Aza mba manao toy ity

21. vale ( 11/01/2006 19:37)
Ka tsy voatery hisy mavo2(tasy) koa ange zareo à! mampiasà ireny "protège slip" ireny ka ! dia na havela ho sasaina miaraka be dia be aza tsy hatahorana handoto rivotry ny "bianderie" :-D fa ilay "protège iny tsinona ariana avy eo!!! @ izay tsy manatasy ny silipo ko é!
22. Veloo ( 11/01/2006 20:05)
resaka mba afa kely ny ataonareo ato zany kle...:roll:
23. fasaly ( 11/01/2006 20:13)
hihihihi! kou zà mbo gaga kou!

vale marina mintsy zany natao inona fotsiny ireny hamidy aky e!
misy portège string kou nge e!
fa na izany tsy izany kalou tsa mbola mavomavo zany mintsy ny kilaotiko e! mba kozy mou zany
na milahatra ho efapolo izy miahy ao tsy koi fa refa madio sy voasasa de zay e! hihihihi! inona aza ity:lol:
24. vale ( 11/01/2006 20:27)
fasaly> ieny aky fa mba hadino fotsiny iny à (protège slip iny é) fa zà manokana alou tsy de manao stringy raha tsy manao pataloha tery!:^)
25. vale ( 11/01/2006 20:29)
fasaly> protège string manko é ko slip ndray ozy zaho!:{ :-D
26. Vahinala ( 11/01/2006 20:30)
Za reto tsa mahay manao sitiringy zany an, kilaoty beu foana ! Fa le protège kosa aloha d hevitra mety e, za koa mampiasa foana. Fa ra ny olona any Dago anie ry reto mety tsy mavatra manao an'izany e, sady za tany no tena nahita an'io koa !
27. vale ( 11/01/2006 20:32)
Veloo:

resaka mba afa kely ny ataonareo ato zany kle...:roll:



veloo> resa-bevavy kouuuuu!:/
28. mamilalao ( 12/01/2006 04:10)
Aiza koa vé silipo d sasana ao anaty machine à laver, drôle koa izany, mindry maromaro v zan vao alefa izany hoe 5 K° hihihihihihihihi !!!!!! maninona raha mividy protège raha kamo ê ! point
29. kala ( 12/01/2006 04:30)
Marina daholo ange ny voalazanareo ê! Fa ny tena tiako hanairana anareo de ity. Ianao ve tsy miasa de slip bedabe no aangona ao an-tanana. @'izay slip n'i Bebe.
Tsy masaka kosa aloha le avela mitobaka fa aleo atao isaky ny fin de WE mbô atao.
Sady rehefa hita fa lozotra de mbô ariana ê!:lol:
Ny aty Dago ange ny bajô koua kahihitsa be.
Tsy miandry simba kou vô mbô mividy rizavavy â!Ny ahy aloha tena feeling-ko le mividy an'ireny slip sy string reny ê!;-)
Vahinala â! Milay be le manao string injinja refa mipataloha.atao an'ile midi na 11h05 reny.Andramo ange de hitanjy ê!:wink:
Menakely bou mba mampihomehy. Zà zao vao t@ verserako t@ sabotsy nahazo string 2 t@'ny sipako (ozizy we tazamiko amin'iny fotsiny njy)
Ten mbô mitovy hevitra @ fasaly aloha zà ê! Fito zany tsy ampy. Sady tsy maintsy atao mifanaraka kely @ kata ny slip na string (milay!)
Mitady hivoana kely zà zany.
Tena tsy mahasalama ange le slip anaovana ela reny ê! De mbô araraoty ahahy @ masoandro ihany. Tsy le fika no ahahy an!!!!!
30. fasaly ( 12/01/2006 05:29)
mamilalao:

Aiza koa vé silipo d sasana ao anaty machine à laver, drôle koa izany, mindry maromaro v zan vao alefa izany hoe 5 K° hihihihihihihihi !!!!!! maninona raha mividy protège raha kamo ê ! point

oujjjy! ,y slipn-jaza ny slip ndehilahy coton reny ahodina machine dooly aky a! fangah misy fady zany atao inona fotsiny ny lmachine alefa 30° de efa basy..copurt programme....inona no maharatsy izany:wink:

31. fasaly ( 12/01/2006 05:32)
kala:

Marina daholo ange ny voalazanareo ê! Fa ny tena tiako hanairana anareo de ity. Ianao ve tsy miasa de slip bedabe no aangona ao an-tanana. @'izay slip n'i Bebe.





hay ve zay indray hafa mintsy efa hakamoana, olona tsy miasa anefa tsy mahasasa lamba, ny kilaoty bebe kosa ahodina machine no mahatsara azy fa tsy hatao tanana e! sauf any madà angah, hafa ndray iny cas iny fa ny noalzaindriko tetsy ambony mantsy le hoe string donc efa vehivavy lehibe.
32. fasaly ( 12/01/2006 05:49)
mamilalao:

