Mba toroy hevitra Ra-Jean eeeeee!
21. fasaly
(
01/01/2006 12:25)
jennifer2:
Za ry dadabe tena matahotra indray sao hiova eny an-dalana ny zavatra nosoratako a! indraindray za leo mihitsy.
leo ve jennifer!
aleo aza izahay hipitsika e!
23. fasaly
(
01/01/2006 15:50)
kou tsy marina njay ve zany ry bedada! !!!!!sao manimba feeling knou hihihi!
24. jennifer2
(
02/01/2006 02:38)
Fa na leo aza aho tsy mba migafy ohatran'i dadabe ka! za anie ka zaza henjy e!
25. ari.malala
(
02/01/2006 05:03)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-Dvoaloko ihany v i JEAN e :-D:-D:-D
fasaly, aza mipitsoka izany aky aaaaaa
fasaly, aza mipitsoka izany aky aaaaaa
27. fasaly
(
02/01/2006 17:16)
bedada kou mahery manoroka be mahintsy ka!!!!
misy dinika arokatra amy fitiavana ary hoe ahoana ny fomba fanorohana ande mandeha mampianatra any kely ndry fa tsssss....!
misy dinika arokatra amy fitiavana ary hoe ahoana ny fomba fanorohana ande mandeha mampianatra any kely ndry fa tsssss....!
28. dadabe
(
03/01/2006 00:09)
hihhhhihihh oroka virtoaly io fasaly a, indry koa anie azoko atao e :*:* he he he
34. fasaly
(
03/01/2006 14:14)
tena debordé be loatsa ny fitiavan'i bedada! sambatsa mintsy ny sipa ato amin'ny sersera ato fa tototra fitavan'i bedada daholo, ho aiza izahay lehetsa raha tsy ato tsony bedada, aleo ihany kolokolointsika bedada ry zavavy an!
39. Veloo
(
04/01/2006 14:55)
fasaly a afaka miditra ho an'i dadabe njy ka za efa niala :-D:-D:-D efa vita ny divorce i mon papa no nanao ny divorce :-D:-D:-D
40. mamzelkely
(
05/01/2006 06:58)
ountssssssssss aza be resaka eo njy veloo tkony za no au courant vôlou ra nataon papa ny divorce anareo :-D:-D
