misasa!

1. xxx ( 20/01/2006 21:06)
impiry isan andro ny sipa no tokony hisasa mba tsy ho maimbo lé zavatra???
novalian'i hertix ny 11/02/2006 13:15
2. hery ( 20/01/2006 22:31)
Fanontaniana tokony hipetraka ve izany???
Impiry isanandro no tokony hanasa tanana, impiry isanandro no tokony hanasa tarehy sns?
3. lapino ( 20/01/2006 22:49)
Fanontaniana tokony hipetraka ihany angamba, satria hoe toa tsy tsara raha im-betsaka loatra. (Na le zavatra io, na tanana sy tarehy, na fandroana, sns ... fa antony tsy mitovy)

Mety ho arakaraka ny olona aloha. Fa ny hitako tamina fandaharana iray tam'tele izay, ao am'le zavatra hono efa misy fomba ara-boajanahary fidiovany. Dia misy olona manao hoe aleo ny ara-boajanahary no avela fa in-1 isan'andro dia ampy, misy ny mifanoha-kevitra amin'izay.

Aleo angamba miandry hevitra-na mpitsabo fa sô de miteniteny foana eo.
4. fijo ( 21/01/2006 04:23)
tokony hipetraka tokoa le fanontaniana ka,satria samy mananan ny toebatany sy ny toerana misy azy io,ka tsy tokony hifaka tahaka.raha aty atsimo aty ohatra mety mila midio matetika kokoa noho ny any avaratra ngamba.
5. Herimiafina ( 21/01/2006 05:02)
xxx:

impiry isan andro ny sipa no tokony hisasa mba tsy ho maimbo lé zavatra???

Eo amin'ny indray amndeha isankerin'andro eo ataoko fa ntonony tsara de tokony kosehina borosy tsara konkou, raha ilay zavatra heritreretiko no resahana eto an, hehehehehe:-D:-D
6. jennifer2 ( 21/01/2006 06:45)
Inona indray zany eritreretinao zany ry Herimiafina?8O
7. kally ( 21/01/2006 07:10)
Isaky ny krismasy eny fa na dia tsy maloto aza!:°)
8. diamondra27 ( 21/01/2006 08:06)
entina any @ coiffeuse atao teinture soloana ny lokony de rasé-na atao sous forme coeur, de sasana isaky ny maha mety azy, ohatra 3fois par jour minimum de base, de avy eo iny mitombo raha mipipy zao le arabovavy 'reny de manasa isaky ny avy mikapa ranony na ventiny. De misy koa hoe: refa alohany firaisana de misasa na mandro, sy aoriana. De misy koa raha tsembok zao le olona fa any @ tany mafana de tsy le "minou" fotsiny no sasana fa ny tena ray manontolo de hatrany hatrany.
De refa tonga fadibolana koa de sasana matetika.

Zaro ny fahadiovana ny zaza fa zavadebe io
9. booboo ( 21/01/2006 15:21)
kally > ay ay ay :-D :-D
10. pissoa ( 21/01/2006 16:23)
kally> :-D:-D:-D
11. fiaritiana ( 21/01/2006 16:59)
:-D:-D:-D:-D
12. Vahinala ( 21/01/2006 17:18)
Neny lapino no marina ahoana kosa moa zany no tsy tokony hanontaniana mety misy ts mahalala koa ! Ara-pahasalamana hono tsy tokony ho sasana matetika loatra fa indroa isan'andro kosa ry lapino fara fahakeliny an afatsy rehefa en règle mila atao matetika.
13. xxx ( 21/01/2006 21:28)
...ny henoko t@ olona dia tsy azo atao matetika ny manasa ny any anatiny , araka io lazain'i lapino io koa ny anton'izay, ny ety ivelany tsisy olana mihintsy.
14. Veloo ( 22/01/2006 01:20)
8O8O8O8O:roll::roll::roll:
15. lapino ( 22/01/2006 01:29)
kally:
Isaky ny krismasy eny fa na dia tsy maloto aza!:°)

Misy bandy dia mahavita le! Danzzzz!!!! =))
16. Herimiafina ( 22/01/2006 02:26)
Fa inona klou le zavatra resahanareo fa tsy mazavaklé, preciser-o kely fa zah kely saina kely tsy mahatakatra klé? hehehehe=))=))
17. lapino ( 22/01/2006 09:21)
Zavatra an'ny sipa ilay izy, maimbo raha tsy sasana, ka ny fanadiovana azy atao hoe "hisasa" fa tsy "hanasa", ary isa isan'andro no andrefesana ny hatetik'io hetsika io!!!

Izay lavalava any anakarana an'azy ra-Herimiafina a! =))
18. ravakamalala ( 22/01/2006 10:53)
lapino > vava ve zany?:idea:
19. Herimiafina ( 22/01/2006 18:22)
Misy nify azo borosiana ve klou ry lapino zany zavatra izany sa tsia? hehehehehe=))=))
20. patrick2002 ( 23/01/2006 05:15)
Ratsy ny misasa matetika sahala ny vehivavy any @ tany mafana,misasa isaky ny avy mipipy.Ny antoniny angamba eo @ 2 fois parjour eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2643