Aza mba manao toy ity

61. kala ( 13/01/2006 10:58)
Ny tiako lazaina zà manokana aloha de tena mankafy reny vehivavy manao sitiringy reny ê! Na miaraka @ vadiko aza zà de miteny we tsara ery ny fipetraky le vodin'ilay vehivavy @ le pataloha na jipo fa sitiringy no anaovany. Izy rahateo moa tsy de mirevy le vehivavy manao pataloha tery nefa ny silipy mamaritra hoatran'ny manao sary Madagasikara t@ 7ème reny.
Zà manokana aloha tena hoatran'ny zaza tsy avela milalao reny ny endriko raha we tsy mahazo manao an'ireny.
Alezy tsara ange amin'io.Zay no ataoko anao we andramo
62. vale ( 13/01/2006 12:37)
Misy ireny ranon-tsavony any @ farmasy na \"grande surface\" ireny é!(savon intime é), no sady efa spesialy ny \"parfum\" -ny natao hampamanimanitra an\'i bozikely rehefa voadio tsara @ iny izy avy eo!:wink:
63. booboo ( 13/01/2006 12:48)
ny gygy ndray nefa mi-déconseiller ny fampiasana ireny raha ireny raha tsy misy secheresse vaginale.
Ilay serviette misy parfum ireny koa tsy dia tsara oun satria sensible velona oun ny intimité iny dia na mampisy irritation na secheresse vaginale ( zay ihany no tadidiko ).
64. Vahinala ( 13/01/2006 16:11)
booboo > Fomba natoraly ihany hoa no tsara, tsy mahasalama zany osotrosorana zavatra zany ko, sasana madio foana fotsiny izy, intelo fara faha keliny isan'andro fa na izany aza tsy azo atao be loatra koa fa lasa maina kely ! Rehefa tonga fotoana ndray hafa satria tsy maintsy misolo serviettes matetika.
65. fasaly ( 13/01/2006 16:58)
kala: efa nisy resaka string lava be nandalo teto am resaka vehivavy ka jereo! :roll:
66. booboo ( 13/01/2006 17:47)
hihihihi....aôna zany string lava be ?
67. fasaly ( 13/01/2006 18:19)
booboo:lol: lay resaka string aky no tiko lazaina a!
sao lasa string i trimobe ve????
68. vale ( 13/01/2006 21:18)
booboo:

ny gygy ndray nefa mi-déconseiller ny fampiasana ireny raha ireny raha tsy misy secheresse vaginale.
Ilay serviette misy parfum ireny koa tsy dia tsara oun satria sensible velona oun ny intimité iny dia na mampisy irritation na secheresse vaginale ( zay ihany no tadidiko ).


8O nefa efa vita test ireny vao havoaka!hum!:roll:zà alou tsy ginéco ééé!:{
69. Vahinala ( 13/01/2006 21:50)
Aho aloha da tsa mahay fa tsy mba mampiasa ireny an, fa amiko fotsiny toa ts d tsara e, aleo ihany fomba natoraly.
70. diamondra27 ( 13/01/2006 23:36)
ka le string aona no tena milay e! le misy papillon any aoriana, sa le coeur kely misy diam's, sa le misy solfège sns... sa le tige ray iny fotsiny
71. kally ( 14/01/2006 07:17)
Vale> Marina fa tsy mahasalama ireny fa aza mety rebireben'ny dokam-barotra!
72. booboo ( 14/01/2006 09:19)
fasaly > hihihihihi
73. fasaly ( 14/01/2006 11:17)
diamondra: kestion de gout io e! na boxer string aza mety dooly...
booboo::-D:-D:-D kou ny an'i trimobe lava taille haute be tonga hatreny ambavony kou!!!!
74. Vahinala ( 14/01/2006 11:26)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D
75. vale ( 14/01/2006 12:11)
diamondra27:

ka le string aona no tena milay e! le misy papillon any aoriana, sa le coeur kely misy diam's, sa le misy solfège sns... sa le tige ray iny fotsiny


diamondra> saly ndry! ary ndry ky tsy tara mihintsy!an!
76. booboo ( 14/01/2006 18:23)
vale > mailo ihany @ ireny pubs ireny fa tsy oe refa misy oe testé machin eee, scienti-machin prouvé eee sy ny tariny dé marina aby !
77. vale ( 14/01/2006 22:40)
booboo, kally> melsi anareo 2 vavy mba mizara é!:-*
78. diamondra27 ( 16/01/2006 16:38)
vale, fasaly::-D:-D:-D:-D:-D
79. fijo ( 18/01/2006 20:41)
ka za anie ry sipa tia hena misimisy ra izay e.iny mampihosona tsara ka.asiko sira kely dia mayo dia lasa ity e
80. fasaly ( 18/01/2006 21:24)
dain tia raha ka!:b de milelaka otsan'io ve???fijo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.319