vehivavy manao paozy(ménaupose)!

1. kanja7 ( 11/09/2005 09:26)
za ry zalahy tia vehivavy efa eo amin ilay maha manaopaozy azy a!amn zay na atao daholo ary ny paozy rehetra tsisy zandriny tsony farakely!ary lisany?
répondu par Herimiafina le 29/09/2005 17:45
2. Fanja1 ( 11/09/2005 12:01)
3. isrine ( 11/09/2005 13:52)
Aia nareo lehilahy fa i kanja efa te-hikandra. De i fanja mijery fotsiny
4. xxx ( 11/09/2005 17:52)
sady kanja7 manao pause be ao amile sary eo ambony fandriana an !:lol:
5. xxx ( 11/09/2005 18:59)
hihihi sy le eo aminy pont :lol:
6. xxx ( 11/09/2005 19:27)
loza ko zany :-D:-D:-D
7. pika ( 12/09/2005 08:11)
tsy misy ambiance zany e ara-tsianisa
8. nirvana ( 12/09/2005 09:50)
Aona ko zany eritritry kanja zany ?
9. xxx ( 12/09/2005 10:14)
Tia zavatra koa ry zalahy izany. Na dia efa nenibe 80 taona ve dia mbola tiany ihany knou.
10. deghany ( 12/09/2005 10:43)
tsy mandà katsamaina mintsy lery!!
11. pitchou ( 12/09/2005 17:49)
kay! 80 taona kosa ve vao hanao paozy tsy godraka be? nga moramora @nareo le isam-bolana iny?
12. chipie1 ( 12/09/2005 18:13)
efa MMS 3 eme cat zany e !:-D:-D
13. sechat ( 13/09/2005 06:53)
Ela ny ela ka mbola tsy niova ihany ny resaka tato :-D:-D:-D
14. deghany ( 13/09/2005 08:47)
fa iza le 80 taona azo tolomina ato zany le??? hehehehehehe
15. pitchou ( 13/09/2005 18:44)
ary deghany zany nge be programa be e!
16. Herimiafina ( 14/09/2005 00:54)
Favy daholo na le efa miasa na le mbola tsy miasa na le efa manao paozy e, à condition hoe tsy mitovy amin'i mamanay fotsiny.
17. deghany ( 14/09/2005 09:53)
pitchou:

ary deghany zany nge be programa be e!


fa njy nga le izy??? hehehehe

18. lilbon ( 14/09/2005 10:48)
za less zalahy mety tiko ihany fa tsy mety amiko efa lah tokana kely ty alou zany e!
19. Veloo ( 14/09/2005 19:16)
inn aloha zany kanja zany e?
20. fasaly ( 20/09/2005 18:02)
efa tratra'ny menaupose ngah i kanja!
de mbo tantarao kely hoe! tsy maina be ve?
mampihika anie hono reny e! na hanao paozy toy inona aza ny eo ihany no eo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4041