misasa!

61. vegas ( 26/01/2006 20:57)
Tokony tsy ipetraka! Nenao ve no maimbo de za no anontaninao oe impiry misasa? Ny ahy mety mora mitsonika de mila misasa impito isanandro. Hanaraka ahy koa ve? lol
62. vale ( 26/01/2006 21:52)
8O =))=))=))
63. pitchou ( 27/01/2006 17:19)
vegas> hay v ise ity ka vevavy ndraindray e!!! :-D:-D:-D
64. Vahinala ( 27/01/2006 18:49)
Vegas > Fa anga danihan'ny andro foana nenao d mora mitsonika !:-D:-D:-D
65. fijo ( 27/01/2006 22:06)
misasa rehefa heno hoe misy fofona trondro e
66. vale ( 28/01/2006 18:30)
fijo: endrasina hamofona ve vao hosasaina? =))=))=))
67. hertix ( 29/01/2006 04:32)
misy anie hono ny bandy sasany le fofona iny mihitsy no mi-exiter azy e! hahahaha!! =))=))=))=))de ohatry ny misy fofona tongolo kely koa hono!! Marina ve zany?8O8O:?:
68. vale ( 29/01/2006 14:05)
8O8O8O :-D
69. Vahinala ( 29/01/2006 15:04)
hertix > Mody manontany eo nefa ianao koa zao mety tia ooo, hono moa ooo ! =))=))=))=))=))=))
70. bolida ( 30/01/2006 15:36)
sali doly alo e,
mba sipa ihany zany za de gaga be hoe misy sipa tsy kôpy le fika hoe ahoana le misasa.
le resaka misasa alo zany de, raha hoe ara pahasalamana de in-2 isan'andro , de tsy sasa be na sokirina any antiny fa ny hivelany ihany no sasana tsara, satria ny rano mety misy mikroba de mba tsy hatafiditra azy any. De ny rano tsotra no hisasana tsy misasa @ savony.
de rasena tsara e, @ zay mba madio e. tsy hipetrapetrahan'ny loto.:lol::lol:
Fa raha tsy tianao hisy fofona le zvt de mampiasa "solution lavante" miala tsiny @ le teny vahiny fa tsy aiko ny dikany @ teny gasy, na ko afaka jerenao any @ pharmacie na otran'izany io, matetika izy misy soratra hoe "solution lavante douce pour douche intime na ko hoe pour les mucqueuses et peau sensible".
de zay mba misy hevitra kely avy aty @ sipa e.
71. Vahinala ( 30/01/2006 15:38)
Oaky misaotra fa misy ho dinihana le solution lavante e, nefa toa tsy blème ihany aloha izy hatramzao ko !
72. pitchou ( 31/01/2006 17:36)
bolida> tsy mila solution lavante izany raha tsy hoe nisy mikraoba na champignon diso naniry be loatra tany ka tiana ho vonoina e! rano madio tsotra hoy i zinékô!
d marina le volo fa fa mety hipetrahan'ny loto, saingy .... ahoana tsara moa izany no ahatongavan'ny loto any?8O8O8O fa raha ny fazahoako azy, ny volo no isan'ny barrière iray mitazona ny mety ho loto handalo tsy handehandeha any! mino koa aho manko fa tsy adala Andriamanitra nanisy volo tany e!
73. fijo ( 01/02/2006 20:50)
pitchou an,adala andriamanitra ka.ny loha ve nosolainy ,nefa any asiany volo ko.tsssssss
74. Vahinala ( 01/02/2006 21:29)
pitchou:

bolida> tsy mila solution lavante izany raha tsy hoe nisy mikraoba na champignon diso naniry be loatra tany ka tiana ho vonoina e! rano madio tsotra hoy i zinékô!
d marina le volo fa fa mety hipetrahan'ny loto, saingy .... ahoana tsara moa izany no ahatongavan'ny loto any?8O8O8O fa raha ny fazahoako azy, ny volo no isan'ny barrière iray mitazona ny mety ho loto handalo tsy handehandeha any! mino koa aho manko fa tsy adala Andriamanitra nanisy volo tany e!



=D=D=D Zay mintsy no mahatonga ahy niteny atsy am le dinika momba ny fanalana volo atsy hoe misy dikany ange matoa teo natao nisy volo e, ka maninona moa no solaina sy raser na ?
75. pitchou ( 01/02/2006 21:37)
fijo> sao kosa leisy elà niondrikondrika t@ Andriamanitra nametraka le volo d lasa diso toerana nen'là le volo a! =))=))=))
76. bolida ( 02/02/2006 05:01)
pitchou:

bolida> tsy mila solution lavante izany raha tsy hoe nisy mikraoba na champignon diso naniry be loatra tany ka tiana ho vonoina e! rano madio tsotra hoy i zinékô!
d marina le volo fa fa mety hipetrahan'ny loto, saingy .... ahoana tsara moa izany no ahatongavan'ny loto any?8O8O8O fa raha ny fazahoako azy, ny volo no isan'ny barrière iray mitazona ny mety ho loto handalo tsy handehandeha any! mino koa aho manko fa tsy adala Andriamanitra nanisy volo tany e!



mety marina zany lazainao zany, fa mariako alo fa zinekô ako no nilaza izany ana e, sady ny sipa aty andafy aloha presque mampiasa an'io doly fa ny any mada no tsy aiko hoe ahona,
fa sao ianao mihevitra fa io rano io de tsy misy microba mandede any, surtout, izy hoe tsotra @ zao.

le resaka volo ndray, azo atao de ny tsy manala azy rehetra e, fa kosa le izy tsy karakaraina mety ampisy fanontaniana ihany an.:lol::lol::lol::lol:
77. pitchou ( 03/02/2006 00:19)
bolida> karakaraina tsara ka! atao brushing isaky ny avy manasa volo! =))=))=))=))=))
78. bolida ( 03/02/2006 10:14)
pourquoi pas:!::!:

=))=))=))=))=))=))

79. pitchou ( 03/02/2006 16:46)
ary njy ve bolida mampiasa après shampooing sy mise en plis? :-D:-D:-D:-D:-D
80. Vahinala ( 03/02/2006 16:51)
Ataovy ohatrany nena e, RASTA !:-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3973