Malagasy eto Switzerland sy ny manodidina.

41. xxx ( 07/11/2005 09:34)
Tsy maninona na tsy ampy aza ny karaoke ka efa mba nisy kosa ny jeux hafa isan-karazany e.
Ilay fiarahana no zavadehibe ka ilay karaoke mba zavabaovao fa tsy toy ny fahita foana ka izay no mahafinaritra e.
42. vegas ( 09/11/2005 15:14)
ary i xxx ve andeha reveillon ra hisy?
43. xxx ( 10/11/2005 08:36)
Aiza moa ny réveillon @ ity taona ity ?
Dia iza no mi-organise ?
44. vegas ( 11/11/2005 01:44)
xxx> fa raha iza de tsy ande enao? ary ra aiza de tsy ande koa?
45. Ralay ( 11/11/2005 03:23)
Fa aiza no tin'i xxx fa asiatsika fa efa io eo i vegas hikarakara
46. xxx ( 11/11/2005 14:13)
Mba tiana ho fantatra mialoha hahafahana manao programa e! Ka t@ herintaona nisy samy ni-organisé roa samihafa, tsy aleo ve akambana daholo e!
Izahay aloha mandeha foana rehefa misy !
Cool
47. vegas ( 15/11/2005 08:38)
Rodman ihany alou zao no haiko atramizao raha ny eto suisse. Mety ande sa tsia?
48. xxx ( 15/11/2005 13:34)
vegas>
Tsy ianao ihany ve no Rodman e ?
49. chipie1 ( 04/12/2005 18:17)
ié toa izy ihany tokoa !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3036