vehivavy manao paozy(ménaupose)!
1. kanja7
(
11/09/2005 09:26)
za ry zalahy tia vehivavy efa eo amin ilay maha manaopaozy azy a!amn zay na atao daholo ary ny paozy rehetra tsisy zandriny tsony farakely!ary lisany?
novalian'i Herimiafina ny 29/09/2005 17:45
3. isrine
(
11/09/2005 13:52)
Aia nareo lehilahy fa i kanja efa te-hikandra. De i fanja mijery fotsiny
9. xxx
(
12/09/2005 10:14)
Tia zavatra koa ry zalahy izany. Na dia efa nenibe 80 taona ve dia mbola tiany ihany knou.
11. pitchou
(
12/09/2005 17:49)
kay! 80 taona kosa ve vao hanao paozy tsy godraka be? nga moramora @nareo le isam-bolana iny?
16. Herimiafina
(
14/09/2005 00:54)
Favy daholo na le efa miasa na le mbola tsy miasa na le efa manao paozy e, à condition hoe tsy mitovy amin'i mamanay fotsiny.
18. lilbon
(
14/09/2005 10:48)
za less zalahy mety tiko ihany fa tsy mety amiko efa lah tokana kely ty alou zany e!
20. fasaly
(
20/09/2005 18:02)
efa tratra'ny menaupose ngah i kanja!
de mbo tantarao kely hoe! tsy maina be ve?
mampihika anie hono reny e! na hanao paozy toy inona aza ny eo ihany no eo!
de mbo tantarao kely hoe! tsy maina be ve?
mampihika anie hono reny e! na hanao paozy toy inona aza ny eo ihany no eo!