Von dutch
1. eprom
(
20/01/2006 10:33)
Teny antsena :
- Ohatrinona itony tisôrta itony rey anaka?
- 60.000 ireny bebe ah.
- Ohh! lafo be izy izany!!
- Vônnditsy anie ireny! Vônnditsy ôrizinal. le tena vônnditsy.
- De ohatrinona indray raha esorina ny vôniny?

répondu par Veloo le 30/01/2006 16:21
2. kala
(
20/01/2006 10:48)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
Avy de le kapakeliko zay no niditra ao an-tsaiko....
Ka raha kapavônnditsy zany esorina ny vôniny de ahoana?:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D

12. debezd
(
20/01/2006 14:14)
teny alimanina io fa ny dikany amin'ny frantsay dia hoe ma biche, na ny malalako amin'ny teny maontina fa raha amin'ny fiten-jatovo dia ........
16. Veloo
(
20/01/2006 17:44)
oy i debezd oe:
:-D:-D:-D ilay ma biche zany manana voniny :-D:-D:-D
aty tsy misy an'io marika io kle... mba tsara ve aloha ilay T-shirt e?8O
teny alimanina io fa ny dikany amin'ny frantsay dia hoe ma biche, na ny malalako amin'ny teny maontina fa raha amin'ny fiten-jatovo dia ........
:-D:-D:-D ilay ma biche zany manana voniny :-D:-D:-D
aty tsy misy an'io marika io kle... mba tsara ve aloha ilay T-shirt e?8O
17. xxx
(
20/01/2006 21:23)
sao dia my bitch indray io @ Angilisy dia ilay alika vaviko no dikany? Tsy te hiteny ratsy zah fa mba manontany ihany an!