Gasy aty Amérique Centrale

1. cosabuena ( 14/07/2005 18:00)
Zá te hahafantatra raha ohatra ka mba misy gasy mipetraka aty Amérique Centrale (Guatemala, Honduras, El Salvador, Nicaragua ary Panama).
Manoarata e.
Omega Dera avy aty Nicaragua.
novalian'i Veloo ny 30/08/2005 13:51
2. fasaly ( 14/07/2005 18:26)
:(:(:(:(
3. ainaheri ( 14/07/2005 19:17)
D aona aloha lay trondro minan'olona iny ee??
4. fijo ( 14/07/2005 20:45)
tena hoatra an'i dadabe izany ise ko;irery any lavitra be any.i dadabe ao chine ka mifanakaloza vaovao nareo fa samy manirery any.
5. sonwin ( 14/07/2005 21:15)
he he he
6. cosabuena ( 15/07/2005 18:18)
fasaly:

:(:(:(:(


de misaotra anao Fasaly an, raha mahafantatra gasy na vahiny te handeha aty aminay aty ienao de mba lazao ny atry e.
7. cosabuena ( 15/07/2005 18:20)
fijo:

tena hoatra an'i dadabe izany ise ko;irery any lavitra be any.i dadabe ao chine ka mifanakaloza vaovao nareo fa samy manirery any.


salut, fa iza kay io dadabe io e?
8. cosabuena ( 15/07/2005 18:22)
sonwin:

he he he


he he he fotsiny zany v? sa misy zavatra taianareo lazaina aminay e?

9. cosabuena ( 15/07/2005 18:25)
ainaheri:

D aona aloha lay trondro minan'olona iny ee??


tiburon v no tianao lzaina sa inna e? aty @ misy anay alo de tsy misy zany trondro minan´olona zany e
10. nenisoa ( 15/07/2005 18:55)
Ny vao handeha no hisy ato ho ato fa asa ho raikitra hany na kory ry cosabuena a
11. fijo ( 18/07/2005 20:57)
cosa ,i dadabe koa mpianatra any chine ka,fa izy koa irery toa anareo ka izay no nilazako hoe mifanakaloza hevitra
12. fasaly ( 19/07/2005 18:18)
cosa:

misaotra tamy hafatra e! hilaza mialoha raha ohatra ka! fa miala tsiny tamy lay sary kely fa lay sary kely moa toa milaza ny heviny ihany eto matoa napetaka ho ampiasaina e!kanefa naneho hoe: malahelo lay sary kely io an! fa malahelo anao za hoe irery any lavitra any enao, nareo sy dadabe marina samy lavitra tsy de misy gasy firy ihaonana, ho vangiananay matetika amy taratasy re fa aza manahy a!
na any lavitra any aza toi de mahatsiaro zahay ok!
de veloma e! mazotoa...
13. fijo ( 19/07/2005 20:29)
eto marina isika dia tsy ho irery any nareoe.izay koa no tena mahatsara antsika eto.tsy mahatsiaro irery izany fa misy namana foana
14. isambilokely ( 24/07/2005 21:48)
Misy gasy iray namako any Colombie - Bogota any sao de tokony hokontakte n'ise ? Birda no anarany, anontanio anie ao am Ambassade de Mada ao e

Mbilo Raika
:lol: Youpiiii
15. cosabuena ( 26/07/2005 17:33)
fasaly:

:(:(:(:(


Misaotra anao Fasaly, de miandry zay vao2 avy aty aminao zany e.
16. cosabuena ( 26/07/2005 17:33)
fasaly:

:(:(:(:(


Misaotra anao Fasaly, de miandry zay vao2 avy aty aminao zany e.
17. cosabuena ( 26/07/2005 17:34)
fasaly:

:(:(:(:(


Misaotra anao Fasaly, de miandry zay vao2 avy aty aminao zany e.
18. cosabuena ( 26/07/2005 17:37)
nenisoa:

Ny vao handeha no hisy ato ho ato fa asa ho raikitra hany na kory ry cosabuena a


Ok, de miandry vao2 aty aminao zany e oe rahoviana no hiainga ary aiza no toerana handehanana, sns...

19. cosabuena ( 26/07/2005 17:39)
fijo:

cosa ,i dadabe koa mpianatra any chine ka,fa izy koa irery toa anareo ka izay no nilazako hoe mifanakaloza hevitra

ay ve e, de lazao ary izy fa raha te hifanakalo hevitra hevitra de vonona ny aty e.

20. cosabuena ( 26/07/2005 17:41)
fasaly:

cosa:

misaotra tamy hafatra e! hilaza mialoha raha ohatra ka! fa miala tsiny tamy lay sary kely fa lay sary kely moa toa milaza ny heviny ihany eto matoa napetaka ho ampiasaina e!kanefa naneho hoe: malahelo lay sary kely io an! fa malahelo anao za hoe irery any lavitra any enao, nareo sy dadabe marina samy lavitra tsy de misy gasy firy ihaonana, ho vangiananay matetika amy taratasy re fa aza manahy a!
na any lavitra any aza toi de mahatsiaro zahay ok!
de veloma e! mazotoa...

misaotra betsaka Fasaly, tena tsapako fa tena manana namana tokoa za manana anao e, na de lavitra ahy aza no misy anao de tsy manadino anao ko ny aty aminay e

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3139