Volokelika

21. Vahinala ( 24/01/2006 20:11)
Maniry foana io na hongotana aza ka, fa mila mahavatra be aloha e, za koa tsy mahavita fa sady marary koa !
22. Herimiafina ( 24/01/2006 20:19)
Tondeuse elektrika angaha ry zareo tsy mety klé? hehehehe:-D:-D
23. xxx ( 24/01/2006 21:16)
lé volo anie miala ry herimiafina na inn ampiasaina na inn e! fa lé mainty2 zao ny blém fa efa novalian i Fasaly ka!
24. Herimiafina ( 24/01/2006 21:20)
Ary tena fantatro amin'izay njy manao xxx io klé, fa zah tsy teniteny fa aza mataoutsa, hehehehe:-D:-D
25. kala ( 25/01/2006 04:32)
he he he:lol: io le noteneniko we rehefa tsy afaka le maintimainty de aleo atao mainty tanteraka. Rastà:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
laingako zany ê! :wink:
26. fasaly ( 25/01/2006 04:57)
dain voretsa be zany ry kala a!:^)
27. Vahinala ( 25/01/2006 08:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
28. kala ( 25/01/2006 10:40)
fasaly > aiza kosa kou mou fa mba te- hanala zà:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. dadabe ( 25/01/2006 12:48)
humm ary misy kofy miditra ihany koa kay

efa hoee rehefa avy mi raser hoaa de hosory menaka pandalao dia lasa fotsy

kala> ny antsika aza esorina na ny ambony na ny ambany a aleo atao foret dense kle :^):^) (l):*
30. ari.malala ( 25/01/2006 13:30)
:-D:-D:-D:-Ddain ko ty dadabe!!!:roll:
31. fasaly ( 25/01/2006 16:50)
ka lay foret dense ange vao mikofokofoka eo lay sipa ka manao bory tanana iny de ilay izy mivoaka tampoka matsilotsilo mirangaranga avy any tena mahatahotsa be e! sady mahatsiravina be.:^)
32. Veloo ( 25/01/2006 17:16)
inn zany menaka pandalao ry ledada?

Laser ihany ry reto nmo mety a
33. fasaly ( 25/01/2006 17:59)
lafo vidy nge reny ry veloo e! sady misy tsy mazàka laser an!
34. Herimiafina ( 25/01/2006 18:41)
Aza esorina e, iza koa no andeha hijery sy hisavasava any e? hehehehehe=))=))
35. xxx ( 25/01/2006 19:28)
Herimiafina:

Ary tena fantatro amin'izay njy manao xxx io klé, fa zah tsy teniteny fa aza mataoutsa, hehehehe:-D:-D



ianao koa fanattro fa herimiafina e! faly mahafantatra zany!:-*:-*
36. Herimiafina ( 25/01/2006 19:31)
xxx::-*:-*, manao ahoana ny andro any amianreo any? zah koa mety andeha ho any mantsy hanao stage de hitako any njy an! hehehehe:-D:-D
37. Veloo ( 25/01/2006 19:34)
njy angaha moa tsy hanao stage any @ rehetra e :-D:-D
38. Veloo ( 25/01/2006 19:35)
fasaly zany ve? 8O
39. Herimiafina ( 25/01/2006 19:39)
Veloo:

njy angaha moa tsy hanao stage any @ rehetra e :-D:-D

Ie, mety handehandeha be mahintsiny satria stage relation internationale, hehehehehe=))=))

40. vale ( 25/01/2006 19:59)
Vahinala:

vale > le clem épilatoire ve no lazainjy sa inona aloha e ? Za aky efa nanao ireny épilatoire reny ka naosotra ka navela teo efa ho 30min ka héhéhéhé tsa niala tanteraka ilay raha fa mbola misy ihany tavela tao koa ! Leo be za d nariako tary fa rasoir ihany no ady eo ! :-D:-D:-D

vahinala < :-D:-D:-D ié, nenà ko ankia otaran'izay no nanaovako an'azy t@ 1° fa tena tsy afaka daholo :-D dia sady narahiko rasoir le izy avy eo fa tena nadio an 8)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3362