Malagasy eto Switzerland sy ny manodidina.
22. Herimiafina
(
23/10/2005 16:52)
Raha misy tataka de tonga tokotrany, misy tataka ngaha any?hehehehe:-D:-D:-D:-D
23. vegas
(
24/10/2005 07:13)
tataka aona fa bedebe ny hevitr'io tataka io.
Ra le tataka eritreretiko no tinla tenenina de feno any hihihi. Tataka isankarazany mintsy fa tongava e!
Ra le tataka eritreretiko no tinla tenenina de feno any hihihi. Tataka isankarazany mintsy fa tongava e!
24. Herimiafina
(
24/10/2005 07:16)
tena le tataka tin'i toi tenenina marina le tiko tenenina avy tokoa moa izany marina klé. hehehehe:-D:-D
26. Herimiafina
(
24/10/2005 18:36)
De averina njay loe revy J and B iny an, hehehe:-D:-D
De tsy adino kou le gitara.
De tsy adino kou le gitara.
28. xxx
(
25/10/2005 11:39)
Misaotra anareo e !
Ity izany ilay site ny événements malagasy aty suisse e !
Ahitana ny événements gasy rehetra misy aty sy ny karazana fikambanana misy koa (fivavahana, sports, soirées....)
http://madasuisse.co.nr
Ity izany ilay site ny événements malagasy aty suisse e !
Ahitana ny événements gasy rehetra misy aty sy ny karazana fikambanana misy koa (fivavahana, sports, soirées....)
http://madasuisse.co.nr
29. vegas
(
25/10/2005 22:23)
Herimiafina> marary kibo ry zalah hono nge ra misotro ankoatra ny J&B e! lol. Sangisangy zany less fa J&B kosa no mba mora a.
majakely> tataka aki an (tataka = rovitra)
majakely> tataka aki an (tataka = rovitra)
30. majakely
(
31/10/2005 13:34)
vegas iny njay no tsy arako !!!de le tataka ahoana zany no tinareo lazaina ?'
31. vegas
(
01/11/2005 12:33)
tokony tonga tany enao de ho azonao le tinay tenenina amin'ny lé oe tataka. :P
34. vegas
(
03/11/2005 17:42)
xxx> tsika no isaorana. Ra tsy teo tsika, inona mo no azon'ny mpikarakara atao? Fa zao, mba mila tsikera kosa mba anamboarana ny amin'ny manaraka, inona no tsy nety tao? ary inona no tsara tohizana?
35. xxx
(
04/11/2005 13:17)
vegas:
xxx> tsika no isaorana. Ra tsy teo tsika, inona mo no azon'ny mpikarakara atao? Fa zao, mba mila tsikera kosa mba anamboarana ny amin'ny manaraka, inona no tsy nety tao? ary inona no tsara tohizana?
Tsy hita izay tsikera fa nety tsara daholo e!
Misaotra anareo rehetra !
Ilay fihaonan'ny samy malagasy aty ampita dia efa zavadehibe manamarika ny fihavanana e!!
36. vegas
(
04/11/2005 16:50)
De sahinao ve ny milaza fa ampy tsara ny karaoke gasy tao? sao dia mila ampina bedebe? zany kosa ve de tsy mba torohevitra? lol
Misaotra e, amin'ny manaraka ndray.
Misaotra e, amin'ny manaraka ndray.
37. Ralay
(
04/11/2005 17:15)
De efa ise indray izany no alaina manao DJ karaoke gasy rehefa misy fety @ manaraka fa toa mbola misy bdb marina any tsy hita tao :lol:
38. vegas
(
04/11/2005 19:20)
Nga mila dj ny karaoke ralay a? afaka mandefa karaoke daolo ze mahay mampiasa souri rehetra, rehefa miscratch sy mix iany vao ilaina ny dj.
39. Ralay
(
05/11/2005 12:05)
> Vegas: Mila Dj foana ny karaoke ka, ny olona misoratra anarana sy mifidy izay hira tadiaviny @ liste omena azy dia ny DJ no mandefa sy manao ny annonce hoe handeha ny hira nangatahin-dranona dia angatahina izy mba hiakatra an-tsehatra . Fety itambarana mantsy io fa tsy hoe ireny karaoke any @ salle privée ireny no tsy mila DJ.
40. vegas
(
05/11/2005 18:02)
Ralay> ah ok azoko amizay, fa ra tena azoko tsara zany de miexiste ny dj special karaoke? lalao hafa ko mantsy iny.