ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA

1. diamondra27 ( 22/11/2005 13:26)
Amin'izao fotoana iainantsika izao, indrindra noho ny loza voajanahary sy ireo hetraketraky ny ratsy fanahy na déprimés dia tsara ny mampatsiaro fa Andriamanitra dia fitiavana mba tsy hanomezantsika tsiny Azy rehefa misy ny zavamahaory antsika hoe nahoana ary raha misy Andriamanitra tsy tokony ho hisy izao zavadoza izao.
2. diamondra27 ( 22/11/2005 13:54)
Ireto ary ny andalantsoratra Masina miteny izany:
Andriamanitra de fitiavana:I jaona 4: 8
tia antsika Izy :
- hatr@ fony isika teny ankibo Salamo139:1-18 and 13
- inconditionnellement I jaona 4:10
- hatr@ fahafatesana eo @ toerantsika Rom 5:8

Fitivana izay
- mamela tanteraka ny heloka Isaia 55:7 . Ijao 1:9
- mampianatra ,anarina ohabolana 3:12
- mirary ny fahasambarantsika Rom 8:28
- mandrakizay Rom 8:35-39
- tsy mamitaka Isaia 46:3-4 ; Fitomaniana 3:22-23

de afaka tohizanareo
ary koa hiadina hevitra raha tsy d'accoord
3. mandrindra ( 22/11/2005 15:26)
ny tian'i diamondra27 ho tenenina va hoe : mamela izay nanao ratsy taminao ?
4. vivi ( 22/11/2005 16:04)
Aminao jehovah o , no hanandratako ny fanahiko
Atra o ianao no itokiako, aoka tsy ho menatra aho. Eny tsy hisy ho menatra izay rehetra miandry anao
Fa izay mivadika foana no ho menatra
sal25 1-3
efa nihainako io fa tsy maintsy miverina any @ foana aho, nefa anie efa b ny fahotana fa misokatra foana ny tanany nandray za e! ary ny tena fona no wen , satria tsy misy mandray ny tena raha tsy izy , indrindra fa rehefa misy probleme mankarary atidoha zay ! izy aloa d tena manampy sy tia antsika mpanota e!
5. dadabe ( 22/11/2005 16:54)
diamondra> hanampiko kely anao ,jereo anie ny ataon'ny zanak'olombelona e,vonoina avokoa ny akoho amambrona efa ho 1000 mahery (taty chine sy tany vietnam) fa lazaina fa misy gripa hono ,nefa hatramin'ny naha tany ny tany tsy nisy an'izany ,zah aloha tsy dakor @ fanimbana ny zavaboaaharin'Andriamanitra e
6. rongatry ( 22/11/2005 16:55)
Misaotra an'i Diamondra fa mamelona ny fanahy sy mampahatsiahy ny fitiavan'Andriamanitra tokoa ny tahaka itony.
Misaotra
7. vale ( 22/11/2005 19:11)
ie, misaotra an'i diamondra t@ fanazavana fa indray2 ny tena dia manontany hoe misy marina ary ve A/tra? ary ahoana no mihamahazo vahana ny mpanao ratsy?
8. cutie ( 22/11/2005 19:53)
mampatsiahy ahy an'le hira Andriamanitra fitiavana io lohahevitra io 8)
9. LazaRandri ( 22/11/2005 22:45)
cutie angaha beso rehefa mihira? hahaha
10. cutie ( 23/11/2005 03:30)
nga misy beso @ io :-D
11. LazaRandri ( 23/11/2005 03:37)
raha maraina mibaliaka ny andronay ety...d cutie no mamaly beso b. hahaha
12. cutie ( 23/11/2005 03:41)
sao de enao aza no te hanao beso de mody we :-D
13. LazaRandri ( 23/11/2005 03:43)
ka ny andro aza ity mbola ho ela vao haraina ko! hahaha
14. cutie ( 23/11/2005 03:45)
de manin ? :roll:
15. LazaRandri ( 23/11/2005 03:51)
misy anakiroa tokotrany kay ny hira hoe Andriamanitra fitiavana. Fa hiverenana ny lohahevitra.
diamondra27:
ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA
Marina tokoa :)
16. cutie ( 23/11/2005 03:53)
henjy be kay i LazaRandri :-D
17. namanao ( 23/11/2005 12:02)
Tena marina zany araka ny ao amin'ny Baiboly. Soa ihany fa fitiavana Izy fa raha tsy izany mety tsisy fotoana ahafahantsika miova hihatsara intsony!
Fa zao e! tokony hahatsapa-tena isika ny amin'zany fitiavany zany ka mba hamaly fitia Azy zany hoe ny ho tia Azy koa: Ahoana anefa no fanehoampitiavana amin'Andriamanitra?
Etsy andaniny raha tsy tia azy isika Handaitra hatrany ve ny fitiavany antsika sa misy farany?
Koa satria tia antsika izy, mety ve ary raha tsy matahotra azy velively?
De mba valio eo zay fahitanareo azy eh!

:) misaotra eh
18. diamondra27 ( 23/11/2005 15:09)
namanao:fanehoampitiavana:mitandrina ny didiny
tsy misy farany oa ny fitiavany fa MANDRAKIZAY vakio jeremia31:3

Raha tianao ny ray amandreninao , atahoranao ve izy sa tsia? de mitovy @ zay koa Andriamanitra amintsika , tokony hatahorana izy zany hoe : arahina ny teniny
19. diamondra27 ( 23/11/2005 15:16)
Atra de manavotra antsika @ tahotra:ISAIA 41:10/13

ANDRIAMANITRA IRERY IHANY NO TSY MAMITAKA AMIN'NY FITIAVANA FA NA DE NANAO FAHOTANA BE AZA ENAO, NA NIODINA TAMINY AZA DE MBOLA TSY MIOVA NY FITIAVANY ANAO5aza manao fanahy iniana kosa anefa fa lasa mivadika faotana indray izay)

NY OLONA METY MAMITAKA ANAO FA ANDRIAMANITRA KOSA FIDELE FOANA (Atra tsy miova omaly sy anio ary mandrakizay)
20. Mifenty ( 23/11/2005 16:02)
zA mahay beso amin'ilay hira fa misy i nona kay??

Maninona refa beso?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1062