vehivavy tia mangainga
21. Vahinala
(
05/01/2006 07:54)
Ka tena tokony ho faritan'ilay namantsika tsara mihitsy aloha ilay hoe mandainga amin'ny lafiny inona ilay izy satria misy karazany marina anie e,misy ny laingalainga kely madinidinika, ireny angamba manao daholo ny rehetra fa misy kosa le efa tena grave be mamorona ny tsisy e !
22. njak
(
05/01/2006 10:14)
Sali
Raha ny fahafantàrako azy aloha dia ilay mandainga amin'ny lafiny mapirafy no tiana lazaina eto e. Ny tsy mbola manambady no manao an'izany izany hoe mbô miaraka @ bandy maromaro fa tsy milàzalàza e..fa ny efa manambady ndray mety efa hendry tsra
Raha ny fahafantàrako azy aloha dia ilay mandainga amin'ny lafiny mapirafy no tiana lazaina eto e. Ny tsy mbola manambady no manao an'izany izany hoe mbô miaraka @ bandy maromaro fa tsy milàzalàza e..fa ny efa manambady ndray mety efa hendry tsra
23. pitchou
(
05/01/2006 18:10)
ambarako fa ny lehilahy no tena loza raha handainga sy hamitaka zanak'olona!!!! hatra@ vadiny sy ny zanany avy aza vitany ny mivarotra sy manao azy ho tsy misy rehefa ... izay!
24. Fiffi
(
05/01/2006 20:07)
njak: raha hoe @ lafiny mampirafy ve ilay mandainga , ka maninona no natao hoe vehivavy raha vao mihoatra ny 24 taona ? misy mahamarina azy hiany koa aloha ny filazan'i pitchou e!
26. fijo
(
06/01/2006 04:14)
tratra daholo wa ny sipa sy ny joba e.hi hihhi.ary mba hendy amin'izay fa vaovao ny taona an
28. pitchou
(
06/01/2006 18:43)
za ve lesy fijo ho laitra vidina na hamidy aza: lanjaina mavesatra tsy zaka nefa tsy mety hoe ny antsasany ihany, refesina tsy takatra, afatra ... @ inona anefa? ngahmisy ampy hamarana ahy? hihihi
30. hesham
(
07/01/2006 01:26)
Mandainga dia ataoko tokoa .Raha misy ola zao ihindrambola amiko 100 ariary ananako ilay vola saingy tsy tiko ampindramina satria mety ilaiko atao frais mitsena ny zanako ohatra de mandainga za hoe tsy manana za de ratsy ve zany zao.:-D:-D:-D
31. Fiffi
(
07/01/2006 10:00)
hesham: io aloha dia tsy aleo ve tonga dia miteny fotsiny hoe an3 manana an'io vola io aho fa misy anilaiko azy fa ho hataoko frais dia @ izay mandry tsara ny heritreritra :-D:-D:-D fa misy koa aloha hoe olona efa fantatra fa mpindram-bola foana nefa fantatra fa tsy mamerina dia aleo io hatao ka :-D:-D
32. Vahinala
(
07/01/2006 12:47)
hesham fiffi > za koa ry reto tena mpanao anizany an, za tsy mba tia mindrana amanolona d ts tia mampindrana koa, wainn be nefa ra miteny hoe manana za fa ts hanome d aleo mody miteny hoe tena tsisy re marina fa za koa aza sahirana be, marina e !
33. Fiffi
(
07/01/2006 17:58)
Fa izao fotsiny hiany no mba hany lazaiko: aza mba zatra mandainga zany ry zareo an! fa na ho ela na ho aingana anie ka hivoaka foana ny marina e! raha mba ilay laingalainga kely , iza moa no tsy mandainga fa ilay kely io dia tsy maninona fa ilay @ lafiny famoronana tena grave be aloha e! dia hitondra antsika ho aiza anefa ny fandengaina io ? Fangatahana famelana aza hatao ko maninona no hampiana lainga ? ny fiainana izao hianantsika izao aza efa tsy hita ben'hiany izay anaovana azy dia mbola totofana lainga indray ve ?? fa na izany aza aloha an! tsy d'accord mihintsy aho ny @ filazana hoe ny vehivavy no tena mpandainga , indrindra hoe "tia mandainga" sy hoe " raha vao mihaotra ny 24 ans !!!!
34. Vahinala
(
07/01/2006 20:29)
Ny lehilahy no tena mpandainga, mais enfin samy mandainga daholo ihany re e, fa tsisy taonany ary tsy mifidy sexe koa io.
35. fameusecousine
(
09/01/2006 10:02)
koa tys hampiena be ny fifampatokisana ve ny fiheverana hoe mety mandainga aminao zao ny partenaire nao?:-D:-D:-D
36. Vahinala
(
09/01/2006 11:08)
fameusecousine > Ka zay ko, atao ahoana ary e, tsy misy tonga lafatra ny olombelona e !
37. Fiffi
(
09/01/2006 14:06)
Vahinala: tena marina akia ny lazaindriko an! tena ny lehilahy kosa aloha no tena mpandainga mihoatra ny vehivavy e! ary vao nahazo "preuve" kely indray aho :-D:-D:-D:-D:-D
38. fameusecousine
(
09/01/2006 17:21)
hitanareo zany ny lehilahy no tena mpandainga ..tratra daholo hi hi :-D:-D