kilalao sy hatsikana
1. vale
(
11/12/2005 11:18)
Tohizo ary ity izay mahay: "saka matory no....."??? misaotra!
répondu par Veloo le 04/01/2006 15:20
3. vale
(
11/12/2005 11:29)
ie, marina ! ...bizo iny omena an'i dadabe fona kah!!!na tsy mangataka aza! zà nga mbô kahihitra izany!tsara kokoa ny manome noho ny mandray sa...?
4. vale
(
11/12/2005 12:09)
itan'i dadabe iny ny tohiny, fa inona ary ny tian'io ohabolana io tenenina ô???
9. Levy
(
11/12/2005 12:55)
Saka matory no alam-bolom-bava, aza manorisory na be tabataba fa mahasoso-tr'ahy....( sady ohabolana no tsianjery t@ vo tany @ EPP)
11. vale
(
11/12/2005 13:54)
Levy:
Saka matory no alam-bolom-bava, aza manorisory na be tabataba fa mahasoso-tr'ahy....( sady ohabolana no tsianjery t@ vo tany @ EPP)
ouay Levy eee!hihihihi
12. Herimiafina
(
11/12/2005 14:25)
Fa atao inona anefa hono ny volombavan'ilay saka e? hehehehehe=))=))=))=))
14. Herimiafina
(
11/12/2005 14:58)
Ngah ny voalavo sastry ny miaina manana razoara hanalana volombavantsaka klé? hehehehehe:-D:-D:-D:-D
16. vale
(
11/12/2005 15:12)
Herimiafina:
Fa atao inona anefa hono ny volombavan'ilay saka e? hehehehehe=))=))=))=))
raheri ko! k'efa ita fa sasatry ny miaina le volavo> tsy itany intsony ze atao re à!ongotany na de tsy isy ilaivany azy aza!hihihihi
18. Herimiafina
(
11/12/2005 15:13)
Ny ahy ny voalavoko sy ny sakako tsy mba miady zany klé. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
