vehivavy tia mangainga

1. xxx ( 03/01/2006 14:30)
raha vao ny vehivavy no mihoatra ny 24ans dia lasa tia mandainga,inona no antony?
2. kafmalbar ( 03/01/2006 14:40)
Tsy hoe resaka sexiste ity fa tena raha mandinika ianareo tena marina mihitsy hoe ny vehivavy tia mandaingalainga,tsy hoe ny vehivavy rehetra akory an,indrindra indrindra ny vehivavy efa somary nahita experience amin'ny fiainana
3. kally ( 03/01/2006 15:51)
Hay ny mamanareo ireto izany mpandainga be daholo sa ahoana izany?
4. Fanja1 ( 03/01/2006 15:55)
kally ! tsy ny mamany rery ihany fa ny anabaviny sy ny vadiny kou zany!!! ny ao antranony no hitany de ny vehivavy + de 24 ans rehetra no lazainy lol
5. Fiffi ( 03/01/2006 16:54)
io miditra miafina ao @ io xxx io aloha de efa azo lazaina fa tsy fiable e! :-D:-D:-D:-D
Fanja1: marina ny anao . Fa izaho aloha tsy manaiky an'izany hoe ny vehivavy + de 24 ans rehetra izany dia lasa mpandainga e! xxx ny any @ naroe angamba no manao an'izany an! mba tandremo hiany ny zavatra lazaina tsy mitombona fa mandreraka be zany
6. inona ( 03/01/2006 17:23)
Raha ity lohahevitra no asiana resaka dia matetika ny vehivavy makorelina ihany no tia mandainga @'izay hahafahany migesta fa izy no tongalafatra; hahafahany koa mamatotra ny lehilahy izay tiany ary hahafahany koa mametraka azy rehefa tiany ialana.
7. kally ( 03/01/2006 17:56)
Misy ny mpandainga (na mpamitaka) tsy ifidianana hoe mpivaro-tena na mpivaro-boanjo, na lehilahy na vehivavy fa ny fanantontoloana be fahatany no toa fahakelezan-tsaina.Iza anefa no tsy mbola nandainga mihitsy mahasahia milaza ary hoe.Fa mahaiza fotsiny manavaka ny fitaka amin'ny lainga.
8. lapino ( 03/01/2006 18:51)
kally:
Fa mahaiza fotsiny manavaka ny fitaka amin'ny lainga.

Za tsy mahay fa mba hazavao hoe!?
9. vale ( 03/01/2006 22:58)
Tsy dia misy an'izany firy loatra fa misy olona efa tia mandainga na firy tona izy nafiry tona é!!!
10. jennifer2 ( 03/01/2006 23:04)
tsy voatery hoe + de 24ans no mandainga ny olona,
Tsy ny vehivavy irery koa fa ny lehilahy aza no tena be mpandainga indrindra.
kanefa tsy ny olona rehetra ihany koa no mandainga
11. fameusecousine ( 04/01/2006 00:44)
zaranao aza miandry 24 ans fa tsy mbola kely toy ny lehilahy koooo..:-D:-D:-D
12. fijo ( 04/01/2006 04:33)
tratra daholo indray ny sipa isany dia kotaba be an.hihihi
13. Fiffi ( 04/01/2006 05:29)
fijo: zany ve ? izaho aloha tsy mikotaba @ io e! marina fa iza moa no tsy nandainga arakin'ny filazan'i jenni , saingy tsy natokana ho an'ny sipa hiany fa ny joba koa sa ianao tsy anisan'io ? :-D:-D
14. lapino ( 04/01/2006 05:38)
Fiffi:
saingy tsy natokana ho an'ny sipa hiany fa ny joba koa

8)
15. Vahinala ( 04/01/2006 07:44)
Fa ahoana moa no hoe ny vehivavy foana e ? Sa mpandainga be daholo marina ny vadiny xxx sy ny baviny sy ny mamany araka ny lazainy fanja1 d hoe rehefa + 24 d mpandainga ! Enao mintsy zany no efa ataon'ny olona kilalao ko ! Tsy misy hoe vavy sy lahy io fa ny olona rehetra samy mba madainfa daholo tsindraindray sa ianao miteny io zao ts mba mandainga mintsy ? :-D:-D:-D
16. Fiffi ( 04/01/2006 10:53)
lapino: tsy marina ve io ??:-D:-D iza t@ tsika aloha no tsy mbola nandainga e! fa misy kosa limite an!
Vahinala: ntssssss be resaka fotsiny koa io xxx io sady tsy sahy mivoka tao fa miafina @ io xxx io donc! ny any aminy no manao an'izany !! mba mafy koa ny manjoa an'i xxx raha mpandainga daholo ny fiankavina de eto no manala azy.
17. mamzelkely ( 04/01/2006 11:14)
iza ary no ts manadainga eee:roll:
18. Vahinala ( 04/01/2006 11:16)
Fiffi:

lapino: tsy marina ve io ??:-D:-D iza t@ tsika aloha no tsy mbola nandainga e! fa misy kosa limite an!
Vahinala: ntssssss be resaka fotsiny koa io xxx io sady tsy sahy mivoka tao fa miafina @ io xxx io donc! ny any aminy no manao an'izany !! mba mafy koa ny manjoa an'i xxx raha mpandainga daholo ny fiankavina de eto no manala azy.



Zay alou e ! Mamplélo beu izy kle ! :cry::cry::-D:-D:-D
19. fameusecousine ( 04/01/2006 17:27)
fa inona aloha lay hoe mandainga ehhh..manafina ny marina ve?nefa hatraiza ny fetran'ny hoe marina ?ny marina rehetra hoy ny ntaolo tsy filza kkoooooooo:--D:-D:-D:-D:-D
20. Fiffi ( 05/01/2006 06:35)
fameusecousine: marina ny anao an! ny marina rehetra hono tsy filaza , saingy hoe " inona aloha ilay mandainga , manafina ny marina ve ? amiko aloha dia misy ny hoe manafina ny marina ary misy koa ny hoe tena mandainga " mamorona" izany an! tsy milaza ny marina fa resaka fotsiny , asa ve hoe indraindray fanaovana "interessant-te" ilay lainga ,misy koa ny lainga hoe " voatery mandainga mba tsy hisian'ny olana fa tandremo indray io an! juste ohatra hoe nandengaiko ra-anona fa tsy tiako ohatra ny ahatongavany aty . Fa misy koa ny lainga tena mandreraka be satria tsy mitombona ny resaka , na tsy misy lohany sy fiafarany moa izany e! nefa asa aloha fa mba io no hevitro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1158