ny hasarotampiaro

21. naritsimba ( 29/12/2005 04:24)
peta> ny hasarotam-piaro dia tena aretina, ary tsy mifidy toerana ny fampisehoana an'io fa ny fitrangany fotsiny no hafa.
ny hiafarany dia ho leo io olon tianao io dia tsy maintsy hitady lalan-kafa izy, ary mety izay hasarotam-piaronao izay no nahatonga azy nanana sipa hafa. Tadidio koa fa raha mbola mpisipa fotsiny tsy hitako ny olana ianao koa ange manan-tsafidy e, ka nahiaraka @ oll 10 aza inn no olana fa angaha ianao mou efa manambady ka tsy hananjo, fa zany hoe tenenina fotsiny zay miaraka @ tena hoe zà ange ka tsy voafatotra ka aleo zà hifidy izay tena afaka miaraka amiko e.
Ny fitiavana sora-jandiana ka samy manana ny tiany
22. naritsimba ( 29/12/2005 04:31)

23. ari.malala ( 29/12/2005 05:43)
peta:

de ahona no ataoko mba ananako confiance bb koko?

Peta, sarotra be aloha aky raha hoe efa nahita ny maso, nefa rha ohatra indray ka tena nampiseho ezaka b ilay namandry hoe niova dia mila ezaka avy amindry indray izany ny hatoky azy, satria ny fifampatokisana no tena fototra mampirindra ny fifankatiavan'olon-droa. Ny tokony hataondry zany zao an, dia mila mamerimberina @ tenandry aloha indry hoe matoa izy niezaka ny hiova dia tia andry izy zany, dia aza manao an'zany hie misava portable sy b fanontaniana izany fa tena mankaleo lhl io,dia miezaha indry hanana occupation mba tsy hifantohandry be loatra any aminy e, dia manao manjamanja foana ko aky a ;)
24. Vahinala ( 29/12/2005 08:39)
Marina mihitsy ny teniny ari.malala io aky a, ny olondrehetra anie samy saropiaro amin'ny azy daholo fa na izany aza mba lanjalanjaina ihany ilay izy ary asiana fetrany, rehefa tsapandry fa niova izy dia efa tena nanao ezaka be izy zany "de son côté" de anjarandry ndray no mba mihezaka koa mba hanana fahatokisana azy be be kokoa, d fadio ny misava lava sy manao scène be eo imasony fa vao maika izy ho leo dia izay no tena ratsy, lasa sorena izy tsinona hoe izy aza efa mba manaja andry nefa indry tsy mety matoky azy, alamino aky ny saina an, lasa ho tonga aretina ho andry io raha tsy mitandrina indry, mahereza foana e !:wink:
25. peta ( 29/12/2005 12:31)
misaotra ry namana isany a! de ho ezahiko atao daolo ny conseil nareo ..mankasitraka e! Androny anie za r'reto de efa nanomboka kely e! hitako tena sarotra fa forceko fotsiny oh: isan'andro aho zany tsy maintsy miantso azy fona sinon mibip or nefa androany za tsy nanao mintsy de hoy izy hoe sahirana b nga ianao no tsy nibip mintsy ? misaotra r'reto a! na de sarotra aza le izy de ezaana e!
26. Vahinala ( 29/12/2005 13:56)

Bravo peta an, zay zao d efa tena progrès be avy tamindry, tena mety mihitsy zany satria rehefa mba ts rarahina kely koa ange izy d mba tonga saina ihany e, mba aleo izy ndray no miantso andry foana ohatra, tohizo fa tsara aky a fa na izany aza tsy atao be loatra ndray le tsy firarahiana an ! :D
27. Vahinala ( 29/12/2005 13:57)

28. dadabe ( 29/12/2005 14:12)
marina izany vahinala a8)
29. diamondra27 ( 29/12/2005 16:59)
peta:tsy hitanjy zany oa, de tsy nahatsiaro sambasambatra kaly ve njy hoe nahavita progrès na de oe mafy aza le manao an'le izy? Io ihany aloha ny fanafodiny e! alao tsikelikely fa afaka io. Hitanjy zany fa mametraka kestion izy?
De bon courage et félicitation e!
Omeo teny mamy izy fa aza de exagére-na be loatra njay an! ataovy le contraire-ny tianao atao foana no avoaka, zany oe: raha te ho be kestion de omeo compliment, raha te- hisavasava de manaova zavatra hafa

zay njay aloha ny lesona faharoa

mbola hitohy
30. ari.malala ( 30/12/2005 06:45)
Betsaka ireo miaraka milaza fa
mifankatia.Misy kosa ireo miaraka mifampitia fotsiny izany hoe mifandany zara!

