misasa!

21. vale ( 23/01/2006 11:10)
ie, fafaina @ papier de toilettes fotsiny de efa tsisy olana isaky ny avy mi-pipy, tsy tsara tokoa hono ny manasa azy lava izany... 3fois kosa mety kà!
22. Vahinala ( 23/01/2006 11:30)
vale > 1 maraina, 1 atoandro, 1 hariva d efa ça va e sa ahoana ozy ndriko !
23. kala ( 23/01/2006 11:40)
Andray reto tsy menatra akory.:oops:
F'ahoana no ferana we in2 na in3. Tsy haiko aloha fa namaky rony VSD rony zà efa elaela zay de hita tao fa ilaina ny fandiovana an'izy io matetika:!: De raha vevavy njy de tsy tokony sasana sokirina be reny raha tsy we tonga fotoana angamba. raha azo atao de tifirina tsara fotsiny de sasana moramora eo
Herimiafina > tsy mila borosina zany akia:}:}:}
F'angaha koa io mafy be ka hahatanty an'izany:?::?::?::?:
Tsy haiko aloha fa ny mahatsara azy hono de rano mandeha fa tsy milona ao anaty bainoara akory.:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
xxx > f'angaha de misy fofona be izy io ê!
Tsy misy fofona zany wa io rehefa sasana:P:D:lol:. Zà manokana aloha de mety amiko le isaky ny mi-pipy de misasa raha mamela anjy hanao an'izany ny toerana...
Le fafana hoatran'ny:evil::evil::evil:Tsy miady amiko iny. Sasana kely, fafana tsara, averina atsofoka ny silipi na sitiringi.:-D:-D:-D:-D
24. lapino ( 23/01/2006 11:45)
ravakamalala, Herimiafina:
Possible ilay vava! fa hoe ambony ve sa ambany ilay lazain'i xxx io?! Dia raha vava ambony ilay izy dia misy nify azo borosiana, fa raha ankoatra an'izay dia mety azo asiana solonify ihany raha te-hiborosy! Atao ohatra ny halloween ireny =))
25. lapino ( 23/01/2006 11:46)
Vahinala:
vale > 1 maraina, 1 atoandro, 1 hariva d efa ça va e sa ahoana ozy ndriko !

Aloha sa aoriana sa mandritra ny sakafo ? :-D:-D
26. vale ( 23/01/2006 11:48)
:wink:hahahahaha=))
27. vale ( 23/01/2006 11:52)
=))=))=))=))
28. vale ( 23/01/2006 11:54)
Kally> :roll: =))=))=))
29. mamzelkely ( 23/01/2006 13:38)
mampimenareo ka hihihi:-D:-D
30. avana ( 23/01/2006 13:48)
aorinan'ny sakafo kosa e! ts aorina vô sasana ny vilia?
31. Vahinala ( 23/01/2006 14:20)
=))=))=))=))=))=))=))=))

kala > Tsy haiko aloha fa za koa d mitovy am vale mihitsy e; in3 isan'andro ihany fa mifafa am papiers refa avy mipipy, trop loatra ndray raha hisasa foana kosa koa ! Lasa transparent eo anie io ny farany aky e ! :-D:-D:-D:-D
32. vale ( 23/01/2006 15:29)
vahinala>:-*:-*:-*:-*
33. pitchou ( 23/01/2006 18:41)
tsy haiko klou fa hoy le gyneco nalehako hoe in-2 ihany, maraina vao mifoha sy hariva hatory; fadiana ny mampiasa savony sy sahala @izany fa rano madio tsara d ampy; tsy azo atao ny manasa ny any anatiny fa manimba ny equilibre n'ny ... rehetra ao ka manjary mitarika aretina satria mety izay tsy ilaina no hiroborobo, sady midio tenany hono izy io.
Dia fadiana koa ny slipo synthétique fa coton ihany no anaovana, satria ny nylon sy ny sahala @zany mitahiry mikraoba sady tsy tantin'ny vatana d manjary miteraka fofona maimbo!
34. Vahinala ( 23/01/2006 20:05)
pitchou > Tena marina mintsy nendry, fa le hoe in3 anie mba hoe fara fahabetsany mihitsy e, fa ny mihoatra zay tsy mety satria toa hoe lasa maina be izy avy eo nefa ilaina amin'ny fahasalamana koa ilay mandimandina aminy iny.

vale :-*:-*:-*
35. didax ( 23/01/2006 20:11)
mba mieritrereta fa mande normal io zavatra io ange ry reto tsy aiko alo eh!ny fatako de misasa aloany atory de ny maraina
36. fasaly ( 23/01/2006 20:21)
lapino:

ravakamalala, Herimiafina:
Possible ilay vava! fa hoe ambony ve sa ambany ilay lazain'i xxx io?! Dia raha vava ambony ilay izy dia misy nify azo borosiana, fa raha ankoatra an'izay dia mety azo asiana solonify ihany raha te-hiborosy! Atao ohatra ny halloween ireny =))



fangah ny vava ambany misy nify, sa asiana solo nify de ahoana no fangalàna lasitra azy aza raha izany???
37. fasaly ( 23/01/2006 20:23)
didax:

mba mieritrereta fa mande normal io zavatra io ange ry reto tsy aiko alo eh!ny fatako de misasa aloany atory de ny maraina


rehefa avy mihinankanina koa dia misasa fa tsy izay ihany akory!:wink:
38. Veloo ( 24/01/2006 01:42)
39. kala ( 24/01/2006 04:44)
lapino â! sady:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D no:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* ê!
vahinala > aiza kou de we lasa transparent zany io. Rah misy ve zany tsy ny an'ireny olon-dehibe reny efa tsisy tsony.Ny an'i bebe zany tsy tena efa azo itarafana mihitsy:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D njy kou!
F'anga kou mou refa sasana de tsy mandimandina. Mandimandina foana izy io na madio na maloto saingy misy mahasamihafa azy fotsiny (le fofona:evil:)
In ko no mampivanaka an'i veloo eo.nga tsy fantatr'i veloo zany rehetra zany:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D.
Tena marina aloha ny an'i Pitchou ê! ary hamafisiko mihitsy le we coton 100% anaovana mba tsy hampisy blem.:-*:-*:-*:-*:-*:-*
40. Herimiafina ( 24/01/2006 05:05)
Izay vao azoko le atao hoe zavatra ato klé, ka na sasana na tsy sasana de misy fofona foana io e, fa miankina amin'ny hoe fofona inona ilay izy? hehe=)):-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7111