Mba toroy hevitra Ra-Jean eeeeee!

61. Veloo ( 08/01/2006 21:25)
:P:P:Pdadabe a zany ve? tsy afaka mitady sipa afa za zany :snif: efa misy chaine mihtsy ny tanako =))=))=))=))=))=)) andraso anie koziko kely fotsiny i damopra dia inn tonga dia vita ny @ tsika :P:P:P
62. pissoa ( 09/01/2006 05:41)
Iza aminareo mivady lehibe ireo no tena henoin'i damopra kokoa e :-D:-D
63. sasa ( 09/01/2006 11:55)
za tsy maharaka intsony raha tsy hoe misy mandefa migue angamba kou:-D:-D:-D
64. Veloo ( 09/01/2006 19:54)
sasa mandana vakio hatrany @ volohany retsy a :-D:-D:-D
pissoa a za ka :-D:-D:-D
65. sasa ( 10/01/2006 03:42)
:-D:-DVeloo lava be loatra le izy akia an! mba kozy e! tsy voavakiko intsony mintsy, aleo za hanarak'efa fotsiny aloha:-D:-D:-D:-D
66. pissoa ( 10/01/2006 05:31)
Veloo, zany ve? :-D:-D:-D
Mila famintinana ve sasa e :-D:-D
67. ari.malala ( 12/01/2006 05:40)
sasa, aiza mou ny tranonareo ary fa hoavy any le migue e!!

adam nga mila famohazana @ 4 maraina izany eeee tonga d rendez vous fts d lasa izao :-D toi ko nga mila? ary in ny idiran'y tsingolobatita @ le resaka? :-D:-D
68. Veloo ( 12/01/2006 19:08)
pissoa ie :-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0397