Ahoana ny hevitrao.
31. dadabe ( 30/12/2005 08:43)
tratra konkou arimalala kle :-D:-D:-D
32. mamzelkely ( 30/12/2005 08:51)
peta< ts haiko na efa nisy niteny ity zvt hosoratako ity na ts fa ts manin

normal njy ra saropiaro surtout we efa nahita azy nampirafy anjy zany satri matahotra njy we sô de mbola mamerina izy tena reaction normale be ny anjy fa zao ftsn lanjalanjao le izy le hasarotapiaro satria manjary manimba ny fiananjy ko le izy fa mafy io mahatratra ny sipanao miaraka am olok'hafa io ka mafy io fa normalement le izy tokony ho resin fitiavana sy ny fifampitokisana
bon courage e
33. peta ( 30/12/2005 10:40)
de ny ezaka faharoa nataoko ndray de le tsy mirara lotra e! de le miezaka ny manao manja2 fona ! hitako ho somary afa lo no fijeriny e! zany hoe tsapany fa nisy fiovana ny reaction ko
de miandry ny lesonareo @ manraka ndray
mnkasitraka
34. dadabe ( 30/12/2005 14:42)
peta > zayyyy tena milay manaova manja be fa tsy hoe manja manja, de aza manaiky ho ambany izany e, sirtouu raha fantatrao ilay adversa dia reketo ny fifaninanana , mankanesa any @ coiffure foana, tsssssssss inn ary ty aza manaiky ho gisitra izany bavy e :roll:
35. diamondra27 ( 31/12/2005 07:15)
peta: hummmmmmmmm tena bonne élève ndry fa mazoto za mampianatra, félicitation indray aloha e! mahafinaritra fa miroso ny travail natao =D=D=D=D=D de aza kivy

hafahafa ahoana akia no fijeriny andry? lasa izy indray ve no saropiaro?

Tohizo aloha 'reo nataonao 'reo mandritra ny andro vitsivitsy mba ho maîtrise-nao tsara de valio io fanontaniako io de mbola hitohy ny lesona.
36. peta ( 03/01/2006 05:54)
bonne année daolo alo e!
Diamondra a! izy ko ane saropiaro be e! fa ainy ny micacher azy. de itandry le fijery? to te hanontany zany fona ...te hanao compliment fa miaotra zany izy.de miandry ny lesına manaraka ndray e! en mem tps za efa manao ezaka sady mba tiko hiova @ty 2006 ty e!
37. mamzelkely ( 03/01/2006 07:30)
zao njay ataovy ky peta aaa aza apisehona azy hoe saropiaro be njy fa mody manaova kou zany ts mivaky loha fa ny hamanjana sy tariny tohizana fôna aaa andramo njay ny attitude-ny adopter-na de ho hita eo ;)
38. peta ( 03/01/2006 10:08)
Diamondra ....o?aiza ianao?
de misaotra aky mamzelkely a!andramako io...
39. diamondra27 ( 03/01/2006 10:42)
peta: ataovy aloha io lazain'i mamzelkely io e!

saropiaro be ahoana izy? Inona no fomba asehony hainao na de manafina ary izy?Misavasava pokEtra ve? refa mivoaka miaraka nareo de tsy mahazo mitoditodika ve ndry? de refa misy namana lhl miresaka aminao ve de hafahafa izy? de izy ve no manapaka ny fiakanjoandry? etc....
40. peta ( 04/01/2006 04:48)
ie ..........izy no manapaka ny akanjoko!de tsy mahazo mitodika refa miaraka ,nisy fotona zay an! nisy lhl olomalaza de mba niteny azy za hoe nahazo aina be le lhl tezitra be izy fa ndry nga aona?de zany aky a!..........
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1251