bandy ve ?
80. vivi ( 28/01/2006 18:17)
io v ,iziroa no nifanaraka sa ilay bandy no nanampaka?, mety aloha zany fanamphankvt izany e, satria ny androany aza efa manahirana ny pbl ka maika handinika ny rahampitso indray , aleo ny fiarahana androany no atao tsara d io no mitambatra manome ny rahampitso , io d mahavoa atsika vhv gasy na izao koa aza tsy mbola misy fiarahana mankaiza d ny afaka 1taona no sainina ka na zvt tokony handeha tsara d lasa tsy mandeha satria lasa matahotra ilay bandy na ilay sipa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7551