vehivavy tia mangainga

61. pitchou ( 26/01/2006 18:35)
sao kosa klou d ny lehilahy mihitsy no mendrika handaingana e! lainga no sahaza azy !
62. Vahinala ( 26/01/2006 18:36)
pitchou > Zany ve !
63. pitchou ( 26/01/2006 19:02)
ie kou! tsy mahita hafa tsy lainga izy kou! ny olona ange izay sahaza azy ihany no hitany sy tojo azy e!
64. Herytae ( 27/01/2006 09:09)
pitchou> mandaingà fôna ary e! hitanao eo ny vokany!
vahinala> hitan-jy zany!
ary mifanohitra mintsy nge i pitchou sy vahinala e!
65. Vahinala ( 27/01/2006 11:58)
:-w:-w:-w:-w
66. pitchou ( 27/01/2006 17:25)
herytae> enao kosa ve no nde handaniako andro hitadiavana lainga eo?
67. fijo ( 27/01/2006 21:49)
ka aza mandainga intsony ry sipa oooooo
68. Herytae ( 30/01/2006 10:39)
pitchou> zvtra hafa ary tadiavina ho ahy e! hihi
69. fijo ( 01/02/2006 04:42)
hi hi hi ,hitadiavo ao izy e
70. pitchou ( 01/02/2006 21:47)
herytae> hitadiavako kobay raha tratrako mbola mandainga eo fa ataovy ihany!:-D:-D:-D
fijo> any aminao any tsisy kobay idarohana an'le bandy io e?
71. fijo ( 02/02/2006 21:16)
pitchou ,aoka etsy,tsy mpikapoka aho akory.fa mpikaly
72. pitchou ( 03/02/2006 00:34)
le kitay saika hitonoan'elà masikita iny klou alefaso aty ary e!
73. fijo ( 03/02/2006 21:50)
ataondry inona kitay,fa ny masikita ezahana hakana kely.
74. pitchou ( 04/02/2006 01:03)
ko jerevo ity fiarovan'là an'le masikita kou!
75. fijo ( 08/02/2006 21:12)
ka io hifandroritana e
76. pitchou ( 09/02/2006 04:19)
d maninn zao raha mba omena tsotra fotsiny ny namana fa d eo hla vaniny eo? tssssss
77. fijo ( 15/02/2006 04:48)
ka tsy misy homena fotsiny iany ko/miam miam andraso klo
78. pitchou ( 16/02/2006 17:59)
d sady mangesongesoka ihany nefa milaza fa tsy mahinan-kannn! tsssss!
79. bonaventure ( 21/02/2006 15:54)
surtout rehefa bevohokany sasany dia mampiesona ny vao tonga ,aza voany ihany kozy io an za efa tratra fa nipenopenona ok
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6738