Malagasy eto Switzerland sy ny manodidina.
1. vegas
(
07/10/2005 03:36)
Dia ho raiketina tokotrany izany ilay karazana kilalao miendrika fifaninana, sady fitsangatsanganana ihany koa, zay ho atao eto Lausanne (Suisse) amin\'ny Alahady 30 oktobra 2005.
Ireto avy ny lalao azo ifaninana amin\'izany andro izany: - belotte
- echec
- cmr 2005
- counter strike (reloaded)
Hisy loka ho an\'ireo zay enjana indrindra amin\'ireo sokajy samy hafa ireo.
Hisy ihany koa ny KARAOKE ho an\'izay maniry ny te ihira (nahatsiaro ireo vehivavy izahay tamin\'io). Misy hira efa vonona ny amin\'ny izany na vahiny na malagasy, azo isafidianana tsara.
Izy ity moa zany dia natao mba ihaonana fotsiny mba iarahantsika malagasy eto suisse mba mihaona indray ka noho izany dia afaka mitondra izay sakafo sahaza avy azy. Afaka mitondra zava pisotro ihany koa.
Marihina fa afaka manao barbecue ihany koa izay te hanao ka aza misalasala mitondra ny kojakoja mifandraika amin\'izany.
Na izany na tsy izany aza anefa dia hisy sakafo, tsakitsaky madinidinika sy zavapisotro ho amidy ihany ao ho an\'izay tsy mahavita ny mahandro any antranony ary dia ho atao amin\'ny vidiny mirary tokoa.
Ny parking dia malalaka tsara tsy misy olana.
Satria hisy loka omena ireo zay tena tompon\'ny salegy
(tompon-daka lol) noho izany dia hisy fandraisana anjara kely (5.00CHF) ho an\'ireo mpifaninana mba homena ilay mivoaka ho mpandresy (hisy 5 ianareo no ahazo loka).
Fetitsika io ry zareo ka aza misalasala tonga manotrona. Ny mozika indray dia tsy misy atahorana fa rehefa sady tsy hilalao no tsy ihira dia afaka mandindihy kely ihany koa. Eny fa na tsy hanao nininona aza dia mahazo tonga ihany, mety hiova hevitra rehefa tonga any.
Tsara faritana etoana fa maimaimpoana daholo ny rehetra ankoatra ny mifaninana ihany.Ampafatarina ihany koa fa tsy eny ankalamanjana ny lanonana fa ao anaty trano malalaka, ny tokotany mbola antsika ihany koa, noho izany dia tsisy atahorana na ratsy aza ny andro.
Ka dieny zao dia afaka misoratra anarana sahady izay manankeritreritra ny handray anjara amin\'ny fifaninana gasymifandray@yahoo.fr
Ity ny adiresy ihaonantsika mianakavy:
\"Stand de Volson\" - 7 Chemin de Volson 1009 Pully Suisse
Manomboka amin\'ny 10 ora maraina.
Mankasitraka.
R.

novalian'i chipie1 ny 04/12/2005 18:17
2. estine
(
07/10/2005 08:14)
hanaraka ny ataonareo @heritreritra 'zay aty antanindrazana tena tsara io: ataovy le hira hoe diavolana fenomanana takariva ,tantarao ko i koto fetsy sy maka ,ssnsnsn nareo ve atoro e;:lol:=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
5. vegas
(
07/10/2005 09:46)
estine> misaotra e! zany aloha tsy ho ferana e. Sady misy tokotany malalaka azo anaovana boribory tsara any.
majakely> ie miandry anareo zany e, sady enao marina mbola tsy itako mintsy an, henoko fona fa tsy mety itako. Ny namana eto tsy haiko ra ho any na tsy ho any, fa any koa anie be namana tsy fantatrao e.

6. kingalahy
(
07/10/2005 11:11)
SLT nareo misy gasy lahy 5 zay avy eto paris,mba reserver o toerana ra azo atao mitady sipa 10
7. vegas
(
07/10/2005 12:00)
kingalahy> salu nareo, reservena inona mo? tsisy place reservé nge e. Ze tonga aloha no tafapetraka eo akaikina sipa milay. Nefa ahiko tsy hipetraka akory ilay sipa milay. Raha ohatra kosa nareo ka hanao fifaninana dia arahabaina tongasoa, zay vao afaka irezerivena toerana ianareo.
8. Herimiafina
(
14/10/2005 01:05)
Eeeeh, veloma ao amin-dry zalahy ao amin'ny UIED ao Génève ao e.
Rôvina njay hono hoe no hirevy anlé J&B tondraka be reny e?:-D

10. Herimiafina
(
15/10/2005 02:59)
Rapah ngah tsy efa nody any Dago sa niverina njay, Ra-Haingo njay toa henoko maisa ao amin,ny CRS ao Tanà ao. Toa tsy hanao doctorat ngamba ry zalahy reny raha izao fa lasa nikanja daholo kou. :-D
Masaka koa le nandany J&B iray baoritra indray anjo iny an. hehehehe, daozy be miditra ny cours klé.

14. Herimiafina
(
16/10/2005 03:45)
eeeeeh, mbola tany Tsiroanomandidy tany ny tenako tamin'izay, nanamboatsa lalàna, adino tany anaty akata de tsy mahalala tsony ny zava-mitranga e. ehhh, injisy mantsy ry kamarady vegas fa tena betsaka ihany ny zavatra no-rater-ko e. eeeeeh
15. vegas
(
16/10/2005 19:25)
fa ovina nareo no nandalo taty no oe mbola tany tsiroanomandidy ny juin 2003?
16. Herimiafina
(
16/10/2005 19:34)
Za tsy tany Suisse fa rabavinay no ao ami'ny frontiera Lac Leman ao moa ry zalahy ireo kamarady niara nandalina sy nandinika de nisy kofboay suisse roalahy zay koa kamarady ananampy isa tao Ra Mark Hufty zay le ray. De namely whisk zay tamin'izany tany Dago tany raha sendra nandalo ry zalah ireo.
Fa zah mety tena hitontona any an, hanao Management de l'administration publique kely, ahoana io fa tena otsan'ny tena favy be hono an.

17. majakely
(
20/10/2005 14:04)
ka justement amin'io 30 octobre io misy ny 7ème Dance Marathon any Lausanne à cheseaux, ka ny vola ho voahangona amin'io dia en faveur -ny: ligue vaudoise miady amin'ny cancer du sein ;dance aérobic mandritry ny 5heures tsy mijanona !!! taty neuchâtel ny taona lasa teo ary nanao zah fa tena nilay koa! e!! Misalasala zah io e!!:°)
18. vegas
(
22/10/2005 23:33)
Ze tinao iany alou io e! ny ary ndray fety be mandritra ny 15heures tsy mijanona.
Na handalo ve ry majakely de tsy ho vita? bedebe ko nge ny handalo fotsiny fa tsy aharitra e. Sady mety misy bogosikely ko any hihihi.

19. vegas
(
22/10/2005 23:56)