Aza mba manao toy ity
41. vale
(
12/01/2006 13:19)
hery:
kou manin ary no mbola sasana indray fa tsy tonga dia ariana rehefa avy eo... mba slipy à jeter izy am'zay
Hery> =))
42. vale
(
12/01/2006 13:28)
Vahinala:
Za reto tsa mahay manao sitiringy zany an, kilaoty beu foana ! Fa le protège kosa aloha d hevitra mety e, za koa mampiasa foana. Fa ra ny olona any Dago anie ry reto mety tsy mavatra manao an'izany e, sady za tany no tena nahita an'io koa !
Vahinala> :-* marina alo izay é! fa ity indray ny fika rehefa tsisy fotoana (any dago io an!) efa asiana koveta kely manokana ka misy ranontsavony ary alona ao! tandremo tsy avela hiandry 3 andro farafaelany fa hum!:-D dia rehefa misy fotoana iny dia akobana @ izay!!!
Mba torohevitra ity fa tsy oe inona akory é: rehefa manasy kiloty iny ny fadim-bolana dia alona anaty ranon-tsavony misy javel kely! fa afaka madio tsara, kendrena mba ho loko fotsy ilay kiloty fa raha loko hafa dia hiala ny loko @ ilay eau de javel io é! :wink::wink::wink:
43. vale
(
12/01/2006 13:44)
Vahinala:
Za reto tsa mahay manao sitiringy zany an, kilaoty beu foana ! Fa le protège kosa aloha d hevitra mety e, za koa mampiasa foana. Fa ra ny olona any Dago anie ry reto mety tsy mavatra manao an'izany e, sady za tany no tena nahita an'io koa !
Vahinala> raha any dago tokoa aloha tsy havatra hividy ilay protège! tsy ifanomezantsiny iny! fa mety ny fika natondron'ny namana teo ambony iny hoe lomana savony !mba tsy hampisy ilay tasy io!... fa nefa kosa tsy atao miandry ela vao hakobana é fa miteraka fofona ratsy !!!
Manararaotra eto koa zaho é, ho antsika any dago any an: rehefa misy tasy na fadimbolana ny kiloty dia andramo lomana ranon-tsavony (ilay coton ampiasaina manko no mahatonga iny an! satry tsisy ilay misy elatrany ireny, raha misy aza mety tsy ho takatry ny fahefa-mividy ny rehetra an!) ... asio eau de javel kely iray bouchon ny ranon-tsavony fa hiala teo iny tasy iny! Tandremana nefa mba ho loko fotsy ny slip @ izay satry ny javel manala loko an!... mba torohevitra ihany iny fa tsara ny mifampizara é :wink: :wink::wink::wink:
44. vale
(
12/01/2006 13:45)
hery:
kou manin ary no mbola sasana indray fa tsy tonga dia ariana rehefa avy eo... mba slipy à jeter izy am'zay
Hery > :roll: =))=))=))
45. kally
(
12/01/2006 14:01)
Rehefa madio tsy misy fofona izany, tsy ilàna kizavajavatra hanaronana fofona izany.Na tonga fotoana aza ianao soloina matetika fotsiny sy misasa madio tsy misy fofona izany, azo atao ihany ny manao string amin'io kah!
46. fasaly
(
12/01/2006 15:41)
Fiffi:
=))=))=)) tapaka ny tsinaiko ato mamaky ity hevitra ity.
mamilalao: fa ahoana kay no tsy sasana anaty masinina ny slip ? nefa ange ka vosasa tsara ao io dia lasa daholo ny mikiroba e!
fiffi: f'ita wa! ao aza izy maty tsara ny microbe no madio mamirapiratra ery mivoaka avy ao sady manimanitra ery!....
ny ahy aza tany dago mou tsy nanana machine de mahavàtra mahintsy zà mampangotraka rano mafàna be de izy efa vokosaka tanana iny de rincer-ko tsara de alonako rano mafàna be ao aloha fa tsy mandry ny saiko moa madio tsara 100°/°, koa hisy machine ndray ve vao tsy lefa ao lay kilaoty, ny ahy mandeha any dooly zay coton rehetsa sauf reny dantely reny.
47. fasaly
(
12/01/2006 15:47)
diamondra27:
fasaly sy kala: za nga moa miteny hoe ampy io 7 io fa mba farafaharatsiny , de jereo ilay tohiny e! misy slip hafa refa indisposé oa! d'efa + de 7 zany le fika, de refa mba te hampifaly andry manokana na le bandynjy de manao slip hafa sexy d'efa
De ahoana zany refa indisposé tsy ho maimbo toy ny lamokanatody? Za aloha tena tsy mahatanty fofona maimbo e! na aiza na aiza (maimbo helika, tongotra, vava, trano masiso, etc...)
ny ahy tsy misy hoe ho an'i bandy zany de manao kiloty sexy fa rehefa tiko hanaovana ny slip sexy dia ho ahy ihany alou na bandy na tsy bandy, :wink:
rehefa indisposé ndray de tsy midika fa ho maimbo, tsy avela mantsina ny serviette vao aoriana, ny ahy vao mando kely d'efa manelingelina ahy de ariako ary misasa matetika zà, sady efa misy ireny serviette manitra famfàna ireny ange zao e! kou maninona ho lasa maimbo toy ny voaloavo maty, tsy possible zany amiko, ary raha maimbo zany mino aho fa tsy misy olona tia maimbo zany na iza na iza....
48. fasaly
(
12/01/2006 16:04)
kala: refa indisposé kalou ka par accident mandoto slip de in tonga misasa avy hatràny satria cas hafa mintsy lay indisposé, fa tena rare zà raha manao tache zany, mampiasa ireny ob, na tempax mantsy zà de iny soloiko matetika be mahintsy satria mitobintsina iny rehefa tratra ny hamadoana any anatiny any de vao henoko hoe mibontsina kely d'efa soloiko hafa ndray, ny ahy 3 jours ihany kou tsinona ny faharetan'ny règle sady tsy de be rà....
de amin'iny zà no mampiasa protège slip kely sino tsy mba tia mampiasa an'io zany mintsy zà.
de amin'iny zà no mampiasa protège slip kely sino tsy mba tia mampiasa an'io zany mintsy zà.
49. fijo
(
12/01/2006 20:36)
mampahatsiahy ahy ny tany tsimbazaza izany resaka izany.nisy sipa kely izay teo akaikinay,rehefa manahy slipo izy dia lasa resaka foana ao an trano,hoe io fa manasa maska gazy indray i raivo kely.fa le izy tsy mivoaka raha tsy indray mandeha isam bolana ngamba,fa avy dia feno mihintsy ny fanahazana.
dia lasa sipan'ny bandy kely tao an trano izy taty aoriana,dia ny anif ny izany dia sahirana lery hoe inon ano atao kado,fa hozy mamanay,slipo vidiana ,dia atao iray harona ,fa izy toa tsy manasa fa misolo fotsiny.

50. Vahinala
(
12/01/2006 21:01)
Nena ry reto tsy misy tasy mintsy ny silipako refa tonga fotoana an ra ts hoe le amin'ny vao tonga iny mintsy satria ndraindray tsy ampoizina, ny antony d satria doubler ko foana à chaque fois ny serviettes ko sady za somary be ra izay ihany tsinona d soloina matetika be fotsiny.
kala > Ity no vao² farany, hanajana hanao sitiringy njay zany za hijereko zany lazainjiko zany an ! :wink:
kala > Ity no vao² farany, hanajana hanao sitiringy njay zany za hijereko zany lazainjiko zany an ! :wink:
52. fasaly
(
13/01/2006 06:16)
:-D:-D:-D:-Dny an'i fijo ve mou tsy hafakely foana ny fitiavany, mahafinaritra ahoana njay e! lay izy vao mafàna iny ve,?????otran'ny volcan:?
53. fasaly
(
13/01/2006 06:20)
kally:
Rehefa madio tsy misy fofona izany, tsy ilàna kizavajavatra hanaronana fofona izany.Na tonga fotoana aza ianao soloina matetika fotsiny sy misasa madio tsy misy fofona izany, azo atao ihany ny manao string amin'io kah!
f'ita wa! ry kally !!!!!
nahoana no hanjary mantsina rehefa indispsé??iny ndray no tsy hitako rehefa maharaka misasa matetika de efa tsy misy ani'zany, ary tsy voatery manao slip manokana spesialy araka ny voalazan'i dimondra zany fa io voalazan'i kally io na indisposé aza afaka manao string donk mampiasa reny tempax reny no idealy!!!!:wink: soloina matetika be fotsiny, ny iray boite matsy bdb amin'izy ireny.
54. Herimiafina
(
13/01/2006 06:40)
Ary aza manao nylon tsony kou e! Cotton vidiana de ataovy 365 refa kamo hanasa de ariana.
Tsy déodorant tsony angamaba no ilaina fa tonga de désodorisant mahintsiny klé, hehehehehe:-D:-D
Tsy déodorant tsony angamaba no ilaina fa tonga de désodorisant mahintsiny klé, hehehehehe:-D:-D
56. diamondra27
(
13/01/2006 07:04)
ny ahy zao de couche noa ataoko, sady efa mi-existe le couche culotte de na tasy na tsia de à jeter fa tsy mivakl tsony.
De refa mba te hanan iny njy de vao maika ary tian'ny bandy hoe tsy manao slip njy refa avy eo. Teneno nge ny vadinareo na sipanareo indray andro any , mba tsapao hoe za nge tsy manao slip androany e! tonga de taitra be lery avy eo sady lasa saropiaro kely . hi hi hi:-D:-D:-D:-D

57. fasaly
(
13/01/2006 08:00)
normaly be nge zany e! tsy ho taitra ve izy rehefa ttsy misy ambalazy! tonga de direkta be!!!!
fangah ny tsy mikiloty ihany fa na tsy manao soutien aza.....! sa ahoana ry zalahy...?
fangah ny tsy mikiloty ihany fa na tsy manao soutien aza.....! sa ahoana ry zalahy...?
59. kala
(
13/01/2006 10:33)
kally > tena tsy poensa kosa aloha ny anà le misitiringy rehefa manderà.Sady ny anà ve 6 andro be zao vao mijanona.Tondraka Nil vao mijanona.
vahinala > mazotou mao sitiringy de mba lazao ny vokany ni mnamana!!!!:-D:-D:-D:-DSao lazainao mivadika taranja eto zà ka.
Diamondra â!masaka be aloha le tsy mikilôty ê!:wink: ity misy filinin atoroko anareo: rehefa le somary miady kely sy mifamaly in ao an-tanana . De mandehana mandro ary manaova akanjo somary manaratena.Tsy asiana kilôty na sitiringy akory fa ho hitanareo fa mmmmmmm be. Na tsy tonga any @ le fazy farany aza : ô moins miravona ny disadisa. Ary rehefa avy mody avy de miteny we. "Oay zà mbola mila mankary (asa : mody we hoany @ boulangerie ohatra).Tsy omeko 2mn fa tonga de an! aloha vao mankany njy.
Oay letia é mivoana kely le slip teo.:-D:-D:-D:-D:-D
Fa ne ny fijo koa aloha mba tena hafa le fitiavany ê!
Fijo sy herimiafina no atao ray trano.Zany we slip 365 + rà mafana. Beurk:evil: