Gasy aty Amérique Centrale
41. cosabuena
(
29/08/2005 18:45)
ie, mitovy2 amintsika iany rizareo aty ka, zá aty de heverin-drizareo oe madainga hono rehefa lazaiko izy ireo oe avy any Madagasikara anie ny tenako e, tsy mino rizareo...
Veloo:
fasaly a espagnole retsy ny fiteny any a:wink:
Ny oul any anie otran'ny gasy doly eeeee sa ahona ry cosabuena???:-D:-D:-D:-D Tsy irery izy any :°)
42. cosabuena
(
29/08/2005 18:53)
ay v ienao efa tonga taty akaikinay taty e, de maninna ary no tsy mba tonga namangy anay taty Nicaragua taty e? :cry::cry:
Veloo:
fasaly a ie efa tany El salvador za... mba mamangy an'ny casabuena :wink :P
i casabuena ty tsy ita intsony knou :{:{:{
43. cosabuena
(
29/08/2005 18:59)
ay v ienao efa tonga taty akaikinay taty e, de maninna ary no tsy mba tonga namangy anay taty Nicaragua taty e? :cry::cry:
Veloo:
fasaly a ie efa tany El salvador za... mba mamangy an'ny casabuena :wink :P
i casabuena ty tsy ita intsony knou :{:{:{
44. cosabuena
(
29/08/2005 19:05)
ay v ienao efa tonga taty akaikinay taty e, de maninna ary no tsy mba tonga namangy anay taty Nicaragua taty e? :cry::cry:
Veloo:
fasaly a ie efa tany El salvador za... mba mamangy an'ny casabuena :wink :P
i casabuena ty tsy ita intsony knou :{:{:{
45. Veloo
(
29/08/2005 19:59)
Casabuena a efa niverina nody za nandalo andro vitsy2 fotsiny. Ndry kosa aloha tsy irery a be ny olona gasy ao o?:wink: saika izy rehetra otran-tsika ihany :-D:-D:-D:-D