ny hasarotampiaro

1. peta ( 28/12/2005 10:02)
slt nareo...zao r'reto a! mba mila vahaolana avy aminareo aho de afaka mijoro vavolombelona ve nareo @ty hasarotampiaro ity?za mantsy zany efa nahita ny sipako nampirafy teo imasoko talo e! fa efa niova afo izy de lasa fidel be amiko zao!de za nefa tena mbola saropiaro be tsisy otr!zany ampio aho ry namana isany a!za tsy mampirafy azy an fa tiko lotra izy e!
2. ari.malala ( 28/12/2005 10:07)
inona ilay ilàn'i peta fijoroana vavolombelona? tsy dia mazava tsara ilay fanontaniana aky fa azavao tsara azafady.
3. peta ( 28/12/2005 10:46)
RA OHATRA KA HOE EFA NİSY NİARANJAVATRA NA TSARA İO NA RATSY İZANY HOE LE VOKATR'LAY HASAROTAMPIARO AKY A!
4. Hubert ( 28/12/2005 11:27)
manao ahoana i peta.
Ny zavatra azoko lazaina anao aloha raha ny avy aty amiko de tsotra ihany; aretina ratsy be io hasarompiaro io ka tandremo fa manimba fo tsy misy hoatr'izany.
Hoatr'ahy aloha efa niaina t@ io zavatra iray io taloha e! ka tena mampanao ny tsy fanao raha diso tafahoatra. Izy io mantsy haingon'ny fitiavana e! fa anjaranao no mandanjalanja izany. Ok!
Courage!!!:D
5. sipagasy ( 28/12/2005 11:30)
ka izao anie ry Peta e! ilay hasarotam-piaro tena tsy misy dikany mihintsy satria dia ho injiko foana no harary eo izy nga hiraharaha an'izany??? rehefa tsy arahanao maso izy vao ho tonga saina hoe ary toa tsy miraharaha ahy intsony ilay sipa??? hihihi fa raha mbola saro-piaro ianao dia tsy ho tantinao ny tsy hisava na ny paosiny aza ohatra rehefa mody izy ny hariva, tandremo fa tena fositra manimba tokantrano io hasarotam-piaro io na dia hiteny aza ianao hoe tena TIA azy e! hihihi mahereza e! de mba omeo ny fahalalahany koa izy dia omeny tahaka izay koa ianao.(izany hoe omeo azy ny espace vital-ny de omeny koa ianao).
6. Vahinalasoa ( 28/12/2005 11:54)
peta:

slt nareo...zao r'reto a! mba mila vahaolana avy aminareo aho de afaka mijoro vavolombelona ve nareo @ty hasarotampiaro ity?za mantsy zany efa nahita ny sipako nampirafy teo imasoko talo e! fa efa niova afo izy de lasa fidel be amiko zao!de za nefa tena mbola saropiaro be tsisy otr!zany ampio aho ry namana isany a!za tsy mampirafy azy an fa tiko lotra izy e!

Hono hoa, le hitandry nampiaraka ihany ve io mbola miaraka amindry zao io ? Ra izay mantsy d normal raha toa ka mbola sarpiaro be aminy ndry, nefa refa tsapandry koa fa niova izy d alamino ny saina ary mihezaha matoky azy satria marina mints ny volazany namana sasany reo hoe,anisany antony mampikorotana ny fiarahana io hasarotampiaro io. Zay aza aky misy elanelantany be, ts hita izay atao fa ny saina no amboarina ko, raha tena samy tia ianareo dia mahaiza mifampatoky fa ny confiance no base ny fiarahana. Mahereza aky an.:wink:
7. Vahinalasoa ( 28/12/2005 11:57)

8. Vahinalasoa ( 28/12/2005 11:57)

9. Vahinalasoa ( 28/12/2005 11:58)

10. betsidida ( 28/12/2005 12:04)
Satria efa ho tapitra ny taona 2005 dia mba ataovy anisan'ny tanjona ho tratrarina amin'ny taona ho avy ry Peta ny fatokisana a! Raha efa namela azy anie ianao tamin'ny taloha dia tokony efa fantany fa tsy hiandry azy eo intsony ianao raha mbola manao izy é. Ataovy fantany hoe raha mbola misy izany dia iny ianao no lasa. Fa raha tsapanao fa tsy manao intsony izy fa ny fahasotam-piaro no be, dia miezaha matoky. Tsy misy afatsy ianao ihany no mahafaka an'io. Tsy ny olona aty ivelan'ny fiainanareo mihitsy satria izahay tsy hahatsapa ny alalin'ny fifankatiavanareo.
Dia ho tratry ny taona vaovao, hitondra fahatokisana sy fitiavana madio...
11. diamondra27 ( 28/12/2005 12:05)
ny hasarotapiro dia misy degré-ny saropiaro tsotra, saropiaro@ manodidina (protection), ary ny saropiaro maladive le tena ratsy.

Anakiroa ny pb ny peta eto.

