Aza mba manao toy ity

1. kala ( 11/01/2006 13:45)
:oops:Vehivavy ihany ve ny tena de andrasana ho maloto daholo ny slip (string) vao sasana.Hany ka mahatratra 25 rehefa mihahy:evil:Na dia sahirana be aza rireto aza avela hiotrika ireny zava-tsarobidy ireny â! Sa ahoana hoy nareo?
novalian'i fijo ny 19/01/2006 20:57
2. Vahinala ( 11/01/2006 13:49)
Hiihi tena marina mintsy nendry aky, misy le manaha lamba ny olona sasany dia ny silipo efa ho iray tady ! Sady mankarary koa anie izany e !
3. nolalaina ( 11/01/2006 13:51)
hihihi efa ho 1 tady sady efa mavo² zany ny lokony!! raha tsy oé efa tena lokony angah hihihi
4. Vahinala ( 11/01/2006 13:53)
nolalaina > Hihihihi eo amin'ny faritra ilay zavatra mintsy no efa tsy mety hadio tsony fa lasa mavomavo beu ! D sady misy ange ts menatra akory manaha azy eny nefa d hita be hoe efa lozitry ny loto mintsy le zavatra, nefa ange d tsy mandany 5 min akory ny manasa an'iny refa avy misasa e ! Tena mahagaga
5. kala ( 11/01/2006 13:58)
Tena mankarary mihitsy aloha reny slip aotrika be ireny ê! :roll: Fa tena tsy misy fotoana kely ve rehefa ao @ douche iny mba avy dia lalorina savony de cousse-cousse na kely. Lasa izao. Ny tena mandrerak koa ange le mahita azy mihahy. Hoatsan'ny we amidy ve reny? De ny lehilahiny kou ve tsy mba miteny ê!
8-)8-)8-)8-)
Tsisy mavomavo zany ry Nolalaina raha ar-potoana ny fanasana azy â!
6. pissoa ( 11/01/2006 14:45)
Tsy hoe maika kosa angamba izany fa tena kamo tsotra izao mihitsy e! :-w:-w
7. hery ( 11/01/2006 15:35)
kou manin ary no mbola sasana indray fa tsy tonga dia ariana rehefa avy eo... mba slipy à jeter izy am'zay
8. fasaly ( 11/01/2006 15:41)
kala:

:oops:Vehivavy ihany ve ny tena de andrasana ho maloto daholo ny slip (string) vao sasana.Hany ka mahatratra 25 rehefa mihahy:evil:Na dia sahirana be aza rireto aza avela hiotrika ireny zava-tsarobidy ireny â! Sa ahoana hoy nareo?


fangzah kosa avela taindelorina maloto be vao hoe sasàna zany! ny ahy kosa alou maro ny ho solosoloina de avelako miangona vao miara-sasàna e! izany tsy midika fa ahotrika lay zava tsarobidy, otran'ny hoe manana lamaba fotsy ihany zao de avela hiangona maromaro lay lamba fotsy vao ahodina mcahine fa tsy hanodina lamba fotsy ray na roa isaky ny mandeha zao!:wink:
9. lemenakely ( 11/01/2006 15:44)
marina daholo izany e fa ianareo ve misy mamome ny slip atao souvenir refa misaraka hi hi hi
10. fasaly ( 11/01/2006 15:46)
kala:

Tena mankarary mihitsy aloha reny slip aotrika be ireny ê! Lasa izao. Ny tena mandrerak koa ange le mahita azy mihahy. Hoatsan'ny we amidy ve reny? De ny lehilahiny kou ve tsy mba miteny ê!
8-)8-)8-)8-)
Tsisy mavomavo zany ry Nolalaina raha ar-potoana ny fanasana azy â!


mamela lamba hiangona ho sasàna tsy mididika fa ahodtrika ny lamba de hoe mankarary....:wink:
ny ahy mahafinairttra ahy ny mijery izy ireny milahatra mihahy ao am la cave! ava-tsarobidy araka ny filazandroky azy! dantely maro didy sy loko isankarazany.....:wink:
kou raha ytsy mifitra tsara koa izy ity kou ho be farittra mavomavo madio tsara izy rehefa mivoka machine fa tsiy izany hoe rehefa tsy ara-ptoana ny fansàna azy de ho lasa mavomavo.


