vehivavy manao paozy(ménaupose)!

21. Veloo ( 20/09/2005 21:20)
nareo tsy mahita fa ny aty ireny bandy kely ireny maka ramatoa efa manao paozy.... tiny ndry zareo satria manome affection azy no sady asian-njy zareo lubrificant fotsiny de mande ho azy zany angaha olana aty...:°)
22. deghany ( 21/09/2005 10:46)
de refa maina de lemana kou!! heheheheheeheh
23. fasaly ( 21/09/2005 15:19)
ka ilay lemana eo ihany fa lay zavatra tsy elastisy tsony no tsy hita izay hanaovana azy kou!
24. Herimiafina ( 21/09/2005 15:52)
Veloo:

nareo tsy mahita fa ny aty ireny bandy kely ireny maka ramatoa efa manao paozy.... tiny ndry zareo satria manome affection azy no sady asian-njy zareo lubrificant fotsiny de mande ho azy zany angaha olana aty...:°)



Mila vidange koa izany?:-D:-D:-D:-D
25. Nananie ( 21/09/2005 16:31)
De efa raneny be ve ry reto de mbola tinareo fôna?
26. Veloo ( 21/09/2005 19:15)
hery a ie @ Jiffy Lube mihitsy ka...
Nananie zany angaha ita intsony retsy a :-D:-D
27. Herimiafina ( 22/09/2005 00:49)
Za alou dia mametraka marge be mahintsiny e, anisan'ny kritera raisiko refa mitady sipa le 10 ans de moins sy le 10 ans de plus.
Zany hoe anjaranao no maminavina:
- Raha 30 ans za de 20-40 ans zany le tadiviko.
- Raha 25 ans za de 1535 ans zany le tena mety amiko.

De ôtran'izay hatrany e, rehefa feno 35 ans zany za vao sûr fa hahazo menopôzy.
28. fasaly ( 22/09/2005 11:54)
de ahoana amizay zay refa 35 ans, ?
hitohy ihany sa hijanona lay 10 ans de plus???
29. Nananie ( 22/09/2005 13:19)
raneny assurée raha izany. Samy manana ny tiny marina kah.:-D
30. Herimiafina ( 22/09/2005 14:17)
K'aleo ny antitsa ho an'ny antitsa e. Lasanareo njay ny manger-manger an-dry dadabeanay kou.
Nefa nareo tezitsa ery refa mba zakan'i dadabeanay kou ny sipakelinareo. hohohoho:-D:-D:-D:-D
31. Veloo ( 22/09/2005 17:17)
:roll::roll:
32. Herimiafina ( 22/09/2005 17:45)
Tena mitovy amin'i Veloo mahintsiny le smiley.:-D:-D
33. Veloo ( 22/09/2005 20:00)
ko maninn mo?
34. Herimiafina ( 22/09/2005 20:07)
De za nefa tia smiley be.hehehehe:-D:-D:-D:-D
35. Veloo ( 22/09/2005 20:30)
:^):^)
36. Herimiafina ( 22/09/2005 22:00)
Fa zany eo ihany fa le bandy kely zany lany anjo mijery madama be le efa manao paozy de refa antitsa vao be ny tanora e.

Trandraho aloha ny tanora vao mandé makany amin'ny anitsa e. Mbola hoe eo foana anie inao any aoriana any e rehefa samy soara enao sy le vadinao. hehehehe
37. pitchou ( 23/09/2005 02:53)
:-D:-D:-D sao kosa lery d mieritreritra hoe aleo alou ireto no vonjena malaky dieny tsy mbola lasa f le tanora mbola ho ela no hahitana azy eto?
38. ari.malala ( 23/09/2005 08:38)
:-D:-D:-D:-D d mankany @ efa raneny v?:-D:-D soava dia kleee! :-D:-D
39. deghany ( 23/09/2005 14:07)
ato mou zany ny an'sasany de atramin'ny reniben'sasany avy no nde ho enjehina!! hehehehehehhehe
40. fasaly ( 23/09/2005 16:01)
de manakaiza i dadabe amzany??????:lol::lol::lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4658