Voalohany de le zalahy hoe efa niova afo fa lasa fidel.
Tsy manakivy anao za fa tokony fantarinao tsara ny lasany hoe: le zalahy io ve taloha tsy mahatanty miaraka @olona iray fa tsy maintsy mampirafy foana, na koa raha vao mahita sipa de le manaramaso be reny na te- ho kotiny doly zao sipa raha vao tsaratsara na de fantany aza fa oe efa misy miaraka aminy. Raha izay no nataony taloha de tsy mety io fa tsy maintsy mila io besoin io izy na de tiany be aza ianao, toa ny olona mifoka sigara be, tsy mety raha tsy misintona kely fa de fahazarana, le mouvement fotsiny no ilainy.
Raha tsy io ny lasany fa mba oe tratra indray mande monja de hafa indray iny, iza moa no tsy mampirafy raha mbola bandy, raha mbola tsy nampirafy izy de tokony hiomana ianao indray andro any.
Araka ny fahafantarako manko de lhl 1 hono de vhv 5 izany no statistika taloha fa @zao fotoana zao tsy haiko, ny isany population io teneniko io an, zany hoe: ny isan'ny vhv de avo 5 heny noho ny isan'ny lhl, ka raha miaraka aminao zany le lhl de misy vhv 4 any ho any tsy manatompo
Faharoa le problema hoe: saropiaro aretina. Io indray de
12. diamondra27 ( 28/12/2005 12:10)
PB faharoa de le saropiaro aretina. Toa izao ny fisehony: arahina maso ny dian'ilay partenaire, tiana ho fantatra ze ataony à tout moment, de refa mody izy de jerena raha misy fofona ranomanitra hafa, na lokomena eny aminy, na misy N° tel any ampaosiny, na jerena ny Tel portable sao misy sms; na koa ny mail ny le partenaire, na koa refa eny andalana nareo de tsy mahazo mitoditodika le olontianao fa oe mitia le mpandalo. Zay koa aloha de tsy avotra tsony koa fa mila manaraka thérapie e!
13. dadabe ( 28/12/2005 12:15)
tsatsan'ny fety peta!

hummm hasarotapiaro ve ???:-w tanjemo fa mitondra any @ areti-po io
vahaolana::

1-aza dia mampiasa saina be lotra @ fitiavana(aza mivakl be lotra e)
2-avy hatrany d tanteraho ny fanambadiana fa tsy ho atao sipsasipa fotsiny
3-az adino ny mivavaka
4-aza aseho azy be lotra fa hoe ianao saropiaro aminy , sao izy dia midingindrambo (mizesta)hoe mahazaka
5-ny asa fitadiavambola , na fianarana noataovy mibahana fotoana , fa aza mandany andro hanaraka izay ataony

hihih izay ihany no mba haiko ry peta (korona) :wink:
14. diamondra27 ( 28/12/2005 12:17)
raha nahita ny sipanao taloha nampirafy teo imasonao enao ry peta taloha de ny solution de tsotra: lasa manque de confiance enao ka zay le mampatahotra anao de ataovy izay hahitanao io confiance io
raha lasa saropiaro be indray: de tandremo fa enao no ho foterany, le olona miaraka aminao @ farany mi-sentir étouffé de leo eo izy. Zao fotsiny ataovy anaty loha, raha mbola ato amiko izy de ahy zay fa ny sisa ataony filalaovana fotsiny. Refa tsy mivoaka ny vola fa ampy tsara sy omeny fitia enao de ataovy ampy aloha reo e!
15. peta ( 28/12/2005 12:20)
misaotra anareo alo fa efa mba misy hisainako zay e!Diamondra a! io prblm faha 2 teneninao io mintsy no maazo ahy @zao!Betsidida a! tena misotra lesy @ le fanakaherezana a! iezaka hanatratra io tanjona 1 io aho @ 2006 de mirary soa antsika mpisera rehetra e!
16. peta ( 28/12/2005 12:26)
de ahona no ataoko mba ananako confiance bb koko?
17. diamondra27 ( 28/12/2005 12:30)
peta: raha io no mahazo anao de zao atao e!mandrapaha

tena mafy aloha an fa refa vitanao le izy de ho tsapanao ny vokany.

Raha vao tonga ramose: de omeo ba kely
de aza anontaniana oe taiza sy taiza izy fa lazao hoe; nahafinaritra ve ny journée-nao androany?
De raha te hanontany, mangitikitika te holoka ny vavanao le be kestion fahasarotapiaro de andana manalavitra kely azy , makany anefitra hafa na eny antokotany manao zavatra hafa, le temps ka lasa lay fixation-nao , de miverena mitsikitsiky aminy
zay aloha ny lesona voalohany
de aza savasavaina ny eny aminy fa jereo raha tsy lho gaga izy de hiteny anao hoe: ha f'ahoana? de hihamafy ny fitiavanareo ary tonga de vao maika fihininy mafy peta
de alaiko sary @ zay momeny axceptionnel zay
18. diamondra27 ( 28/12/2005 12:32)
@ zay moment exceptionnel zay
19. diamondra27 ( 28/12/2005 12:34)
aza very fotoana manaramaso azy fa manaova zavatra hafa mahasoa anao de @ zay tsy lasa any ny eritreritrao refa OQP enao
20. naritsimba ( 29/12/2005 04:18)
peta
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2635