ny hasarotampiaro
41. diamondra27
(
04/01/2006 06:09)
lesona faha 3: miresaha aminy tsotra raha azo atao hoe: inona no nahatonga azy ho saropiaro na tsy taminao aza.
Ny tiako tenenina de manao dialogue tsara nareo, fa matoa izy saropiro tahak'izany de nisy antony tao ary raha fantany le source de ho moramora kokoa aminy ny hiala aminy, de ampaherezo izy mba tsy hi-douter andry(omeo toky=rassuré), de nenao koa toraka izany tokony ho fantarinao oe inona no nahatonganao ho lasa saropiaro, de alao ambony alao ambany de avy @zay no hamahana ny olana.
Ny hasarotapiaro aretina de midika fa tsy fananana confiance en soi de io no tokony ho vahana mba hampiverina azy
zay ndray aloha ny androany

42. diamondra27
(
04/01/2006 06:13)
ny mahataonga ahy nametraka le fanontaniana etsy ambony de hahafantarana hoe: degré faha firy ny jalousie-ny. De araka ny valinteny nomenao moa zany de tena latsaka lalina ihany izy fa mahaiza tsara.
Ny jalousie maladive le tena grave be an de mety hanome danger ho an'ilay partenaire(zany hoe: mety hanakevitra le olona hamono anao), ka mino za fa mbola tsy @io cas io no misy anareo
manapotika ny fiainanao ny être jalouse, lazao ha être humain io fa tsy chose akory ka hoe il ou elle m'appartient de ze tiko hanaovana azy, fa mba omena liberté kely le olona

44. mamzelkely
(
06/01/2006 06:59)
njy ko zany ry peta ts mahazo manana namana lhl ve :roll:
machika be zany akamanjy zany klé... mila folahana kely izy mila mafy loha kely njy sinon adopter fôna ny attitude-ny refa ts avelany manao an izao njy de aza avela manao anizay ko izy na truc du genre io donnant donnant fa refa ts mahatanty izy de lazao zany anie ny fanaovanao ana eee:wink:

45. rakekely
(
06/01/2006 07:35)
PETA
izay tiana mahasarom-piaro, fa misy aro-fanina io ka tsy tokony hataotao foana, zava-dehibe ny fitiavana ary ny fifampitokisana no tena tsara indrindra eo amin'ny mpifankatia
izay tiana mahasarom-piaro, fa misy aro-fanina io ka tsy tokony hataotao foana, zava-dehibe ny fitiavana ary ny fifampitokisana no tena tsara indrindra eo amin'ny mpifankatia
46. yonikafopl
(
07/01/2006 18:38)
tsara be le ady hevitra fa , ahazoana lesona be mihintsy, za kou manko no tena renimbavin'ny (raindahin'ny) hasarotam-piaro.Sady nena tena gravy fa nahavita nadratra zanak'oll mihintsy za tamzany fotoana, zao za manambady , efa nihena le hasarotampiaro , fa misy fotoana tsy hahatoherako azy.Ny fomban'ny olona aty aminay aty manko an, de isaky ny miresaka de mifanao cheri, cheri, (Habibi) sy ny ma vie( Haiati ) sy ny mon coeur (Ia albi). Fa tena tsy haiko fa za amin'ny maha gasy ana, de tsy mety eken'ny saiko mihintsy ny vadiko rehefa miresaka amin'ny vehivavy no milaza ireo teny ireo, lotika mihintsy ny foko,izy efa miezaka ny tsy hiteny fa efa nahazatra azy hatrizay de lasalasa ihany ny vavany nefany, de angarihako izy, de mkitandrina aleony tsy de be resaka. Mampanaelo ana njay izy ndraindray, de farany aleony mampiasa ny ma soeur (ia akhti ) sisa na iza na iza miresaka aminy.Fa mampijaly io hasarotampiaro io ka:wink::wink:
47. diamondra27
(
08/01/2006 17:09)
yanikafopl: efa tsara zany e! efa fatandry zany ny halemenjy de étudie_o tsara moramora fa afaka io, de efa fantanjy fa culturen'nle olona le chericher de tsy maninona zany fa raha misy geste hafahafa de iny njy no maneno. OK an! tandreo fa manimba io e! zao fotsiny atao anaty loha, refa te-hanao izy de mahita fika foana fa tsy voatazonao ka raha mbola eo aminao izy de zay no zavadebe, aza de manao film rery fa indraindray ny eritreritra diso fa aleo mi- entamer dialogue, zany an!