misasa!

81. fijo ( 03/02/2006 22:02)
pitchou an,ana na tsy niondrika izany ,fa lery mihintsy no mamo e.

vahinala,milay koa izay an.fenofeno rano be avy eo.
82. pitchou ( 04/02/2006 00:53)
ko na mamo aza ve izy .... ny loha ange no ery ambony indrindra e! fa elà mintsy no nanao paozy hafahafa tao no nahatonga nen(là ho diso toerana le volo! hihihihi
83. fijo ( 08/02/2006 04:44)
pitchou,lery wa no mamao.de tafiakatra ambony be.fa nisavoana
84. pitchou ( 09/02/2006 04:25)
le innn n'elà no mamo? :-D::-D:-D:-Dle nisy volo? fa aiza klou nen'là no misy volo e!
85. hertix ( 11/02/2006 13:15)
Vahinala:

hertix > Mody manontany eo nefa ianao koa zao mety tia ooo, hono moa ooo ! =))=))=))=))=))=))


Poikany!!! ento aty anie ny anao dia asio fofona trondro raha tsy mitsoaka aho e!:?:? Marina e! Fa tena misy ve aloha le fofon-tongolo e?! Mety hilay mantsy raha izany no menu an! : trondro saosy tongolo tsy misy voatabia!! =))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3014