Aiza koa vé silipo d sasana ao anaty machine à laver, drôle koa izany, mindry maromaro v zan vao alefa izany hoe 5 K° hihihihihihihihi !!!!!! maninona raha mividy protège raha kamo ê ! point



zà manokana tsy zatra mampiasa protège slip na string
ny ahy rehefa slip coton de alefakoi machine dooly
tsy alefako tsirairay fa miandry mitambatra eo refa wek ens fanodinako machie de , point!!!!!!
tsy misy lalàna hoe tsy ahodina machine ny slip lol:lol:
33. ari.malala ( 12/01/2006 05:50)
ny ana vao avy misasa d tong ad voasasa, raha sanatria ka ts hovitako eo no ho eo iny fa maika b aho fa tara ohatra d efa milona savony iny zay, d rapitso ihany d efa vota fa ts milona ela b
34. kala ( 12/01/2006 06:06)
Fasay â! Ny tiako lazaina @ slip n'i Bebe ( grand-mère)ange le mameno vody ray manontolo ireny ê! Tsy boxer â!
Midi izy le string tena tady iny tokoa tokoa.
11H05 izy le te hiteny aminao zà we maka montre mihitsy na manaova sary boribory.
10H10 le eoeo.
09H15 le an'ny bebe (-nay).
Ari-malala â! aza alona savony raha tsy voasasa eo no eo fa alonay rano tsotra fotsiny, rano frizy de ao. :P
35. Fiffi ( 12/01/2006 06:08)
=))=))=)) tapaka ny tsinaiko ato mamaky ity hevitra ity.
mamilalao: fa ahoana kay no tsy sasana anaty masinina ny slip ? nefa ange ka vosasa tsara ao io dia lasa daholo ny mikiroba e! ny ahy aloha dia isan'andro avy manao douche io de maka slip madio e! ary tsy miandry ny masinina ho feno be zany koa aho satria misy ny masinina tsy andrasana ho feno 5 kilao vao azo alefa fa misy ny 1,5 kilao dia aingana e io dia feno. Heritrereto fotsiny hoe ny servieta , gant , ny akanjonao omaly , ny slip ect... tonga dia feno ny 1,5 kilao satria ny slip ve dia hiandrasana ho sasana raha tsy feno ilay 5 kilao? de asa fotsiny angamba:-D:-D:-D
36. ainaheri ( 12/01/2006 06:17)
HIHI RESA-TSILIPY ITY MARINA HMMM!!
Ny ahy d tsotra ny hevitro ra zay ny olana
aza manao fa mba avelao ko izy haka rivotra!!
manao economiena rano enao @zay sady tsy manasa slip no tsy manasa.....
37. diamondra27 ( 12/01/2006 06:56)
fasaly sy kala: za nga moa miteny hoe ampy io 7 io fa mba farafaharatsiny , de jereo ilay tohiny e! misy slip hafa refa indisposé oa! d'efa + de 7 zany le fika, de refa mba te hampifaly andry manokana na le bandynjy de manao slip hafa sexy d'efa +++7 IZAY


Misy koa nge olona tsy afaka mividy izany slip be de be zany e! nefa io tsy fanome na tsy fampindrana fa samy manana ny toepahasalamany

conclusion: soloana isanandro io de sasana isanandro

De ahoana zany refa indisposé tsy ho maimbo toy ny lamokanatody? Za aloha tena tsy mahatanty fofona maimbo e! na aiza na aiza (maimbo helika, tongotra, vava, trano masiso, etc...)

38. kala ( 12/01/2006 07:40)
Ainaheri â! Le ampakana rivotra ange tsy quoi mihitsy f'azo atao @ saina milamina. Zà alou tsy we vetaveta fa tena avy ao @ douche iny de ampakana rivotra kely izy. Tsy atapy akory. Tsy économie na rano fa tena vao mainka aza mandany satria isaky ny avy "mhira" de mila misasa. Tsy atao ela koa ange zany fa manjary idiran'ny rivotra eo.
Milay be le conclusion ra diamondra

Le indisposée kosa aloha tena tsy lasa le fofona ê!
Io indray mila tampenana tsara - aleo mihafy kely mividy serviette @ le lafo fa sady tsy misy mi-déborde no tsisy fofona.Isaky ny manan kely de mila misasa. Na any am-piasana aza ange afaka misasa na de sasa piso kely fotsiny aza.
F'aza mi-string fotsiny. Tsy possible rahateo io sa???
Alaina indray le boxer amin'izay fotoana izay.

Fa laingalainga aloha fa tena mila le we madio: tsisy fofona (na helika na tongotra na le fika kely).Sady le helika azo asiana déo. Ny tongotra asiana talc kely, ny trano asiana désodorisant, fa ny bozy masiso : rano ihany no fanafodiny sao manaonao foana eo!
39. vale ( 12/01/2006 12:38)
mamilalao:

Aiza koa vé silipo d sasana ao anaty machine à laver, drôle koa izany, mindry maromaro v zan vao alefa izany hoe 5 K° hihihihihihihihi !!!!!! maninona raha mividy protège raha kamo ê ! point


milalao> de raha hasina protège izany de tsy iangona intsony ny silipo! ny ahy alo sasaiko @ machine é, fa ataoko cycle court de izay, "lain na délicat" ohatra fa tsy manimba izany no rehefa voaro @ protège ko dia tsy maloto firy!
40. vale ( 12/01/2006 12:45)
kala:

Fasay â! Ny tiako lazaina @ slip n'i Bebe ( grand-mère)ange le mameno vody ray manontolo ireny ê! Tsy boxer â!
Midi izy le string tena tady iny tokoa tokoa.
11H05 izy le te hiteny aminao zà we maka montre mihitsy na manaova sary boribory.
10H10 le eoeo.
09H15 le an'ny bebe (-nay).
Ari-malala â! aza alona savony raha tsy voasasa eo no eo fa alonay rano tsotra fotsiny, rano frizy de ao. :P


kala> sady mora ny stringy mihoatra ny slipo tsotra!:-D hevitra mety! fa zà alou tena tsy mampiasa stringy raha tsy pataloha tery satry hita mamaritra le slipo @ iny é!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5881