ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA

41. diamondra27 ( 12/12/2005 18:12)
de misy zanany ve ry dadabe
42. marozevo ( 12/12/2005 23:48)
Hoy i zama91 hoe firy amintsika no moa no manana olana amin'ny fianakaviana.
Dia izay indrindra eh... Izaho anisan'ireo, ka mila fitiavana tsy misy fetra sy tsy misy tambiny ary maharitra mandrakizay. Ao amin'Andriamanitra no ahitaKO an'izany.
43. diamondra27 ( 13/12/2005 04:11)
marozevo: marina mitsy zany e! Gratuit sady tsy misy takalony no maharitra sady tsy mivadika fa fidèle, ny olona mety mamadika anao indray andro any refa sendra ny tsy fidiny izy fa A ndriamanitra na de nanao tsinbotsinona azy enao mbola tiany foana refa mibebaka
44. diamondra27 ( 24/01/2006 00:55)
Ijaona 4:10 Izao no fitiavana, tsy ny itiavantsika an'Atra , fa ny nitiavany antsika, ka nirahiny ny Zanany ho avotra noho ny fahotantsika
45. dadabe ( 27/01/2006 12:33)
Mpandefa : marozevo [ Valio ] 13-12-2005 03:48:26
Lohateny : Re : ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA
Hoy i zama91 hoe firy amintsika no moa no manana olana amin'ny fianakaviana.
Dia izay indrindra eh... Izaho anisan'ireo, ka mila fitiavana tsy misy fetra sy tsy misy tambiny ary maharitra mandrakizay. Ao amin'Andriamanitra no ahitaKO an'izany.
Miverina ery ambony

ekena e :°)
46. diamondra27 ( 29/01/2006 16:59)
5/5
47. dadabe ( 04/02/2006 13:05)
48. marozevo ( 07/02/2006 00:52)
Donc :
DEUS CARITAS EST
49. diamondra27 ( 07/02/2006 10:35)
marozevo:azavao sy à traduire fa tsy haiko ny dikan'io e!
50. marozevo ( 08/02/2006 00:33)
diamondra27 > Misy lohahevitra momba io ange lava be ao eh.. En tokà valioko ny fanontanianao.

DEUS : Nominatif (sujet) = Dieu
CARITAS : Nominatif (apposition) = Amour
EST = Verbe etre (asio sirkonfleksa) 3° pers, singulier = Est

DONC : DEUS CARITAS EST = DIEU, AMOUR EST. Raha atao amin'ny teny Malagasy izany dia hoe ANDRIAMANITRA DIA FITIAVANA.
51. diamondra27 ( 08/02/2006 09:58)
marozevo: ok tena tsy namaky an'iny 'za ka merci:-*aoka ary hojereko e!
52. marozevo ( 09/02/2006 00:54)
Dia arahabaina manokana ianao ry diamondra, satria tamin'ny 25 janvier 2006 vao nivoaka ilay ansiklikan'ny Papa mitondra ity lohateny ity, nefa ianao tamin'ny 22 novembre 2005 no nanokatra ity lohahevitra ity. Izany hoe efa nampiomaninao nandritra ny 2 volana, handray ny ansiklika ny mpiSERASERA rehetra eto. Andriamanitra hamaly soa anao.
53. diamondra27 ( 09/02/2006 06:28)
marozevo:^:^^:^

IIKORINTIANA 10:17 fa izay mirehareha de aoka Jehovah no reharehany, fa tsy izay midera tena no ankasitrahana fa izay derain'i Tompo


Arak'io soratra masina io izany de ho an'i Jehovah anie ny compliment ze nataonao ary izaho anie ka fitaovana fotsiny e!De misaotra indrindra anao.Ny irariana de mba ho be ny hiaina araka ny fitiavana izay nomen'ATRA:-*
54. dadabe ( 10/02/2006 11:11)
hummm !!!masaka izany ry diams a :°)
55. marozevo ( 11/02/2006 00:25)
Diamondra ah... Tsara, saingy indro kely. Ilay compliment anie hoe "ANDRIAMANITRA HAMALY SOA ANAO" eh... ka raha ho an'Andriamanitra ny compliment, ataony ahoana no hamaly soa ny tenany.
Off!! tsy olana iny fa mba te hampitsiky kely anao fotsiny aho.
56. diamondra27 ( 11/02/2006 11:40)
marozevo: k'efa oe : misaotra oa! sady tsy be ny olona manome compliment fa enao tsy nisalasala:-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0831