11. fasaly ( 11/01/2006 16:12)
ny ahy mantsy ny lamba maloto milamina tsara samy manana ny panier-ny any am cave any! ny samy lamba matroka ohatra misaraka, ny samy pull delicat ohatra mitokana, ny samy lamba fotsy, sns....de toy izay ny slip sy ny bakiraro, sasàna mitokana avy, ka tsy maintsy avela miandrona vao sasàna fa mandany courant no mandany rano......:wink:
fa tsy hoe avela miotrika akory, isaky ny faran'ny herinandro ny fanodinana machine na fansàna lamba...
fa raha tena kojakojambehivavy toy ny string na soutien reny no sasàna tanana rehefa maloto.....
12. ravakamalala ( 11/01/2006 16:32)
fasaly:
fangzah kosa avela taindelorina maloto be vao hoe sasàna zany


=))=))=))
13. diamondra27 ( 11/01/2006 16:39)
andray kosa tena gaga ny tenako namaky ty hevitra ty ary choquée koa.
De misy tokoa ve! tena tsy hygiène nge zany e! avy eo vao mimenomenona refa ialan'ny bandy oe inona ary ny antony?
slip na string zany tena perso, tsy azo sasan'ny mpiasa na avela mihahaka eny na maloto zany na madio, de asiana toerany, de tsy miandry refa mavomavo zany vao sasana,
Ny tsara izao de mividy slip 7 indray mividy de soloana isanandro na madio na tsia; refa nanaovanao iny d'efa maloto izay.De asiana slip spécial refa indisposé , de ra mbola misy kata de asiana slip sexy refa mba te hanaitaitra an'lery
14. Vahinala ( 11/01/2006 16:44)
fasaly a > Nendry ange mba any am cave e, fa neny sasany eny antokontany mijoalajoala be eny, efa ho iray tady hoa, za koa alou efa matetika mahita izany koa e !

Ny akanjo tsotra ndray tsy maninona fa ireny silipo ireny ange saropady indrindra fa ho antsika vehivavy e, na le eo ampanaovana douche iny aza d efa azo atao eo ambany eo izy mandrapaha vitan'ny douche d avy eo kosehana kely kobanina d efa ça va, vita !
15. fasaly ( 11/01/2006 16:50)
diamondra: fito zany tsy ampy e!
ny ahy ao efa feno vatabe mahintsy angamba satria misolo sy mila mifanaraka am zay akanjo hanaovana, ohatra manao taille basse de mila string taille basse
, raha manao pataloha fotsy be de mila string mainty mba tsy de hita mamaritra, na tsy maloto aza de soloina rehefa te hiova, fa tsy hoe taindelorina lasa mavomavo zany, ny ahy mbola tsary nisy lasa mavo zany na avelako miandrona aza vao sasàna.
averiko ndray fa ny miandrona tsy hoe miotrika masiso akory fa samy manana ny fandaharan'ny programany,
MANINONA moa no hoe ilalàn'ny bandy raha misy fofona, fangah kosa de avela efa hisy fofona , ny ahy na tsisy fofona aza de efa azoko sasàna, sady hoe hiaraka am bandy kou ve de handeha ihany na de efa misy fofona aza.....!
16. Vahinala ( 11/01/2006 16:56)
fasaly > :-D:-D:-D
17. kally ( 11/01/2006 17:04)
Ny ahy kosa efa fahazarana isaky ny avy mandro maraina dia miandry ny vatana ho maina dia manasa silipy aloha.Sasàko tanana ny ahy sady madio tsara ny hohoko amin'izay.
18. fasaly ( 11/01/2006 17:05)
vahinala: ka marina ange zany aky e!
ny ahy alou ny système-ko de zay e! avelako miangona eo ziskà week end de amin'iny zà no manàsa azy miaraka am prduit satria mbà delicat lay izy sady vidiana lafo de maka fotoana tsara manàsa azy!
sady samy manana ny programany io fa tsy midika fa havoretràna na tsy fanana hygiène rehefa tsy manasa ireny kojakojambehivavy ireny vao miala eny ambody akory!!!!
ny anarany rehefa misasa izy na avela hiandrona na tsy avela hiandrona, ça ne vaut rien dire.....
19. nolalaina ( 11/01/2006 19:13)
[quote=Vahinala]
nolalaina > Hihihihi eo amin'ny faritra ilay zavatra mintsy no efa tsy mety hadio tsony fa lasa mavomavo beu ! D sady misy ange ts menatra akory manaha azy eny nefa d hita be hoe efa lozitry ny loto mintsy le zavatra, nefa ange d tsy mandany 5 min akory ny manasa an'iny refa avy misasa e ! Tena mahagaga
[/qu

hihihi ka mety mandany 2H kous izy manala ny lotony kou!! :-D
20. nolalaina ( 11/01/2006 19:16)
lemenakely:

marina daholo izany e fa ianareo ve misy mamome ny slip atao souvenir refa misaraka hi hi hi


hihihi ié lé hitany farany teo iny!! ;-)


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2001