Gasy aty Amérique Centrale

21. cosabuena ( 26/07/2005 17:43)
fijo:

eto marina isika dia tsy ho irery any nareoe.izay koa no tena mahatsara antsika eto.tsy mahatsiaro irery izany fa misy namana foana

merci Fijo, tena marina ny lazainao e.
22. cosabuena ( 26/07/2005 17:46)
isambilokely:

Misy gasy iray namako any Colombie - Bogota any sao de tokony hokontakte n'ise ? Birda no anarany, anontanio anie ao am Ambassade de Mada ao e

Mbilo Raika
:lol: Youpiiii

Misaotra Isambilokely, angaha misy Ambasady de Mada ao Colombie ao?
23. fasaly ( 27/07/2005 17:32)
cosabuena:
tiko be ny toetranjy mahalala fomba mamaly ampitiavana ny hafatry ny ankizy tsirairay, vao maika mampitombo ny fitiavanay anao any lavitra any zao e!
mazotoa e!:-*:-*:-*:-*
24. cosabuena ( 01/08/2005 19:11)
fasaly:

cosabuena:
tiko be ny toetranjy mahalala fomba mamaly ampitiavana ny hafatry ny ankizy tsirairay, vao maika mampitombo ny fitiavanay anao any lavitra any zao e!
mazotoa e!:-*:-*:-*:-*

Salut Fasaly, de misaotra bdb anjy ko zá e, mba miezaka mamaly zany rehefa misy fotoana e, tena tsy irery tokoa ny tenanay aty lavitra ty manana anareo e.:-*:-*
25. cosabuena ( 01/08/2005 19:20)

26. Veloo ( 02/08/2005 19:57)
ary inn ary ireto double sy triple resaka reto kle...
O ry cosabuena tena bonne mihitsy ve zao kozy zao e? lavitra lotra any @ njy ko.. na hiaraka mande any doly ndray ny GASY rehetra sa ahona ry reto? :-D:-D:-D
27. fijo ( 02/08/2005 20:15)
dia inona lety no hataonareo "elah" any ,fa tsy azoko an tsaina mihintsy hoe ,ahoana no fandaniana ny andro raha irery tsy misy olona fantatra izany kle
28. fasaly ( 03/08/2005 13:43)
fijo:
ka izy gasy mahay miteny amerique centrale dia tsy very mandeha no tsy lany resaka e! sa ahoana ry casabuena????:lol:
29. Veloo ( 03/08/2005 16:20)
fasaly a espagnole retsy ny fiteny any a:wink:
Ny oul any anie otran'ny gasy doly eeeee sa ahona ry cosabuena???:-D:-D:-D:-D Tsy irery izy any :°)
30. fasaly ( 03/08/2005 16:44)
veloo:
indry ngah efa tany? tsy hoatra ny braziliana reny ve zany e!
tsara kosa izany raha mitovy amin'ny gasy ihany ny olona any amzay tsy misy raciste toy ny amin'ny toerana sasany
31. fijo ( 03/08/2005 20:10)
eny e,matoa mankany dia mahay ny teniny,fa ny tiako lazaina dia ny zavatra atao,andavanandro sy ny fandaniana andro rehefa miala sasatra.ny fiainana any izany e.
32. Veloo ( 05/08/2005 16:46)
fasaly a raha njy no mande any angaha fantatra akory oe gasy heverin-njy zareo fa havvany :-D:{:{:{
ny braziliana hafa kely kokoa ka fa ny oul ao amerika centrale dia hotran-tsika ny akamarony.:wink:
na fomba fiainan-dry zareo ary dia otran'ny gasy tia havana, tia fivoriana ny maha samy hafa azy @ gasy ny gasy tena manan-tsaina be mihitsy :wink:
33. fasaly ( 05/08/2005 17:33)
veloo:
hay ve e! ary otsan'ny mampite-hamangy zany i casabuena kou! tsara be zany! indriko koa nga efa tany???
34. Veloo ( 08/08/2005 17:45)
fasaly a ie efa tany El salvador za... mba mamangy an'ny casabuena :wink :P
i casabuena ty tsy ita intsony knou :{:{:{
35. fijo ( 08/08/2005 21:03)
ka mba lasa nikaly kely izy ko
36. Veloo ( 10/08/2005 18:11)
o ry kala fijo a efa amambolana i kala tsy niverina eto knou :-D:-D:-D:-D
37. cosabuena ( 29/08/2005 18:17)
Slt :PVeloo:P, miala tsiny ra zao vao afaka mamaly ny hafatrao e, araky ny voalazanao de tena bonne b mitsy ny kozy aty e, ka somary variana kely t@ famaliana ny hafatrareo rehetra e, somary lavitra kely iany ny aty, relatif io amiko, satria depend @ toerana misy antsika ts-1-1 avy.:roll::roll::roll:

Veloo:

ary inn ary ireto double sy triple resaka reto kle...
O ry cosabuena tena bonne mihitsy ve zao kozy zao e? lavitra lotra any @ njy ko.. na hiaraka mande any doly ndray ny GASY rehetra sa ahona ry reto? :-D:-D:-D

38. cosabuena ( 29/08/2005 18:22)
Fijo, ngá tsy loza rehefa tonga ny faran'ny herinandro aty e, de mitady zavatra atao, ohatra mijery cinema, na mankany amoron-dranomasina na mivoaka mankany @ disco na mipetraka ao an-trano de mitady zay azo atao ao e...:wink:
fijo:

dia inona lety no hataonareo "elah" any ,fa tsy azoko an tsaina mihintsy hoe ,ahoana no fandaniana ny andro raha irery tsy misy olona fantatra izany kle

39. cosabuena ( 29/08/2005 18:27)
Merci Fsalay:-*
Veloo:

fasaly a espagnole retsy ny fiteny any a:wink:
Ny oul any anie otran'ny gasy doly eeeee sa ahona ry cosabuena???:-D:-D:-D:-D Tsy irery izy any :°)

40. cosabuena ( 29/08/2005 18:41)
ie, mitovy2 amintsika iany rizareo aty ka, zá aty de heverin-drizareo oe madainga hono rehefa lazaiko izy ireo oe avy any Madagasikara anie ny tenako e, tsy mino rizareo...
Veloo:

fasaly a espagnole retsy ny fiteny any a:wink:
Ny oul any anie otran'ny gasy doly eeeee sa ahona ry cosabuena???:-D:-D:-D:-D Tsy irery izy any :°)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3285