Von dutch
44. mamzelkely
(
25/01/2006 12:28)
Veloo:
pounk pounkeo ao doly eeeeeeee:-D:-D:-D
fa inn ky ny dikaan'io ry veloo n pouk poukena aôna:-D:-D
45. ari.malala
(
25/01/2006 12:54)
ary nareo ts nahatadidy fa efa fitenin'i dadabe efa ela b io d io fa averiny ndray, hita mints we mpi:@ lery fa zany no fitenin'reny manko:-D:-D:-D
46. mamzelkely
(
25/01/2006 13:34)
tadidy ky io ry ari aa zao wa le fomba : :@ de pounk kely amizay :-D:-D
49. Veloo
(
25/01/2006 15:40)
mamzel sy ari a ka inn no dikan;io e? ari a ie tena lasa mihitsy lery :-D:-D:-D
51. mamzelkely
(
26/01/2006 11:24)
ka justement veloo tsisy dikany io fa hiitanjy le mifandona totondry kely refa mihaona reny io :-D:-D :@ ponk kely amizay njy
57. Dezy
(
27/01/2006 20:09)
inn kay no mampivandraka an'i veloo eo? zavatra :@:@:@anie zany anotaniako zany éé:@:@:@
60. hertix
(
29/01/2006 03:37)
tsy aleo ve tsika gasy mba milancer marque hoe "tahon dutch" e!! De mba iny no esorin'le rabebe niantsena !!:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
