vehivavy manao paozy(ménaupose)!

61. Herimiafina ( 28/09/2005 23:40)
Inn daôlo zany ry boubounezy. Viavy manao paozy de viavy bevohoka.

Refa mbola ao le teny hoe "viavy' de mbola lasa fôna zao e.

Za tsinona tsy pelaka kou.:-D:-D:-D:-D
62. Veloo ( 29/09/2005 16:56)
boubounezy a
ny vavy fotsy na europeana io na amerikana apres menopozy no tena manana feeling be knou lainga zany, vaokarakaran'ny zineko mihitsy ry zareo... Ary tsy misy mangatsika zany :-D:-D:-D:-D
63. Herimiafina ( 29/09/2005 17:45)
Fa za nefa managatsiaka amin-dry zareo. :-D:-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0095