ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA

21. bichette ( 24/11/2005 13:23)
Mifenty> dé za hanao feo volohany =))=))=))=))

diamondra27 > ^:^
22. Herimiafina ( 24/11/2005 16:55)
"Andriamanitra dia Fitiavana"
Sans diskision. hehehehe:-D:-D:-D:-D
23. zama91 ( 24/11/2005 20:38)
tiava ny namanao tahaka ny tenanao izay no didy lehibe.Mba manao ahoana ny fitiantsika ny namantsika tsirairay ato,eo amin'ny fiainana andavan'andro fa tsy ny we any ampiangonana ihany?
24. zama91 ( 24/11/2005 20:45)
tenenina foana we Andriamanitra dia fitiavana,ary marina tokoa izany.Fa hoy ny tenin'Andriamanitra ataontsika ahoana no fitia an'andriamanitra tsy hitantsika nefa ny ray amandrenintsika aza tsy tiantsika.Firy tamintsika milaza ny tenany ho kristianina moa no manana ady amin'ny fianakaviany ny namany ny olo mpantany sy ny sns...)
25. zama91 ( 24/11/2005 21:11)
a(ry alohany hanaovantsika rakitra isak'alahady,raha misy manana ady aminao na manana alahelo aminao,ajanony aloha ny fanatitrao ary- mandehana mihavana an'i_lay manana ady aminao izay voa aterina ny fanatitrao.Isika izay milaza ny tenany kristianina eto mba valio? efa mba nisy nanao an'io ve,sa dia kristianina alahady ary mangalatra akoho alatsinainy
26. LazaRandri ( 24/11/2005 23:38)
zama91:

a(ry alohany hanaovantsika rakitra isak'alahady,raha misy manana ady aminao na manana alahelo aminao,ajanony aloha ny fanatitrao ary- mandehana mihavana an'i_lay manana ady aminao izay voa aterina ny fanatitrao.Isika izay milaza ny tenany kristianina eto mba valio? efa mba nisy nanao an'io ve,sa dia kristianina alahady ary mangalatra akoho alatsinainy

ilainao ho fantarina kay moa izany amoahanao ilay didim-pitsarana? hahaha. Tongava aty raha te hanao fanadihadiana fa iantohana trano sy sakafo, d entina mitsangatsangana. hahaha

27. fijo ( 24/11/2005 23:58)
diamondra an,ary sao dia hadisoan'ilay andriamanitra kosa ary izao rehetra mitranga izao?
28. zama91 ( 25/11/2005 15:36)
mba tiako ho fantarina ry lazara&ndria an,tsy miady hevitra aminao aho fa mba milaza ny fomba fijeriko fotsiny
29. dadabe ( 25/11/2005 16:32)
"...izao no ahafantaratsika fa tia an'Andriamanitra isika,dia ny hitandremantsika ny didiny..."
30. Herimiafina ( 25/11/2005 19:24)
"Andriamanitra dia Fitiavana".
31. lapino ( 25/11/2005 19:25)
dadabe:

"...izao no ahafantaratsika fa tia an'Andriamanitra isika,dia ny hitandremantsika ny didiny..."



Didy vaovao no omeko anareo ...
32. Herimiafina ( 25/11/2005 19:28)
DE meo amizay aza hevitrareo e, efa haintsika menakavy zany fa le hevitra no zava-dehibe, mila mi-compre tsara isika fa izay no nanaovana antsika, tsy robot mi-enregistre fa olombelona manadihady ze lazaina aminy. hehehehe:-D:-D:-D:-D
33. cutie ( 26/11/2005 05:18)
ny anao omena alou :-D
34. Beinjy ( 26/11/2005 07:43)
diamondra27:

Ireto ary ny andalantsoratra Masina miteny izany:
Andriamanitra de fitiavana:I jaona 4: 8
tia antsika Izy :
- hatr@ fony isika teny ankibo Salamo139:1-18 and 13
- inconditionnellement I jaona 4:10
- hatr@ fahafatesana eo @ toerantsika Rom 5:8

Fitivana izay
- mamela tanteraka ny heloka Isaia 55:7 . Ijao 1:9
- mampianatra ,anarina ohabolana 3:12
- mirary ny fahasambarantsika Rom 8:28
- mandrakizay Rom 8:35-39
- tsy mamitaka Isaia 46:3-4 ; Fitomaniana 3:22-23

de afaka tohizanareo
ary koa hiadina hevitra raha tsy d'accoord

ny adi-hevitra akgamba tsy any fa manitsy kely fotsiny aho fa ny fitiavan-Andriamanitra de "NOMENY NYZANANY LAHY TOKANA MATSY HO VERY ZAY REHETRA MINO AZY" ka io ho an'ny olona rehetra eto antany na jiosy na bodista na karana

35. Beinjy ( 26/11/2005 08:12)
Ie Andriamanitra fitiavana satria izy nahary izao rehetra zao mba hiainantsika nefa mbola misy ny tena maha fitiavana azy dia ny nanomezany ny zanany lahy tokana mba tsy ho very izay rehetra mino azy
36. Beinjy ( 26/11/2005 09:15)
vale:

ie, misaotra an'i diamondra t@ fanazavana fa indray2 ny tena dia manontany hoe misy marina ary ve A/tra? ary ahoana no mihamahazo vahana ny mpanao ratsy?

MMMHTS EHH! fa nga tsy fantatrao fa iharatsy izao fi ainana izao e!fa anjaran'ny olona izay mahalala an- ATRA no mampahalala ny olona ny @ tokony hataony de a njaran'ny olona no manatanteraka sy mifidy ny tena marina satria misy marina2 sy ny tena marina ary ny tena diso

37. lapino ( 26/11/2005 19:29)
Beinjy:
ka io ho an'ny olona rehetra eto antany na jiosy na bodista na karana

Jentilisa izany bodista sa karana ? :-D
38. dadabe ( 27/11/2005 16:27)
anotanio izy :-D:-D
39. diamondra27 ( 12/12/2005 07:56)
tsy mety miteny le bodista ry dadabe a! saingy mila fanatitra foana le izy nefa za ty efa tsy alehany intsony fa maizina iray sisa no aty mandrapahatonga ny noely
40. dadabe ( 12/12/2005 08:56)
ny ahy indray iray alina!!:D sa omeko anao ny 1 alina -ko :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3539