vehivavy tia mangainga

41. fijo ( 11/01/2006 04:33)
nareo wa mpandainga fa aza be safary eo.
42. ravakamalala ( 11/01/2006 19:58)
xxx:
raha vao ny vehivavy no mihoatra ny 24ans dia lasa tia mandainga,inona no antony


tonga saina izy hoe ela izay nandeferako izay fa anjarako amin izay zao.:-D:-D
43. Veloo ( 11/01/2006 20:11)
mpandainga daholo na lahy na vavy eeeeeeeeee ary tsy misy taona zany tssssssssssss:roll::roll:
44. Vahinala ( 11/01/2006 20:32)
Fiffi > In ndray klou zao preuve hitanjiko zao e ! :-D:-D
45. Fiffi ( 12/01/2006 06:28)
Vahinala: :-D:-D:-D la kiriosité est un vilain défaut hono an! :-D:-D:-D
:-*:-*:-* ndriko
46. Vahinala ( 12/01/2006 11:12)
Fiffi > Oupss afodiko njay ny vavako aza e, d tsy hanontany njay zany za ! :-*:-*:-*:-*
47. fijo ( 12/01/2006 20:26)
sokamo moa ry vahinala an
48. fijo ( 12/01/2006 20:27)
sokafy no tiako lazaina teo ambony an
49. Vahinala ( 12/01/2006 21:10)
fijo > Inn njay no sokafana e, ny vava ve ! Bediny Fiffi kan, mataotsa za :{:{:{ zany moa Fiffi o ! :-*
50. fijo ( 12/01/2006 21:18)
izay azo sokafana ka.ny tananna,ny saina,ny vava,ny tongotra ,ny V.... vava ihany io an
51. Vahinala ( 13/01/2006 17:38)
fijo > Tsy mahazo fa hidirany rivotsa eo ! :-D:-D:-D
52. nani ( 13/01/2006 17:47)
salut daholo ee !!
ehehehehhehe !! andaho tsika hiala eto daholo ry vehivavy fa resa - dehilahy aniee zani ee !! ngah reo manakatao afatsy ny manaratsy atsika indraindray !! :wink:
53. fijo ( 17/01/2006 21:59)
nani an,tratra ngaha ndry?????hi hi hi
vahinala,tena rivotra ve no miditra?
54. pitchou ( 22/01/2006 04:34)
nani> tssss! aleo aky mba hihaino ny laingan'ireo eto an! sao mbola misy vaovao vao noforoniny indray hanalava ny lisitra efa fantatra
55. Herytae ( 24/01/2006 09:29)
Samy mandainga ange e! fa jereo tsara ny sujet! "TIA", izany hoe ny mandainga mintsy no mahafinaritra azy. mety ho marina ihany io an, fa tsy voatery ho 24ans+ aloha e! Fa ny ahy kou k'lou tiako le somary laingalaingan'ny sipa e! satria tratrako foana avy eo!! hihi
56. Vahinala ( 24/01/2006 12:24)
fijo > ieuuuuuuuuuu

herytae > Zany an :-D:-D:-D:-D
57. Herytae ( 25/01/2006 08:47)
Vahinala> Zany mitsy eeeeee!8)
58. Vahinala ( 25/01/2006 11:38)
Herytae > Mbo tantarao alou zany fomba ahatratraranao azy zany foana e !
59. Herytae ( 26/01/2006 09:18)
Vahinala> tsy haiko alou fa angamba lay 6è sens-ko mitsy no matanjaka be e! Fa vô be fikafika de koboko eo fôna! kôzy e! ny fomba firesakareo vhv koa an! misy tsy mahay manadainga mintsy e!
60. Vahinala ( 26/01/2006 11:12)
Herytae > Za anisanle tsy mahay mandainga, efa tratra foana matetika azony ohatra hoe misy zavatra mba tsy tiako lazaina azy dia manotany tampoka izy fa tonga d mivara mena be za d traingo ! :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1663