kilalao sy hatsikana
24. vale
(
11/12/2005 15:38)
Herimiafina:
Veloo :-*:-* hehehehehe:-D:-D
in indray ty mampime an'i herimiafina? mialona indray fa mpinamana zay sy veloo ô!
27. Levy
(
11/12/2005 15:45)
voalavo lahy latsaka am-bilany be, ny eritreritra lasa lavitra, nefa ny hoza-pe tsy maharaka...ka saka matory no alam-bolom-bava :lol:
28. Herimiafina
(
11/12/2005 15:47)
Kay zany raha zoko tsara tao anaty vilany kou le saka no natory an, hehehehe:-D:-D:-D:-D
29. vale
(
11/12/2005 16:08)
Levy:
voalavo lahy latsaka am-bilany be, ny eritreritra lasa lavitra, nefa ny hoza-pe tsy maharaka...ka saka matory no alam-bolom-bava :lol:
hahahahaha!
32. diamondra27
(
12/12/2005 08:11)
dadabe an! tratrako zao fa tsy misy excuse tsony:b:b:b
vale: f'anga te halandry ny volombavan'i dadabe
ny saka sy ny totozy ...
vale: f'anga te halandry ny volombavan'i dadabe
ny saka sy ny totozy ...
36. dadabe
(
13/12/2005 13:13)
Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 12-12-2005 12:11:01
Lohateny : Re : kilalao sy hatsikana
dadabe an! tratrako zao fa tsy misy excuse tsony:b:b:b
:-$:-$:-$ :wink: sekile zany hoaaa
Mpandefa : Veloo [ Valio ] 12-12-2005 20:43:46
Lohateny : Re : kilalao sy hatsikana
dadabe a ny adalan-njy
fa ztm fona e:*:*
37. vale
(
13/12/2005 15:29)
diamondra27:
dadabe an! tratrako zao fa tsy misy excuse tsony:b:b:b
vale: f'anga te halandry ny volombavan'i dadabe
ny saka sy ny totozy ...
hihihihihihi tsy de matin'i dadabe eo zà hihihihi
39. dadabe
(
15/12/2005 01:02)
Lohateny : Re : kilalao sy hatsikana
Hoy i diamondra27:
dadabe an! tratrako zao fa tsy misy excuse tsony:b:b:b
vale: f'anga te halandry ny volombavan'i dadabe
ny saka sy ny totozy ...
hihihihihihi tsy de matin'i dadabe eo zà hihihihi
zah angaha mamono ,au contraire zah no mety ho malemy raha azondry kle :wink:
