Von dutch

1. eprom ( 20/01/2006 10:33)
Teny antsena :
- Ohatrinona itony tisôrta itony rey anaka?
- 60.000 ireny bebe ah.
- Ohh! lafo be izy izany!!
- Vônnditsy anie ireny! Vônnditsy ôrizinal. le tena vônnditsy.
- De ohatrinona indray raha esorina ny vôniny?
novalian'i Veloo ny 30/01/2006 16:21
2. kala ( 20/01/2006 10:48)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Avy de le kapakeliko zay no niditra ao an-tsaiko....
Ka raha kapavônnditsy zany esorina ny vôniny de ahoana?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
3. Noslid ( 20/01/2006 11:01)
=D=D=D=D=D=))=))=))
4. lapino ( 20/01/2006 11:04)
Mampmé le izy fa tsy hainay anefa ilay "von dutch"
5. ari.malala ( 20/01/2006 11:08)
:-D:-D:-D
6. Herytae ( 20/01/2006 11:36)
f'ita kouh
7. pissoa ( 20/01/2006 11:45)
=)) =))
8. eprom ( 20/01/2006 11:53)
lapino> marque-na fitafiana mitobaka eny antsena izy io
9. jentilisa ( 20/01/2006 12:08)
Eto dago no tena betsaka azy fa ny any aminareo no asa!
10. mamzelkely ( 20/01/2006 12:48)
aty maniry ôtran anana mits koo
fa milay le blagy ka =))
11. jentilisa ( 20/01/2006 13:27)
Fa iza aloha ilay Von Dutch e?
12. debezd ( 20/01/2006 14:14)
teny alimanina io fa ny dikany amin'ny frantsay dia hoe ma biche, na ny malalako amin'ny teny maontina fa raha amin'ny fiten-jatovo dia ........
13. jentilisa ( 20/01/2006 14:19)
Dia...?
14. Mifenty ( 20/01/2006 14:52)
refa matina marika enao de vônindiky ny mahamay anao kou lol
15. lapino ( 20/01/2006 15:21)
Mbola tsy nahita an'izany marika izany ndray za kle!
16. Veloo ( 20/01/2006 17:44)
oy i debezd oe:
teny alimanina io fa ny dikany amin'ny frantsay dia hoe ma biche, na ny malalako amin'ny teny maontina fa raha amin'ny fiten-jatovo dia ........

:-D:-D:-D ilay ma biche zany manana voniny :-D:-D:-D
aty tsy misy an'io marika io kle... mba tsara ve aloha ilay T-shirt e?8O
17. xxx ( 20/01/2006 21:23)
sao dia my bitch indray io @ Angilisy dia ilay alika vaviko no dikany? Tsy te hiteny ratsy zah fa mba manontany ihany an!
18. jentilisa ( 21/01/2006 07:28)
Ilay mampiseho fôtra ireny e! izay no itiavan'ny tanora azy!
19. Veloo ( 22/01/2006 00:29)
o ry xxx a tsssssss miteny ratsy fotsiny no atao... :twisted:

jentilisa a zany ve? 8O
20. dadabe ( 22/01/2006 04:42)
humm ponk kely jiaby aza e :°):°):°)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0918