Volokelika

41. vale ( 25/01/2006 20:04)
fasaly:

lay madio tsy misy tasy ireny lay manongotra am pince na la cire fa ny mi raser matetika lasa misy tanche foana, de anjaranao no misafidy zany e!
ny hongotana alou malama madio tsara fa izany manimba nerf zany de aleo tandrema ihany ny fahasalamana e!

fasaly à: raha maimaika tokou alo tena maratra @ le mirazé é :-D fa saingy zaho mi-razé arahiko crèma fa tsy misy mentimenty zany kooo !

42. fasaly ( 25/01/2006 20:07)
vale sambatsa zany njy fa ny ahy aloha maratsa de lasa memntimenty e! fa zà koa ngamba kofokofoka be mahintsy ao anaty bain ao kou! tsy henjaninko tsara lay helika de ketroketrona ny hoditra de piaritiko foana de zay no mamparàtra azy aky!:wink:
43. Vahinala ( 25/01/2006 20:28)
vale > Hihihihi ieu mitovy mintsy tsika roa zany koa !

fasaly > tanjemo zany aky fa sady mangirififry ange le maratra iny ka hosorana déo avy eo! houuuuuuuuuu
44. Veloo ( 25/01/2006 20:46)
45. kala ( 26/01/2006 05:17)
dadabe > mba manala fotsiny zà fa ouain be à'izany raha alavaina daholo ny volo kou. Na izany aza :* foana ê! . eto @ serasera kou angaha hita we lava ny any ambany fohy ny any ambony.

F'aleo wa rasoir : tena madio tsara izy amin'iny. Somary ampiakarina tsara ny tanana atao 90° ny angla de lasa amin'izay...Jereo ange ny tanako ê!:-D:-D:-D:-D:-D:-D
46. fasaly ( 26/01/2006 05:19)
Vahinala:

vale > Hihihihi ieu mitovy mintsy tsika roa zany koa !

fasaly > tanjemo zany aky fa sady mangirififry ange le maratra iny ka hosorana déo avy eo! houuuuuuuuuu



zà tsy de tia mapiasa déo fa mandomando reny, fa ny fampiasako ilay stick reny, maina rehefa mansototsa azy no efikay ihany koa.
47. fasaly ( 26/01/2006 05:22)
lay mampiasa cire aloha tsy ho ahy mintsy e! satria ny volo raha fohy tsy afaka ny cire fa mila volo lava vao afaka ny cire, nefa ny ahy vao mitsiry 2mm s"efa manelingelina be ahy henoko mavesatsa be ny heliko de mi rasé isan'andro rehefa mandro iny tsy de hoe mandany fotoana firy fa mi passer kely rasoir d'efa efa vita kou!
48. mamzelkely ( 26/01/2006 09:29)
de ny anjy ve zany fasaly ts mainty ny elik njy ny ana lasa mainty am le mi-raser fa za mahita fa le helika mainty ts avy am le raser-na fa mety ts mahazaka déo angamba de lasa mainty le helika fa za zao deo soin no apesaiko vapolait de mba ts manin tsony fa za ts mahazaka le stick na deo tsotra
49. fasaly ( 26/01/2006 11:52)
mamezl: aza mampiasa produit misy alcoo fa zany no tsy ahazàkanjy azy , ohatra dove zao tsara
fa ny ahy reny stick reny ihany fa mino zà fa tsy ny déo no mahamainty ny helika aky raha mi rasé a! satria zà refa mirasé de somary maràtra kely de iny no lasa takopery de lasa tache mainty ny fahitako azy! kanefa rehefa mi rasé tongotra tsy maninona an!
50. mamzelkely ( 26/01/2006 12:37)
zany ve efa déo sans alcool mits zany apesaiko amizao zany ka "vapolait roger cavaillès" fa hitako mits du moins ny experience-ko aa ny nahamainty ny heliko a de le déo ts zakako de zay de zao lasa sarotra be ny manala an le izy de efa eo izy de ekena hihihihi

ny tongotro ko ange ts manin mits eee nef mi-raser isaky ny 2 jour za
51. fasaly ( 26/01/2006 12:59)
de lay elika mintsy zany no sensible am tache raha izany aky! sampna e! fa iny kou nge miforotra ao foana tsy koi fa izy misy volo lava be mirangaranga vao koi e!:wink:
52. mamzelkely ( 26/01/2006 13:17)
:-D ie zay mits :-D
53. vale ( 26/01/2006 21:42)
fasaly:

vale sambatsa zany njy fa ny ahy aloha maratsa de lasa memntimenty e! fa zà koa ngamba kofokofoka be mahintsy ao anaty bain ao kou! tsy henjaninko tsara lay helika de ketroketrona ny hoditra de piaritiko foana de zay no mamparàtra azy aky!:wink:


fasaly : :-D:-D:-D ie mila mitanjina tsala anky à!:-*
54. Veloo ( 29/01/2006 01:25)
humm tanjemo tsara zany an8O
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.594