Mba toroy hevitra Ra-Jean eeeeee!

1. notron ( 30/12/2005 12:08)
- Fa inona lesy ty mampitanondrika an'lah Ra-Jean?
- Za lesy mba te-hanao reveiô miaraka @ partenera fiksa a! Nefa za tsy manana sipa. Sahala @ mipitsipitsika daholo lesy ze sipa resahako a!
- Fa maninona lesy?
- Hain'lah ihany fa za bobo, tsy mba fotsy ôtran'n vazah fa fotsy miofaka.
- Tena mahita fika ho an'lah za raha izany.
- Inona lesy fa tena ilaiko zany na ôtrin na ôtrin a!?
- Mety tsy de lafo izy fa eo @ vaintsa eo fotsiny.
- Kôzio ary fa tonga de go ny tenanay!
- Zao ary, manitsy mankery elah de mahita mpivarotra kiraro, de mandroso ihany de mahita mpivarotra gatô, de afaka an'iny le trano.
- Merssi lesy fa lasa za a!
- Bônn sansa lesy Ra-Jean
...
- Tena tsy hitako lety le nolazain'lah a! Ndao tsika hiaraka ho any.
- Ndao ary fa atoroko an'lah mitsy e! mampalahelo lesy elah.
- Eny wa lesy
- Hitan'lah io soratra ngôdabe io, io ambony io.
- We ahoana lety?
- Io lesy e! vakio : "MANDOKO JEAN"
novalian'i Veloo ny 12/01/2006 19:08
2. Bariry ( 30/12/2005 12:43)
Iny indary no tsy hitako klé... De voaloko tao zany ra-Jean niaraka tamin'ireo jeans isankarany..:P
3. theanne ( 30/12/2005 14:20)
tss hihihi
4. Veloo ( 30/12/2005 14:32)
nidiran'angano ra jean zany kle - ka kolera inn ary no tian'ny nedala? aza atao mavokely ary ny jean an :-D:-D:-D:-D
5. pissoa ( 30/12/2005 15:12)
:-D:-D:-D:-D
6. Veloo ( 30/12/2005 15:17)
:-D:-D:-D:-D:-D
7. Vahinala ( 30/12/2005 15:30)
:-D:-D:-D:lol::lol:
8. dadabe ( 30/12/2005 17:14)
izany ahay ka mba tena bilagy :-D:-D:-D
9. fasaly ( 30/12/2005 18:37)
:-D:-D:-D tsy ratsy!
de ahoana ihany ny fiafaràny nandoko ra jean sa nijanona amzao de nahazaka sipa ihany ve tam reveio!
10. jennifer2 ( 30/12/2005 23:14)
tsy lasa le izy teo, averiko indray zany: eny isotry io misy mandoko jean io
11. dadabe ( 31/12/2005 16:20)
manomboka mioditra ny ekipa solida de miova zao io size io jereo tsara anie e 8)
12. jennifer2 ( 31/12/2005 17:05)
Za ry dadabe tena matahotra indray sao hiova eny an-dalana ny zavatra nosoratako a! indraindray za leo mihitsy.
13. Veloo ( 31/12/2005 22:32)
14. jennifer2 ( 01/01/2006 02:26)
veloo toa gaga be?
15. dadabe ( 01/01/2006 03:00)
tsy nahazo bodofotsy izy alina d tsy nahateny fa io mivanjavanja io

veloo avy aty aza cherie a :*:*
16. Veloo ( 01/01/2006 03:16)
dadabe:-*:-*:-*
17. dadabe ( 01/01/2006 04:01)
:D:D:D:D:*
18. Veloo ( 01/01/2006 05:08)
:-*:-*:-*ihany wa eeeeeee
19. jennifer2 ( 01/01/2006 07:33)
Hay ve?
20. fasaly ( 01/01/2006 12:24)
dadabe:

manomboka mioditra ny ekipa solida de miova zao io size io jereo tsara anie e 8)


oujjy! ary vao hoe niditra zà de hoe ekipa solida hono de hiova ny sizé, nefa aza toa niova ho azy knou hihihhi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0629