Volokelika

1. xxx ( 24/01/2006 09:09)
Hitanareo rehefa manala volok elika a!raha alàna amin ny rasoir lé izy dé afaka tsara fa ny blem dé ny hoe maninn no lasa maintimainty ny elika?? inn no crème ataonareo aminy na ohatra izany
mba toroy hevitra !
novalian'i Veloo ny 29/01/2006 01:25
2. lapino ( 24/01/2006 09:45)
maninn no lasa maintimainty ny elika?

Ary ny an'i xxx misy fakany ny volo an! Ahoana koa izany? :wink:
3. kala ( 24/01/2006 10:43)
tsy manin ange na tsy esorina aza ê! Atao rastà:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Laingako zany fa ny anà aloha tsy misy maintimainty zany ê! Efa niala le volo maintimainty...
4. vale ( 24/01/2006 10:51)
Ny lame ampiasaina indray handramana soloina oe!mifidiana le trois lames ireny mintsy, asio crème dépilatoire ihany koa rehefa manala azy e!!!(sarotra be ny hanome "marque" satry lasa manao dokam-barotra ):wink:
5. lemenakely ( 24/01/2006 11:34)
tsy misy afatsy ny netindrazana ihany no tsara indrindra e dia ny mampiasa pince à eipler sady ela vao maniry in1
6. Vahinala ( 24/01/2006 11:39)
Nena koa aloha ts misy maintimainty zany e, sady za tsy mampiasa crème fa savony ihany dia vita, ny olana fotsiny dia vetivety dia maniry izy fa mila mahavatra tsara.
7. xxx ( 24/01/2006 13:08)
rehefa avu manala volokelika akia dia hosory menaka pandalao a
8. Joklinrabe ( 24/01/2006 13:35)


ok jereo tsara dia ok
9. kala ( 24/01/2006 13:39)
Tsy misy mentimenty zany wa raha kakasana tsara...
Le mampiasa pince à épiler aloha milay fa mila faharetana. Fa sûr fotsiny tsisy volo hijanona nefa tandremo sao tsy mahatanty fa mahararirary kely. Ny anà aloha no henoko fa tsy haiko:wink:
10. booboo ( 24/01/2006 13:48)
mety manimba ny nerfs kely isakarazany reny alàna tsiraidraika reny kouh ! sady maharary velona ! :^)
11. vale ( 24/01/2006 14:32)
zà lony tena tsy matanty ko é, efa nanandrana ihany aho fa tena kaiiiiii,:-D
12. vale ( 24/01/2006 14:35)
vahinala> :wink:ny asan'ilay clem ange ky manamora ny fanalana azy é, no miala ambakan'ny fotony mintsy kooo! de ela ko vô maniry avy eo !:wink:
13. fasaly ( 24/01/2006 14:51)
lemenakely:

tsy misy afatsy ny netindrazana ihany no tsara indrindra e dia ny mampiasa pince à eipler sady ela vao maniry in1


efikasy tokoa ireny ary elabe vao mitsiry fa tandremo fa misy fiantraikany amin'ny nerfs ny epilation à pince, de ndraindray mitarika tumeur an!
14. fasaly ( 24/01/2006 14:54)
ny ahy kou alou misy maintimainty e! fa ny fahitàko azy lay maratra voarangitra ny rasoir, fa rehefa madio tsy midoroboka ny helika de efa zay no izy kou! sady maha maimbo elika ery reny lavavolokelika ireny anie e!
15. kally ( 24/01/2006 15:42)
Ny ahy alàko @ cire fa ilay rasoir tsy lasako fa sady maratra marary be foana ny heliko raha vao raser-na no ny ampitson'iny dia maniry dia isan'andro izany dia hiharatra foana nefa indraindray maika.Cire iny atao indray mandeha isam-bolana @ fotoana malalaka tsara madio sady tsy misy tasy.Fa samy manana ny fahazarany.
16. xxx ( 24/01/2006 17:24)
tsy hoe mainty be manao ahoana anie ny tiako hotenenina aminareo e!fa misy ny an ny olona fotsy tsara!sa avadika ndrya lé fanontaniana hoe maninn àry ny an ny sasany madio tsara e!malama tsara no tiako hotenenina fa tsy hoe maloto ange lé maintimainty e!
17. fasaly ( 24/01/2006 18:04)
lay madio tsy misy tasy ireny lay manongotra am pince na la cire fa ny mi raser matetika lasa misy tanche foana, de anjaranao no misafidy zany e!
ny hongotana alou malama madio tsara fa izany manimba nerf zany de aleo tandrema ihany ny fahasalamana e!
18. Vahinala ( 24/01/2006 18:48)
vale > le clem épilatoire ve no lazainjy sa inona aloha e ? Za aky efa nanao ireny épilatoire reny ka naosotra ka navela teo efa ho 30min ka héhéhéhé tsa niala tanteraka ilay raha fa mbola misy ihany tavela tao koa ! Leo be za d nariako tary fa rasoir ihany no ady eo ! :-D:-D:-D
19. yonikafopl ( 24/01/2006 18:55)
Za taloha tam mbola tany dago an, lavenona no ampiasaiko, osorana lavenona ny helika, de avy eo ongotana am tanana, fa nadio be tamzany, fa zao sady tsy mahita lavenona no tsy mahazatra miaritra manongotra eo de aleo razena, fa lasa maintimainty tokou kalou eeee
20. Veloo ( 24/01/2006 19:46)
ampiasao ny laser ry reto a... tsy misy mi-pi mihitsy ...
io aloha na inn na inn atao tsy mety afaka e...fa raha mahazara manongotra to tsy misy intsony hono? za aloha tsy mahalala e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1356