kilalao sy hatsikana

1. vale ( 11/12/2005 11:18)
Tohizo ary ity izay mahay: "saka matory no....."??? misaotra!
novalian'i Veloo ny 04/01/2006 15:20
2. dadabe ( 11/12/2005 11:25)
....alambolombava !!!omeo bizouu zah aza e
3. vale ( 11/12/2005 11:29)
ie, marina ! ...bizo iny omena an'i dadabe fona kah!!!na tsy mangataka aza! zà nga mbô kahihitra izany!tsara kokoa ny manome noho ny mandray sa...?
4. vale ( 11/12/2005 12:09)
itan'i dadabe iny ny tohiny, fa inona ary ny tian'io ohabolana io tenenina ô???
5. lapino ( 11/12/2005 12:11)
voalavo lahy sasatry ny miaina!
6. vale ( 11/12/2005 12:33)
lapino> hihihihi
7. lapino ( 11/12/2005 12:42)
ka izay ilay ohabolana ange e! :wink:
8. vale ( 11/12/2005 12:49)
very ndray zà t@ iny lapino à! izay tokoa kay moa ny fiantombohany !
9. Levy ( 11/12/2005 12:55)
Saka matory no alam-bolom-bava, aza manorisory na be tabataba fa mahasoso-tr'ahy....( sady ohabolana no tsianjery t@ vo tany @ EPP)
10. lapino ( 11/12/2005 12:56)
:-D
11. vale ( 11/12/2005 13:54)
Levy:

Saka matory no alam-bolom-bava, aza manorisory na be tabataba fa mahasoso-tr'ahy....( sady ohabolana no tsianjery t@ vo tany @ EPP)



ouay Levy eee!hihihihi
12. Herimiafina ( 11/12/2005 14:25)
Fa atao inona anefa hono ny volombavan'ilay saka e? hehehehehe=))=))=))=))
13. pissoa ( 11/12/2005 14:48)
kou efa we sasatry ny miaina le voalavo ony kou :lol:
14. Herimiafina ( 11/12/2005 14:58)
Ngah ny voalavo sastry ny miaina manana razoara hanalana volombavantsaka klé? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
15. akamatiana ( 11/12/2005 15:11)
:roll::roll: tsy mahay ohabolana !:)
16. vale ( 11/12/2005 15:12)
Herimiafina:

Fa atao inona anefa hono ny volombavan'ilay saka e? hehehehehe=))=))=))=))



raheri ko! k'efa ita fa sasatry ny miaina le volavo> tsy itany intsony ze atao re à!ongotany na de tsy isy ilaivany azy aza!hihihihi
17. Veloo ( 11/12/2005 15:13)
:-D
18. Herimiafina ( 11/12/2005 15:13)
Ny ahy ny voalavoko sy ny sakako tsy mba miady zany klé. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
19. vale ( 11/12/2005 15:13)
akamatiana:

:roll::roll: tsy mahay ohabolana !:)



tsy mahay ohabolana fa mahay tnonkalo!!!
20. vale ( 11/12/2005 15:15)
Veloo:

:-D



tapaka mintsy ny tsinain'i veloo kely!(calin) fa tsy mande ny emoticones-ko!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0089